Menace aloha fa tsy natao ny LONGUE MARCHE

1. Noue ( 21/02/2009 10:04)
« Si vous ne prenez aucune décision avant minuit, nous en déciderons nous même avec les éléments des forces de l’ordre qui sont avec nous (…) je m’en lave les mains si vous ne prenez aucune initiative ».

12:45 - Certains partisans d’Andry TGV sont déçus car ils s’étaient préparés à “une longue marche”

12H00 : 13 mai attend Andry Rajoelina

12H30 : TGV appelle ses partisans a rentrer


Andry TGV demande à ses partisans sur le 13 Mai de rentrer car sur demande du FFKM, il va rencontrer le président Ravalomanana à 13h dans un lieu neutre.

2. andrywui ( 21/02/2009 10:56)
Noue f'anga moa ra hanao, anle diabe de oe maninnn ? ra mande ampahatsorana tsisy korontana de maninnn ko anefa fa ny anlah kou ry Noue filana voatsiary !! alao ny olona hande sady mba mijery tanana e !ny picnic vita ny adidy tanteraka sady mba manala azy hiandrasana ny ampitso fa efa zay no baiko na nisy nitondra sakafo maivana na mazefatra ! ^:^ ^:^ ^:^ ary kay hianareo efa nivory mangina niaraka tam Penguin tan ry Noue sy Yuka sy tsinjo ... fa hanohana ahy hanao TGV an !! hitako ane io dinika eo ambany io ee!! de ahoana ny fanapahakevitrareo tao ry Noue sy Mirananirina sy Ifiona sy Yuka ?? vonona hinamana amiko amzay zany ??
3. rangorivao69 ( 22/02/2009 11:14)
raouioui>TSY MILA MENACES ZANY NY LEHILAHY LEITY FA TONGA DE RAIKITRA :twisted: :twisted: :twisted:
4. Fahazavana ( 24/02/2009 06:01)
Olona tsy misy fotony toan'ty tsy kitay tsy vary maina ve ho menacena e ! tonga dia nofelahina ny teha-maina ilay kondrana mpanakorontana io i . i bandy lava manity dokotera au noir ve adala e! ndàna mitsabo loha , pehako ny teha maina ty raha tratrako ao ambohipihaonana ao @ sabata zao mifnjevo eny @13 mai izany

tchao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.054