TSISY FANANTENANA INTSONY HO AN'NY TIM E! K.O

1. rangorivao96 ( 24/02/2009 09:21)
Tsy ny Tim tsony zao no olana ho atsika fa ze hampandroso ny firenena haingana amzay ,oe ahoana ny stratejia tena haingana sy mahomby ,satria mety noloarana tao mialoh ko zao ny volampanjakana sy ny or rehetra ao am bank central ao ,
2. andrywui ( 24/02/2009 09:54)
Merci Ragorivao an !!! ary lasa akamako tampoka teo lety !!!! ary misy miteny irery bedebe letsy elah Rangorivao atsy ambany atsy a!!! fa tsy azoko le olon iadivanlah eo na ol efa lasa ve fa ndraindray nef elah otran manopa ah zany letsy nef za tsy teto omaly hariv totolo fa ny maraina ihany !!!! fa ny tena zva dehibe alo de ty fanapahakevtrelah ty letsy Rangorivao !! milay io e !! miaraka eto foana ndray zany e!! mankasitsaka o
3. xxx ( 24/02/2009 09:56)
ela iahany ra8 no mametraka fanontaniana dia ela ihany no mamaly manva pseudo fovo ela ka mahery letsy e :-D :-D :-D
4. rangorivao96 ( 24/02/2009 10:17)
Aza manendrikendrik ol ry Tim fa zany ihany no nahatonga anle oe ny TGV no nandroba ,nefa hay taty aoriana de fantatry ny polisy iany oe ny Tim daol reny elements nandroba ireny ,de io mbola tohizanlahy io ian ny fanensrikendrehan ol ,mb misain ry voatsirofo a
5. tafondro ( 24/02/2009 10:25)
rangorivao96:

Tsy ny Tim tsony zao no olana ho atsika fa ze hampandroso ny firenena haingana amzay ,oe ahoana ny stratejia tena haingana sy mahomby ,satria mety noloarana tao mialoh ko zao ny volampanjakana sy ny or rehetra ao am bank central ao ,


Rangorivao96 sy andrywui zan no Tena Gisa Vositra eto ra zao no ité ,mtady katsak' OGM atao kaly dé mgàgàgà any amindry mavo kelmaso mtady ivarotra tanindrazana.Ndana maazo ouz le msna ouz fa adebakay ao afrik' nareo ouz ny masnah tafondro..
:-P :-P
6. andrywui ( 24/02/2009 10:38)
Tafondro vava kely mitsefotr kely fotsiny de zay !!!! VITA NY TIM OA !!! ZAY !!!! MAMANGY AM FAHORIANA OOOO
7. TEGEVE ( 24/02/2009 12:23)
ary marina ny voalazan"i rangory69 ,ary hitako ny diniky nataonareofa tsy mendrika ny hiaraka @ nay enao io ,efamiteny irery toa adala (l) (l)
8. yuka ( 24/02/2009 12:40)
Mitsefotra amin'ny ahoana ary ??tsisy vita zany eo wouaaaa!
AIZA ZAY ZE VITA EO!!!!
Mankahery tena fotsiny nareo TGVizana reo :-D :-D :-D :D
9. andrywui ( 24/02/2009 12:53)
Yuka !! mahasosotra ahy ianao fa za endrikendrehan'i Yuka oe nanao le hevitra misy Ivo Hasina io
10. TEGEVE ( 24/02/2009 13:08)
iazo fotsiny no lazaiko anareo: mitady toerana ao aminay mantsy andrywi io,kanefa nodininay ato @ foibe ny fomba fisainany ,dia nanapakevitra izahay ny handroaka azy sao mila azy nareo TIM,izy izany zao dia TGVOAROAKA (l) (l)
11. Andribe ( 24/02/2009 13:24)
Raha maty ny TIM Dia maty koa ny TGV satria tapaka ny courant :-D :-D :-D :-D =)) =)) =))
12. rangorivao69 ( 24/02/2009 23:53)
eto aty mitsy alou pehana zay atao mamay tsara mba tsy maty boriny fotsiny klé :-D :-D :-D
13. tafondro ( 25/02/2009 00:07)
Alefaso mora iany klou fa aza dé itarina bé lotra ra rangorivao69 !
14. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:22)
ka le andrwyouioui iny milaza bemokony nefa sarimbavypour :-D :-D :-D
15. tafondro ( 25/02/2009 01:24)
Mbôla tskoi zany ra zandry a! à la suite .
16. rangorivao69 ( 25/02/2009 03:10)
tafondromaty>rangah zany kou toa hisolovava azy ,nahazo kilalao ndray zany klé, :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3734