Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i denara, milahatra araka ny daty
denara ( 21/02/2009 10:34)
tapa-kevitra ihany aho hiaona @filoam-pirenena hoy Andry!
Rehefa hitany fa tena tsisy hirika mihitsy ny angalana ministera isan-karazany , ny olona koa efa vitsy de vitsy no manaraka azy.efa nanao izay kely mba takatry ny atidohany izy,nanome baiko tatsy sy ... tohiny
novalian'i gran ny 21/02/2009 11:02
denara ( 21/02/2009 05:27)
diabe...
Andeha hitsangatsangana sady hanao fety anio ry TGV, nohon'ny fahazahoana ministera 4 ka nahafahana nanome baiko 5minitra be izao ,tena fanjakana tetezaminitra tkoa ity re olona,Atao ahoana tokoa moa ... tohiny
novalian'i mololo ny 21/02/2009 08:34
denara ( 20/02/2009 13:38)
aingam-panahy ho an'i TGV
eny ho aho ry TGV! moa izao no nifanekena ve? mody hoe ho eny aloa hay miafina ao iviho rahampitso asa loa nilaza izy hoe ho eny aloha ho hitantsika eo izany izao aza efa latsaka ny am...! t... tohiny
novalian'i BlackGasy ny 21/02/2009 07:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069