Hihaona ny Filohampirenena sy andry rajoelina
1. bozyboleta
(
21/02/2009 09:35)
izao atoandro izao araka ny fanasan'ny FFKM.
Nilaza fa hamonjy io fihaonana io i tgv ary mampanantena kobakambava sahady ho an'ny mpanaradia azy tgv fa handresy ny tolona ataony.
Nilaza ny tsy hihaona @ mpamono olona mihitsy ka haninona any indray?

novalian'i ifiona ny 21/02/2009 19:34
2. ifiona
(
21/02/2009 09:40)
12H30 : TGV appelle ses partisans a rentrer. Une rencontre est prévue avec Marc Ravalomanana ce jour
asa marina re. Dia ahoana fotsiny zany ireo olona nitondra pique-nique?

3. tsinjo
(
21/02/2009 09:45)
ny fahazoako azy de miala any ilay teny nataony omaly izy fa tsy misy akour ilay diabe :-D :-D
4. ifiona
(
21/02/2009 09:47)
Bold text12H35 : Rencontre dans un lieu " neutre " à 13 h. Andry TGV donne rendez vous à ses partisans demain place du 13 mai.
oay lety e! hivory andro alahady ve!!!! loza ty marina, tsy aleo ve miala sasatra kely e

5. mathla
(
21/02/2009 09:49)
Dia voafitaka indray izany ny vahoakan'ny 13 mai androany nefa efa mba nanatena hanao picnic sady mijery film. Efa vonona nefa ny sakafo maivana sy ny rano mangatsika ho an'ireo izay mbola manana homanina androany. Ny sasany moa dia efa niandry action mba hahafahana mamaky hotely mba hahafahana mikaly. Kanefa kay tsisy indray androany.
6. tsinjo
(
21/02/2009 09:52)
ifiona > ka araka ny lazain'ny viva de radem houn ny andro malaza manatantara fa ijanona rapitso ny tolona fa o rava ny jadona :-D :-D :{ :{
7. bozyboleta
(
21/02/2009 10:02)
Fanairana tokoa fotsiny iny diabe iny fa tsisy akory.
Efa hita fa tsy lasa intsony le hoe tolona saingy menatra ny vavabe natao ny @ tsy hihaona dia iny diabe iny sisa no tetika iantsoana ny FFKM hanomana ny fihaonana ...
Izao indray tezitra ny olona sasany ao @ 13 mai fa tokony tsy hihaona izany...

9. bozyboleta
(
21/02/2009 10:36)
:roll: :roll: :roll:
Fa haninn azy ny FFKM???
Izy samy mpitolona reo ihany no hifamely ao.
Tsy hanaiky ny mpaniraka rehefa tsy vita ny mission nampanaovina azy dia mety hifototra aminy.
Ny sasany koa moa mety ho tezitra fa nandany mondron-kery nefa ny saosy tambiny mbola tsy azo...

11. gran
(
21/02/2009 10:57)
Mbola misy ihany ve ny tsy kopy fa be lapoaly sy mpamitabahoaka ty TGV TGv ty?
ho avy Rossy aho e, kay fanjonona sorona fotsiny iny.
9 no maty omaly maraina e, tsy marina izany.
hanao diabe de izaho @zay no ho sorona (hialoha lalana) aho e, aveo tsy sahy akory fa zara aza misy ialana bala hoe mbola andeha hifampiraharaha @ pamono olona aloha i TGV.
anio (omaly) ihany de hamoaka ny reservistes voasambotra aho ;-) ;-) ;-) 8) 8) 8) :lol: fa mpitolona reny e, aiza akory? mety Ra8 no hamoaka ireny androany ra hivoaka ireny fa tsy TGV ^^
tsy hisy intsony ny fifampirarahana aho oeeee, fa tsy hifampiraharaha @ mpamono olona TGV satria pamono olona no mifampiraharaha @ pamono olona. Zao no porofo fa samy mpamono olona reo : ny iray mitady ny sorona hatolotra eny Ambotsirohitra, nasaina manokana t@ radio viva mitsy t@reny ny tsirairay hitondra ny fianakaviany aveo mody tsofiny rano ho faty soamantsara. Ary ny iray mpandatsakainan \'ny sorona naroso. SAMY ASAN DEVOLY NY ATAONIREO, MIVORY AKETRINY DEVOLY SY SATANA
zao ny vahoakan\'ny TGV manjary miady atrano, satria ao ny naniry sy nivonona ny hanao picnic ka nitondra vary sy loaka ary lasary sy ranonapango, ao reo niandry action gidragidra, ao no efa tsy natory andrakalina fa efa nanao plan maty paika fa ho eny Iavoloha hono, Kay hoy TGV oe nde mody dolidoly fa tsy idiranareo ny fivorian\'ny samy pamono olona.
Tsy ho vita tataraina eto daholo ny fokasy sy bombina ataon ireo fa asakasakareo fa anareo ny safidy DEVOLY (TGV) SA SATANA (RA8), ny ratsy indrindra aloha de ny fiverenan\'ny LOSIFERA (RATSIRAKA) e!
Torohevitra : aza miala @ GRAN fa hoavy tsy ho ela izy hanavotra any MADAGASCAR. i GRAN oa fa tsy i ZAFY na MAYOL an!

12. bozyboleta
(
21/02/2009 11:01)
Vita ny fihaonana. Andrasana izay ho tohiny fa efa samy niala ny toerana nanaovana ny fihaonana ny roa tonta...
13. ifiona
(
21/02/2009 11:04)
andrywui: :-D :-D :-D
io zany ilay hoe ifiona mitady an' ishrek e! kobontoi ve
raha kobontoi le tantara dia ifiona mety hivadika olona mahafinaritra ny maso fa na zany na tsy zany dia ilay maha izy azy no tena hitiavan'ishrek azy! azontoi ve! okay
fa nga dia tena tsisy sujet ntsony ary ty resaka tgv ity fa laozanay sy andrywui mifanadala ato :-* :D

14. barry
(
21/02/2009 11:07)
Ary zaho miheritreritra sao dia ho vonohin-dry zalahy ra8 @ fin! :?: :?:
15. ifiona
(
21/02/2009 11:12)
oay lety e! vita sahady ilay fihaonana! toa rem minitsa dia tapitsa!!!
sao dia tsy nety niaiky ny fahadisoany ary i tezévé!

16. bozyboleta
(
21/02/2009 12:29)
Ny nifanarahana tao ary neken'ny roa tonta dia hoe:
- Atsahatra ny fifampihantsina na fifanaratsiana na fifandranitana @ haino aman-jery
- Atsahatra ny fisamborana sy ny fanenjehana manana endrika politika
- Atsahatra ny famoriam-bahoaka an-dalambe
Dia asa ndray zay ho tohiny raha:
- Hitsahatra koa ny fampihorohoroana
- Hitsahatra ny vaky trano
Mbola hitohy moa ny fifampidinihana...

18. bozyboleta
(
21/02/2009 13:27)
Asa re nefa ny kil mbola nomena fotoana hiverina eny rapitso hanaovana ny tatitra...
Fa ny kil koa aloha tsy faly mihitsy t@ iny noravana tampoka teo iny an!
Napme mihitsy ny sasany niteny hoe " tsy rariny kosa zao ra-andry f'angaha zao no nifanarahana" :-D :-D :-D