Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
BOYSGOSS
(
24/02/2009 10:38)
Tsy mahita angano tantaraina intsony
Indray andro hono nisy zany TGV zany izay nitovy t@'i LUKY LUKE, namory ny olony hono izy ary dia nirevy be ry zareo : Whisky tsy fahita firy eto Dago no fisotrony marque TSAHO ary ny tsakin'izy ireo ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 02:47
andrywu
(
24/02/2009 09:58)
tnga tanky sy fitaovana ary fomba
araka ny vao2 azonay farany dia tonga tanky sy tafondro fa dia miomana tsy baramina intsony ity fa dia miomana e...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 11:27
karavasy
(
24/02/2009 09:27)
Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV
Lazaina fa gola nefa mbola ady eo ampiantohana. Firy ary an'iza ny lamba miahy ? Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV...
tohiny
novalian'i Andribe ny 24/02/2009 13:01
rangorivao96
(
24/02/2009 09:21)
TSISY FANANTENANA INTSONY HO AN'NY TIM E! K.O
Tsy ny Tim tsony zao no olana ho atsika fa ze hampandroso ny firenena haingana amzay ,oe ahoana ny stratejia tena haingana sy mahomby ,satria mety noloarana tao mialoh ko zao ny volampanjakana sy ny o...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 03:10
penguin
(
24/02/2009 08:55)
Sanga lava taritin'ny olona na fahanana vao mandeha ny TGV
TGV haingana dia haingana nefa sady tsisy làlan'ny TGV aty Madagasikara no lava sanga ka taritin'ny olona ny andriny. Fahanana vao mandeha ka manimba zavatra satria mandeha ho azy ary mandeha mamotik...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 12:06
lemenakely
(
24/02/2009 08:24)
Ny hazo avo hono halan ny rivotra ...nefa kosa!
Io moa dia fomba fiteny mahazatra eto @ tanana e!kanefa kosa tsy manazera ho azy ilay hazo ny rivotra fa misy antony kosa angamba ao?......
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 24/02/2009 23:49
Luix
(
24/02/2009 08:22)
Mitady Tonokira
Mitady ny tonony ireto hira ireto é
-Rosily à (Raindimby)
-E Rily é (? :oops: )
-Mariazy (Fenoamby :cry:
Misaotra mialoha...
tohiny
Fanhaiky
(
24/02/2009 07:52)
Malahelo aho...
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra di...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 06/03/2009 20:13
penguin
(
24/02/2009 07:17)
Ravalomanana no Filohanay fa TGVendrana tsy ilainay.
Rehefa tsy azoazonareo dia lazainareo ratsy toetra kanefa ny toetra asetrinareo azy dia vao mainka hatratsian-toetra. Mpiasan'ny Radio VIVA izao no manambara hoe Tranon'olona mapiahiahy fa mandraisa f...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 11:51
rafangotsohana
(
24/02/2009 07:00)
fandiorano
Salama daholo!
Sao dia mba misy mahay hatramin'ny farany io hiran'ny Tarika Tsiakoraka io fa mba ilaiko, aza fady?
Tsy tsaroako fa misy ohatrizao ilay izy
Fandiorano mivezivezy lava
Tsy harena fa ...
tohiny
xxx
(
24/02/2009 06:41)
Tsy TGV no ratsy toetra fa dia Ravalo e!
Efa ela no tokony ahatsapatsika ny haratsiantoetran ingahy Ravalomanana ity na tsy mbola teo @ fitondrana akory aza izy.Izay orin asa nifaninana t@ Tiko dia nanaovana toetra tsy zaka : Romanor , ny A...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 24/02/2009 12:46
rangorivao96
(
23/02/2009 22:28)
Mamanay zany no tena nampianatra ah niteny rats tam kely e !
Malaza be ato am serasera mank oe mpiten rats be on za ,sady isak ze mten zan de maloto foan no mivoak n vavak , ka de ambarak ampahibemas eto zan fa de MAMAKO niterak ah mihits zan no nampianatr ah n...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 02:40
salopard
(
23/02/2009 22:25)
Tsy rariny !scandaleux! avelao kosa ry zareo hiasa e!
Tsy rariny ! scandaleux! avelao kosa ry zareo hiasa e!
Posté le: Lun Fév 23, 2009 23:21
--------------------------------------------------------------------------------
moov.mg/actu...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 02:38
NyMisaina
(
23/02/2009 22:06)
VAHOAKA : SAMBORY NY MPANAO RATSY
Aiza ny tena VAHOAKA? Tena ampy izay fa raiso ho adidy ho an'ny Tanindrazana sy ho an'ny Malagasy ny FISAMBORANA ireo mpanao ratsy sy ny tariny dia tgv sy ny mpiara-dia aminy. Tadiavin'ireo hosimbaina...
tohiny
novalian'i ndenn ny 26/02/2009 20:45
xxx
(
23/02/2009 20:59)
Iza moa Ra8 ? Tsy fantatro fa ny nataony no hitako.
Iza moa Ra8 ? Tsy fantatro fa ny nataony no hitako.
Tsiahy. Tsy nanaiky ny valim-fidianana tam 2001 razoky de nampiasa an-dRatsirahonana hanao fampitaha fitanana an-tsoratra d teo no nanoboka ny ta...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 24/02/2009 00:10
ifiona
(
23/02/2009 20:27)
ny vitan-dRavalo...
miala tsiny fa ity misy dinika kely hita tany @ forum hafa, mba hozaraina ho antsika mianakavy.
source: sobika
Personne n’en parle : Les réalisations du Président Marc Ravalomanana
Depuis l...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 00:09
zama91
(
23/02/2009 20:05)
Rehefa tsy hilamina ihany
rehefa tsy hilamina sy tsy handray ny andraikiny i ra8 aleo hiditra ny firenena afrikana handaminina,resaka efa ela no tokony tsy nisy izao zavatra izao nefa moa dia tsy nisy ny fandraisany fanjakana ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 24/02/2009 00:12
NyMisaina
(
23/02/2009 18:11)
HO AN'NY FILOHAN'NY MALAGASY
(Tatitra):
Ho an'ny Filoha Marc RAVALOMANANA
Izao no izy:
Rehefa tsy ho samborin'ny Filoha sy ny Lalàna misy eo ami'ny Firenena Malagasy ireo mpanao ratsy rehetra tarihin'i tgv dia tsotra:
...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 07:23
dinarija
(
23/02/2009 18:00)
efa hendry ve ianao
mitady hiran'i Njakatiana aho , tsy tadidiko ny lohateny fa ao amin'ny refrain misy hoe" efa hendry ve ianao, sa mbola maditra koa, raha hanaraka ahy ianao......
tohiny
xxx
(
23/02/2009 17:43)
Lyon Vs Barça
[u][i]Ny vokatra:[/i][/u] Lyon-Barça: 2-1...
tohiny
novalian'i westlife ny 06/03/2009 10:52
