tnga tanky sy fitaovana ary fomba

1. andrywu ( 24/02/2009 09:58)
araka ny vao2 azonay farany dia tonga tanky sy tafondro fa dia miomana tsy baramina intsony ity fa dia miomana e
novalian'i xxx ny 24/02/2009 11:27
2. xxx ( 24/02/2009 10:04)
efa mitapy leys dia mitenena hoe mila tsaboina ela a
3. andrywui ( 24/02/2009 10:11)
Aoka letsy ny PS ry lety fa innn ary ty le !!! ny nahatsara azy aloh kay de elah nitovy fill'in amiko ihany !! fa ra tsy zay veta teo aho !!! tohizo ary le andrywu anlah fa tsy koa e !! ha ha ha ha !! fa tsy miteny rats elah ry lety a !! de ao elah mampihinana an'i Tafondro sy klitika sy ngohia sy Noue fa za hampihinana an'i Penguin sy Rangorivao sy molota !! okay lesy zandry e
4. xxx ( 24/02/2009 10:51)
marina zany e
ty vakio
11H20 : Andry Rajoelina prévoit une manifestation d'ici la fin de la semaine " une suspension , ne veut pas dire une interdiction " selon lui en référence au préalable d'accord de samedi dernier.
11H07 : date, heure et lieu encore inconnu pour la prochaine rencontre Ravalomanana-Rajoelina
11H06 : Radio Viva ( Andry Rajoelina ) déclare faire son travail d'information et non d'incitation à la violence. Radio Mada ( Marc Ravalomanana ) a cessé les commentaires politiques
11H04 : Radio Viva annonce que des contenairs d'armes dont des Tanks sont arrivés à Madagascar
5. tafondro ( 24/02/2009 11:19)
andrywu:

araka ny vao2 azonay farany dia tonga tanky sy tafondro fa dia miomana tsy baramina intsony ity fa dia miomana e

lisan'ireo zé mrevy rà latsaka ,andrywu, adrywui, ratavao,rangorivao96, dé oavy ny ts mety tsy azo ivalozan' ouz ny masnah ,lisany Tena Gisa Vostra reny zé nanery anadebaka tanindrazana ambolen'lisany katsaka OGM no tapaa-tenda voloany, ouz ny masndah tafondro .BBBOOOouudouboudoubouuummmmm!!! hun hun hun hun hun .

8-) 8-) 8-)
6. andrywui ( 24/02/2009 11:26)
tafondro kely !! ratsy kely ,, tsipoapoaka kely mitsifotra fotsiny iny !!!!
7. xxx ( 24/02/2009 11:27)
Tsy maha-taitra zanak'akoho akory ny fangetotra keliny ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0855