Mbola dodo daholo nga

1. klitika ( 21/02/2009 04:36)
misy ao izao ny manonofy hoe manorokan-dRa8, na Lalao, ny sasany hoe TGV na Mialy. Dia mbola eto foana isika eh
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:52
2. klitika ( 21/02/2009 04:38)
Mbola tsy naheno na inona na inona aloha hatreto an, tsy haiko na nandeha tany ihany ireo Jeneraly na tsia, fa raha tany aloha izy, dia efa nirava ireo miaramila mpiandry ministera hoy aho.
3. andrywui ( 21/02/2009 08:19)
elah zao ry klitika no nanofy nanoroka andravalo tamn nofy tao de tsy nahita tory tsony !! kobo foana ane fikanlah eee !! Psiko ny aty ane !!ha ha ha ha :-* :-* :* :* :-* :* :-* valo&klitika !! hi hi hi :* :-* :* :-* :* :-*
4. xxx ( 21/02/2009 09:19)
ahoan ktou mo zany ry klitika?
5. xxx ( 21/02/2009 09:52)
fil info , 21 février 2009, heure de publication à Madagascar .

12H35 : Rencontre dans un lieu " neutre " à 13 h. Andry TGV donne rendez vous à ses partisans demain place du 13 mai.
12H30 : TGV appelle ses partisans a rentrer. Une rencontre est prévue avec Marc Ravalomanana ce jour
12H20 : TGV est à Analakely. Il lit une lettre du FFKM invitant a une rencontre avec Ravalomanana à 13h
12H20 : Mahajanga : Les pros Tgv appellent au megaphone a un rassemblement pour cet apres midi
12H00 : 13 mai attend Andry Rajoelina
11H30 : Les pro Tgv au 13 mai. Culte religieux au palais des sports de Mahamasina. 5000 personnes environ


Dia mazava fa sabotsy tsisy action zany androany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0808