Ny hazo avo hono halan ny rivotra ...nefa kosa!

1. lemenakely ( 24/02/2009 08:24)
Io moa dia fomba fiteny mahazatra eto @ tanana e!kanefa kosa tsy manazera ho azy ilay hazo ny rivotra fa misy antony kosa angamba ao?...
répondu par rangorivao69 le 24/02/2009 23:49
2. rabingogilabanga ( 24/02/2009 08:39)

Raha ny TIKO no amidiny @ Daewoo, ka be ny mpanakiana, dia mitombina ny fiteny.

Fa raha ny afera public kosa no asiana teny, tany amidy @ Daewoo ohatra , dia tsy mitombina kosa.

Tany sy volampanjakana iraisana ilay izy tompoko.


La moindre de chose, dia tokony afaka hiteny any @ radio public sy hilahatra eny @ toeran public ny rehetra hi-critique, na hanasoa ny ataon'ny filoha
3. rangorivao96 ( 24/02/2009 08:57)
Zay ane oa no ten mahavoa itony Mpitondra otran dra8 tony e, rehef nofidiambahoaka hitondra izy de mihevitra mihitsy fa oe anazy mits zan i Madagascar iray manotolo ,de zay tiany atao amin olona , ny harempirenena , ny , fiandrianampirenena ,... fa efa eritreretiny oe manaiky ahy iM/car manotolo , kay refa tratran'ny toy izao vao taitra oe tsy anah kay le Madagascar fa napetraka nitokisana hitondra teto fotsn ah , de efa trop tard ny fandinihana fa ny olona efa nitroatra ,
4. ratavao ( 24/02/2009 09:15)
Tena marina mihitsy izany e! sady mieritreritra izy oe, tsy afaka mankaiza zany eo rehefa mihatra ny didijadona, fa azy irery ny fahefana ambonin'ny tany, nefa indrisy fa misy farany ny zava-drehetra. Tsy zakany intsony zao ny alahelom-bahoaka mitambesatr'aminy, ka ny hany azony atao sisa de ny mody tsy taitra nefa ny aina any am-baravarana.
5. andrywui ( 24/02/2009 10:24)
Marina ny anRangorivao69 akama vaovao !!! de marina ko ny anRatavao akama !!! milay fa tena zay mihitsy ry izy mtsamy !!! tena marina ktony fa isika malagasy kto no mila voatsiary sy manaotao foana amin zavatra sasany fa tsy mandinika mihitsy !!!! entin'ny fo ee!!!!
6. tafondro ( 24/02/2009 10:38)
rabingogilabanga:


Raha ny TIKO no amidiny @ Daewoo, ka be ny mpanakiana, dia mitombina ny fiteny.

Fa raha ny afera public kosa no asiana teny, tany amidy @ Daewoo ohatra , dia tsy mitombina kosa.

Tany sy volampanjakana iraisana ilay izy tompoko.


La moindre de chose, dia tokony afaka hiteny any @ radio public sy hilahatra eny @ toeran public ny rehetra hi-critique, na hanasoa ny ataon'ny filoha


Tsy any lé koz rabilabila ouz ,fa ratavao ,rangorivao96,randrywui ,zé Tena Gisa Vositra ouz ny masnah no nigàgàgà tany @ ny mavo kelmaso ouz fa mila katsaka OGM ouz dé nanery an'iR8 ivarotra tanindrazana @ daewoo ouz ,nefa tsy nanaiky ouz ny masnah i r8 ouz dé teztra ouz ny gisa reetra ouz dé lasa ngàgàg eran'ny tanà ouz lé masnah tafondro.

=)) =)) =)) :-$ :-$
7. xxx ( 24/02/2009 11:29)
tafondro kely !! ratsy kely ,, tsipoapoaka kely mitsifotra fotsiny iny !!!!

Tsy maha-taitra zanak'akoho akory ny fangetotra keliny ve ?

hi hi hihi :-D :-D :-D =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^
8. rangorivao69 ( 24/02/2009 23:49)
raouioui>mitabe leity tsy lanin' ny mamba a,fa ataon'i tafondro rovibouudy tena mianakavy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499