Andryuwui sy Noue ireto ohatr'ireny mpivady miady ireny

1. klitika ( 20/02/2009 20:11)
Tena kozy eh

Saingy m'lay ihany izany, fa mitombo ny safosafo amin'ny alina am'zay.

Tandremo kosa anefa sao mifampisinton-damba ao an
2. klitika ( 20/02/2009 20:16)
Sahala amin'i James Carver sy Marlyn Matlin
3. xxx ( 20/02/2009 20:17)
klitika:

Tena kozy eh

Saingy m'lay ihany izany, fa mitombo ny safosafo amin'ny alina am'zay.

Tandremo kosa anefa sao mifampisinton-damba ao an

milay izany ary kidoro ho atorian'ny ry zareo ry penguin no zanany

:-D :-D :-D
4. xxx ( 20/02/2009 20:18)
mifanakatia anie ry zareo ireo :-* :-* :-*
5. fijo ( 20/02/2009 20:20)
soa ny fiarahantsika hoy le teny
6. klitika ( 20/02/2009 20:21)
Ilay kidoro hono izao ts'isy sesika koa :D

Nefa dia mbola natory teo ihany ve ry zareo? Sao dia marary lamosina am'zany?
7. Noue ( 20/02/2009 20:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) mba mahita lazaina koa ianareo ry klitika aaa ! tssss !!! dinika nama valiana fa aza mirediredyeo aaa !! :-D :-D :-D ho tezitra eo indray i ifiona aaa !! :-D :-D :-D :-D
ny tsy azonarao angamba dia c'est sur oe mamaly dinika aho, oatranareo rehetra ihany eee ! saingy na dia misy mamely aza aho dia :-D :-D :-D :-D eo fotsiny ny adiko eo eeee !!! zay ilay ataoko oe tsy taitra! tsy maika! ny vikavika tsy mba zaitra eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. ifiona ( 20/02/2009 20:39)
hein??? inn ty dinika ity???? hin!!!! :x :x

Noue :P
9. xxx ( 20/02/2009 20:40)
i penguin no lahimatoanareo :-D :-D :-D
10. Noue ( 20/02/2009 20:44)
ifiona dia mahagaga mahintsiny akia aaa !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D dia mbola manampy tosika koa i XXX @ zany klet'ieee :^) :^) :-D :-D :-D :-D
11. xxx ( 20/02/2009 20:50)
laingany ifiona fa io Noue io mitsy no manodikodina an'i andrywui ato a ,
mitady halainy fotsiny ny anao ,aza mety ifiona a
12. Noue ( 20/02/2009 20:53)
eissyyy eee ry XXX :-D :-D :-D :-D raha hamaly anao foana koa aho zao dia lazaina koa oe inona eeee ??? tssss zao ve no mba politikanareo klet'ieeee !!!
13. andrywui ( 20/02/2009 20:53)
Oay lelik eee !!!! !! tena resak'alika mitsy ny an'ile klitika iny leaza a! aza tratrako mifanena amiko ato ela ry lety fa ataoko tsy mahita lalakivoahana ato elah ry le cbe kritika ty an !! aiza ko zahay sy Noue ze manao adina mpivady eo ?? zahay aza mifanohitra be ny hevitray !! na ifiona koa aza mifanohatrevitra amiko ko lazainlah fa oe innn ndray !!! ratsy saina lety klééee !!! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :-@ :-@ :-@ :-@
14. Andribe ( 20/02/2009 21:35)
zay ko raha tsy miady tsy mifankatia. I Noue sy Andrywi tsy tsara atao eo @ fitondrana fa manao vazaha mody miady. Fa raha tena miady aloha aza miady fa mifanekera. Faite l'amour pas la mort :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :* noue sy andriwui
15. klitika ( 20/02/2009 21:39)
andrywui:

Oay lelik eee ...ratsy saina lety klééee !!!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ka io nitanin'andro ela be sady notsofin'ny rivotra teo antokotany teo foana dia lasa ratsy koa (ilay saina io a)

Fa aleo fa ovaiko am'zay io eh
16. xxx ( 20/02/2009 22:28)
Fa ahoana koa izany sana !o ry noue , vady andefimandriko anie i ty é ! dé izaho izany tongobolo vazanan'ny ela ka rehefa lany mamy dé atsipinao ??? ndana ty mody any fa avelao ny resaka tsy hatoriana.Ary ialahy rAndrywui aza mandrebireby ny divako éla fa ataoko tsy mipe-tany koa ny vadin'elah an !!Tay saka a !tsy lasa izany .Mbola :* ihany na dia izany aza! :-D :-D
17. xxx ( 21/02/2009 09:24)
ef vizandra-andrywui n anla ry papa a, efa ifiona ndray n az zao
18. Fahazavana ( 23/02/2009 08:13)
ohatran'ny donné sy lalao ao @ loterianina :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0917