Jereo ny fahendren'ny vahoaka TGV tamle naka ministera ane e
1. andrywui
(
20/02/2009 19:12)
Tena mbola tsy nahita vahoaka hendry otrnle tamn naka ministera iny aho na de nitsefotra aza iny !! fade nipetraka tsara ! tsy nila tenenina fa vahoaka hendry eh ! tena TGV marina no azo efa vonon'anatra otrireny fa ra ny Tim de ny hiady sy hifamono (na hamono ) foana no ao antsainy !! otranle vao nahavita anle teny Mahamasina iny zao de lasa nifampitaritarika oe hakeny analakely ony ry zalahy !! haninona ?? hila ady sy hila kisa amin'ny TGV ony ee !!! de lasa tokoa nafana fo be notarihan'nry penguin sy molota sy ngohia sy tsinjo de ny vady miaramila avy teo aloha (mirana sy noue sy yuka ...) hi hi hi hi kay nosakanan(ny miaramila teo amin'ny tunel de taraiky teo ry tia rà latsaka , !fa ra tsy zany defa namono olona ndray ny TIM e!
novalian'i andrywui ny 21/02/2009 07:59
3. barry
(
20/02/2009 19:31)
Hita fa tsisy kil mitsy le sizendry wiwiw de izy ihany no mody manao xxx haha fika antitra be zany e ! :-D :-D :-D
5. Noue
(
20/02/2009 19:58)
ka nahazo didy jadony kooo !!! ALLEZ !! LES SORONA !!! ALLEZ !! ASSAYEZ-VOUS !!! koa nahoana no tsy hanaiky eee ??? tsss
6. fijo
(
20/02/2009 20:29)
hoatry ny mitarika alika kely tokoa ani ei andry amin'ireto vahoaka keliny e
8. andrywui
(
20/02/2009 21:01)
Nahazo baiko ahoana e !! hendry kosa ny olona naka ny ministera teny fa aza be fialonana ry tia rà latsaka a !! tsisy niady na nifamaly na nanao barofo fa de tena amlé wui mihitsy e ,akamako reny ka ,mety tsara !
9. Optik
(
20/02/2009 23:07)
Ko atao ahoana fa ze tian'i tézévé hanaovana azy koh:
Alefa mitrongy daôly!!............de mitrongy...
Alefa mandady daôly !!..........de mandady...
Ao ifirako ny lohanareo!!...............de manalasatroka daôly!!
KA inona no tsy marina am'zany?
Alefa mitrongy daôly!!............de mitrongy...
Alefa mandady daôly !!..........de mandady...
Ao ifirako ny lohanareo!!...............de manalasatroka daôly!!
KA inona no tsy marina am'zany?
11. andrywui
(
21/02/2009 07:59)
marina zany kah ,ngah mo nisy namaly teo oe tsia / vive TGV viva !!
