Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
klauma
(
23/02/2009 11:14)
sarotra ny fiainana
inona no atao, aiza no hahita, iza no mba hampindrana, izany no fanontaniana mipetraka isan'andro vaky! ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/02/2009 18:24
xxx
(
23/02/2009 11:03)
daewoo
volaza fa hoe hofain'ny daewoo 99ans ny tany malagasy hamboleany katraka
1.2million ha, izany hoe raha oharintsika ny quartier 67ha izany dia 20.000 fois quartier 67ha izy io.Koa mba sosokevitra ny a...
tohiny
novalian'i pimaso ny 23/02/2009 14:37
razafben
(
23/02/2009 10:06)
LASA AHO AN'i ROSSY
MITADY tonon-kira LASA AHO ROSSY
...
tohiny
penguin
(
23/02/2009 09:54)
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina dila
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina tsy azon'i TGV sy ny namany....
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 00:28
pimaso
(
23/02/2009 09:48)
la Guerre fini tout le monde content
:-D
:-D
:-D
=D> =D> =D> ...
tohiny
novalian'i pimaso ny 23/02/2009 10:06
tsimati
(
23/02/2009 09:41)
Manana finoana hoy ny TGV fa tsy MINO FOTSINY IHANY
Inona no mahasamihafa ireo fa ho ahy dia iray ihany ireo. Sa hafa ny an-dRA8 ? Sao mba marary saina ka ny tarehiny no jerena.
Nahavita dingana betsaka isiaka izao hoy ny TGV ka tsy dingana lehibe ve ...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/02/2009 14:53
xxx
(
23/02/2009 02:00)
Afa-baraka ny TIM , afa- baraka Ra8...
Efa araky ny olona ny tena marina @ ity raharaha manga ity , izany no hoe ela nitoratorahana ka nahavoa mason angatra!...Manam-petra ihany izany ny fahefan olombelona sy ny vola be ...
Io volanenao...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 23/02/2009 13:30
soanja
(
23/02/2009 01:06)
Raha hofaty ianao tsy ho ela.....
Inona avy ny tianao atao alohan'ny hitrangan'izany??? Nofinofy?? sy ny hafa maro? Izy Atra nilaza taminao fa tsy handeha ianao hiala eto antany ny vola anananao tokoa amin'io? ...
tohiny
novalian'i belakely ny 03/03/2009 01:33
xxx
(
23/02/2009 00:30)
Marary izany i Madagasikara ka inona no solutions?...
Mila solutions immédiates izy ity ary mila solutions a long termes ihany koa!...
Efa iaraha- mahalala moa izao ny zava - misy momba ny ady misy sy ny anton izany eo @ Ra8 sy TGV ka inona no vahao...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/02/2009 08:57
batista007
(
22/02/2009 22:03)
ho samborina i tgv sy ra8
araka ny vaovao azo taminy manamphefana ambony ao @ tafika dia misy izaony plan hampijoroana ny directoire militaire ary tgv sy ra8 dia hosamborina,tsy manaiky intsony ny tafika satria efa tena mijaly...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:49
gran
(
22/02/2009 21:03)
Vaovao farany momba an’i kidoropamba
Vaovao farany momba an’i kidoropamba,
Araka ny vao2 voaray farany dia teny anosy no nahitana farany an’I kidoropamba. Raha izy votonkafaliana hoe azon’ny TGV iny ny ministera dia faly tokoa n...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 23/02/2009 14:37
niryna
(
22/02/2009 21:02)
Ho sitranin'Atra ny tany raha hanetry tena ny vahoaka
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako. Raha manao izay meloka izy, dia hanariko amin'ny tsorakazon'ny olona sy ny kapoky ny zanak'olombelona;
nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesor...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 13:02
andrywui
(
22/02/2009 20:44)
FALY MIARAHABA ANAREO AM FAHORIANA AH AM TALATA
Tonga de ho ataoko mialoha eto zany ny fiarahabana anareo sy fifandomam-bera anareo amin'ny Fahoriana amin talata fa efa vita fifanarahana fa hiala aminio zany Ravalo ony e !!!(tena zavatra marina ane...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 23/02/2009 13:19
niryna
(
22/02/2009 20:31)
Inona ity lazainy
Asa na mba ahoana ihany ity fiarafarana ity fa firifiry izao ny zaza no mahasahy mamono olona .Hevero kely anie e, zaza 11 taona dia nahavanona nitifitra ka nahafaty ity reninkeliny izay bevohoka val...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/02/2009 16:59
niryna
(
22/02/2009 20:18)
Ny tena fitafy malagasy
Manao ahoana daholo e.Raha mba misy manana sary mikasika ireny tena fitafy malagasy ireny anie hianareo dia mba alefaso eto e.Ny fitafin''ny vehivavy na ny lehilahy izany ary dia misaotra mialoha o
(...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 27/02/2009 18:34
soanja
(
22/02/2009 19:30)
Ireo karazam-PAHOTANA?
Inona no atao hoe Fahotana? Inona tokoa moa no heverintsika fa Fahotana?
Avy aiza no nipoiran'io ary nahoana io no manjaka eo amin'ny fisainan'ny olombelona ny fisiany? Misaotra ho an'izay handray a...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 14:02
Andribe
(
22/02/2009 18:06)
dinik i ra8 sy andry ary ffkm tsisy 1 ora akory
tsy nisy 1 ora akory no nidiran dra 8 de nipitsika lery fa lasa resajaza le izy hono. nahazo felaka tao i andry tgv de hoe mifona aho mifona aho tonton fa tsy hanao tsony. :-D :-D :-D :-D :-D :-...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 09:35
Mirananirina
(
22/02/2009 15:45)
Marina ve ity tantara henoko ity
Tsy fantatra intsony moa izay marina fa dia samy miteny daholo:raha misy hafaka hanazava .
Saika lasa vinanton-dra8 i Andry tgv dia nisy disadisa foana dia tsy raikitra,ary cousine io zanaky Ra 8 io ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 23/02/2009 15:39
mosabe
(
22/02/2009 11:53)
Canal plus clair :DAGO
Mandeha Dago anio alahady 22 febroary 2009 13H...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:15
xxx
(
22/02/2009 10:39)
Kidoropamba
Aiza rakidoro no tsa hita a! MIVOAHA RAHA HO SOLOANA SESIKA E! io aky ry Mirana fa mifezaka ny kidoro a! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:07
