Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
25/02/2009 18:02)
fa nisy inona ???
[b]Mgr Odon Razanakolona s’est retiré de la médiation. Il demande à l’ONU d’intervenir comme médiateur et demande aux forces de l’ordre de faire son travail en protégeant la population ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 01:20
nyavo2000
(
25/02/2009 15:49)
NIBARADAKA RANJIVASON KA NAMOAKA NY MARINA REHETRA
Araka ny vaovao mandeha de nibaradaka Ranjivason fa nisy fikasana miaraka @ rezervista miaraka fiadiana antsokosoko hanafika teny Iavoloha ny asabotsy lasa teo....maro ny olona voatonotonona amin'izan...
tohiny
novalian'i kevin71 ny 25/02/2009 23:58
raNeo
(
25/02/2009 15:26)
Malagasy mifanaja
Aleo kosa aloha mba hajaina ilay dinika ambony latabatra fa dia ho gidragidra lava zao ve, ohatra le hoe le fandrangitana @ haino aman-jery fa ny forum toy izao koa ange mba tena betsaka ny mpandrangi...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 15:37
ikaretsaka
(
25/02/2009 15:04)
Hahavita karemy sambatra aby e
Alarobian'ny lavenona androany.
dia mirary ireo Kristianian manao karemy rehetra mba hahavita soa, @ fandinihintena, fivavahana, fifadian-kanina sns e..
[i]Ny fifadian-kanina no ain’ny fivavahana...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 26/02/2009 13:20
Noue
(
25/02/2009 14:42)
aza mihatsaravelatsia eee !!!
[b]aza mihatsaravelatsia tahakizao oa ry tgvendrana aaa !! mody oe mamangy ny marary t@ ireny zava-niseho rehetra ireny tssss nefa ianao ihany no nahatonga an'zao fahasimbana sy ny doro sy ny aina ver...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 01:24
andrywai
(
25/02/2009 14:32)
Novonoin'i andry TGV ny havanay. Ho azonay izy
Ny fantatray dia ny TGV tia hiseho ho haingampandeha no nitarika ny havanay ho faty tetsy sy teroa. Izao ny fandraisana tànana an-dRa8 no ataony. Tsy aleo koa aseho anay hoe mifandom-bera sy mifanoro...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 23:46
rataxx
(
25/02/2009 12:20)
RAHOVIANA IHANY NO HO TAPITRA IZY TY !
Ohatra leo be zany za miheritreritra hoe refa vita ndray ity atao hoe fihaonana de inona ndray no zavatra hitranga mbola sahy ihany ve sa ilavo lefona.
tsika vahoaka mantsy dia miha mahatra mintsy @ ...
tohiny
novalian'i Andribe ny 25/02/2009 13:14
essera
(
25/02/2009 12:15)
Mitady tononkira
:D :D :D
Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe :
"NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA
MBA ANATATERAK ILAY
FITENY MAMY OE...
:D :D :lol: :lol:
Dia ian ko mba tadiaviko
SAMY...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 13:07
rabingogilabanga
(
25/02/2009 12:06)
DISO TANTERAKA NY FFKM
Tsorina avy hatrany fa tsy ny eglizy, fa ny mptarika FFKM no tiana holazaina.
[u][b]1)Alalana avy aza moa no ahasahian'izy ireo miteny @ alalan'ny Kristianina Malagasy, ka hamory ny mpifanadrina ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 00:55
diana
(
25/02/2009 08:36)
Roublard ndray ono ra8, sataniste kou
http://www.assidu-madagascar.org/izao/php/info-news2.0/index.php?id=197
Tena zany izy io an? Refa journaliste karamain ny assidu v zany d afaka manoratra we roublard, sataniste,... ary aiza ny poro...
tohiny
novalian'i Noue ny 25/02/2009 14:12
xxx
(
25/02/2009 08:35)
Resa-tsinoa
Nindrana stylo tamin'ity sinoa mpampiasa azy ity mpiasa vavy iray
> Mba ampindramo stylo patron
de nomena lay stylo ary tsy nadeha ka naverin'ialy mpiasa tany amin'ilay sinoa
> Ty le stylo fa tsy m...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 26/02/2009 13:31
Fanhaiky
(
25/02/2009 07:53)
Ny Euthanasie...
Raha amin'ny fijerinareo manokana raha sanatria ianao manana havana na atao hoe ianao mihitsy aza dia inona no ataonao?
Toa an'i ELUANA izao dia tsy nahatsiaro tena nandritra ny 20 taona izany hoe da...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/03/2009 06:47
lemenakely
(
25/02/2009 07:46)
Tsy nampoizin ny mpitondra ity crise 2009 ity...
Ny fijeriko azy ihany koa dia nanantena ny mpitondra ankehitrio fa rehefa manana majorité ao @ assemblée sy ny sénat dia afaka manao izay Tiana atao!
Ary nieritreritra ny mpanohitra ho ridicule ny...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 00:48
ari.malala
(
25/02/2009 07:34)
famakiana baiboly
Misy zavatra manitikitika ahy hoa e! ahoana kay zany hoe maka teny ao @ baiboly d iny no atao reference iainana tontolo andro? (tsy miteny ny vakiteny atolotra isanandro aho fa iny efa haiko hoe misy ...
tohiny
novalian'i Nandra1 ny 19/03/2009 13:09
andrywai
(
25/02/2009 06:38)
Nitrosona amin'ny tany ny TGV ary tsy mandeha intsony
Malahelo mafy izahay havan'ny maty sy naratra satria rebireben'ny TGV. Hanaiky hiresaka sahala izao ihany koa inona no nandrasana sa dia fitaovana tokoa izahay vahoaka madinika....
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 00:14
rnirinasoa
(
25/02/2009 06:37)
mitady solfa "HOSANA"
mba mitady ny solfan'ilay hira hoe "Ary ny vahoaka izay nialoha azy ........
tohiny
novalian'i s.aina ny 20/02/2014 12:13
rixes
(
25/02/2009 05:19)
GREVE JIRAMA
Hanomboka rampitso ny fitokonana faobe ataon'i mpiasan'i JIRAMA , eny JIRAMA SOANERANA ry zareo no hanatanteraka ny fitokonana , fangatahana ny fialan'ireo vazaha DG sy DGA no antony . ...
tohiny
novalian'i raNeo ny 25/02/2009 15:03
rayando
(
25/02/2009 04:13)
voasary mandarinina
slt
mafinaritra ahy io hira io
Yando...
tohiny
xxx
(
24/02/2009 23:22)
Iza no nividy trano roa ho an'ny Misiona Malagasy any NY, US
Mba valio kely ange io aza fady eh...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 11:37
andrywui
(
24/02/2009 22:43)
RAVALO AVERENO ANY IREO SADC IREO FA TSY ILAIN'NY MALAGASY
dieny mbol ts tezitra sy hifontana aminao ny vahoaka Raprezy de tsara aminao ny[b] mamerina ampahendrena ireo miaramila[/b] ireo fa tsy azo teren-ko masaka intsony ny Malagasy fa efa manana ny safidin...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 12:28
