Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fody
(
27/02/2009 12:52)
Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy
[center][b]Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy?[/b][/center]
Misaotra mialoha an'izay handray anjara.
Am-pitiavana be......
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:56
Noue
(
27/02/2009 12:40)
Iza ary no afaka atao eo
raha oatra zany ka miala teo Ravalomanana, dia araky ny hevitrareo, iza no susceptible azo apetraka ho filoha eee ?? raha jerevana manko ny fandehan-javatra dia ny delegasiona , na ny olona ao ambadik...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 14:39
tanymasina
(
27/02/2009 12:07)
Manaiky Andry
Tsy mifampiraharaha Atoa Andry Rajoelina
Manaiky ny zavatra mitombina entin’ny andaniny Andriamatoa Andry Rajoelina rehefa eo amin’ny fifampiraharahàna.
Hoy ny tatitra : “Naneho ny fahavonon...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 16:35
ronaldo09
(
27/02/2009 11:57)
Avy amizay!!!!!
Avy amizay ronaldo09,nangina ny tenanay teo noho ny adidy aman'andraikitra satria sady mpiasam-panjakana izao no eo ampanomanana ny doctorat!
Mihazakazaka ny toe-draharahapirenena ankehitriny ar...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 01/03/2009 00:06
ari.malala
(
27/02/2009 10:47)
Tsara ve sa ratsy
Aminareo, tsara ve sa ratsy ny toetra "démonstratif"? azavaiko, za refa misy zavatra tiako eny @ olona 1 d avy de teneniko hoe tiko ny toy izao, ohatra hoe mafinaritra ahy ny akanjony d avy de miteny...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/03/2009 06:22
penguin
(
27/02/2009 10:14)
Ny Malagasy no manao ny tantarany.RA8 mendrika htr@'izao
Ny Malagasy tsirairay no manamboatra ny tantarany. Porofon'izany, tsy misy tolona tafavoaka raha tsy tonga manamaro isa eo amin'izay tolona isankarazany ny vahoaka madinika nagariana sy tsy norahirahi...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2009 21:07
essera
(
27/02/2009 10:10)
Sao d mora loatra ra8 le excuse
Mbola salama tsara,
Misaotra ny namana Hery nanakana an'ilay rangorivao96 moa izy teo. Ary mba irariana mba ho ady hevitra mihamiakatra no atao ato, ary mba ho constructif koa e.
Fa ny tena tiako ...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 28/02/2009 21:31
Nestor
(
27/02/2009 09:54)
Omega
mangataka tononkira omega aho...
tohiny
lemenakely
(
27/02/2009 09:52)
NY TANTARA NO AOKA HITSARA!....
Tsy misy olombelona izay tsy DISO fa rehefa tafahoatra MASISO...Aleo angamba izany teny feno hatsikana izany no mety ilazàna ny zava-misy eto @ firenetsika.
Ny zavatra hitako sy tsapako dia miaing...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 28/02/2009 21:00
nalison
(
27/02/2009 09:38)
tele viva milaza lainga hoan'ny mpiara-belona
Tena manahirana ity fiainana ity .hatramin'ny radio sy tele tokony hitaiza no milaza lainga.
Raha mba sendra nihaino VIVA aho mantsy dia tezitra sady sorena mitsy.
nilaza mantsy ry zareo mpanao gaze...
tohiny
novalian'i ratavao ny 04/03/2009 10:24
andrywui
(
27/02/2009 09:25)
voaongotr tato ony iRangorivao69 ! le teny rats zan no motif
Tena asa aloh na resaka tena marina io Hery manasonia ao io na aona fa tena ratsy fiafara Rangory !! voaendy sa voaendaka zany lery e!! io no tsy tiako aminio teny ratsy io fa kay zan mora kely ny m...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 13:12
kabota
(
27/02/2009 09:10)
MILA MIJORO NY KRISTIANA
Efa mitady hatsatso ny lohany ka mila ampaherezina satria masina ny firenena
Mila atambatra ny vavaky ny kristiana . Tsy manao politika fa mitady izay hahasoa ny mpiarabelona. Maro ireo fikambanana k...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 28/02/2009 20:31
xxx
(
27/02/2009 08:46)
Sary
Efa nataoko ihany ny nikipy, tsy nitsikera fa tena an......
Marina hoe afaka mandefa izay sary tiana ho alefa eto isika mpisera, ary tsy ny hatsarany akory no kianiko, fa misy olona iray izay tena ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 19:15
andryfn
(
27/02/2009 08:01)
Lôso anao
Mba mitady ny tonon'io hira io. Tsy haiko tsara na io no tena loha-teny na tsia. Kaiabma ilay izy. Misy tonony kely tsaroako ity :
Tsy mampanino edy e
Zao ko ......
Manambitamby lava ro
Tsy dini...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/03/2009 13:44
naughtyboy
(
27/02/2009 07:09)
Ny rano raraka hono tsy azo raofina intsony...
soa lavo hahay mamindra,inona no lesona lehibe tokony notsoahina isaky ny misy ireny korontana teo @ tantarany M.kara
Amiko manokana dia tsotra no ijereko azy,Ireo mpanao politika nifandimby fahefa...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 27/02/2009 12:13
Ilo
(
27/02/2009 06:18)
Misy ve ny USB 240 Go
Mba mila fanampiana : Misy ve zany USB disk 240 Go marque Sony vaio zany sa arnaque fotsiny ? mora simba ve sa tsara ihany?...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 10/03/2009 06:59
essera
(
27/02/2009 04:01)
Esory le mpanimba forum sasany ireo
Salama é
Mba angatahana mihitsy ny modérateur mba hanala an'ilay bandy manoratra teny ratsy ato fotsiny.
Amiko tsy maninona na hifanasa vangy aza fa ilay teny ratsy mba rehefa any amin'ny sis...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 27/02/2009 12:20
klitika
(
27/02/2009 03:27)
Andrywui sy ny resabeny
Vita io @ sabotsy eh
Hohitan'lisany eo ny fialan'io amin'ny talata eh
Efa nandalo sabotsy telo anefa no nilazana an'io, ary vao tamin'ny talata teo ilay hoe talata nolazaina, nefa tsy hita ihany i...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 14:52
TEGEVE
(
27/02/2009 01:51)
Tsapako fa misy tsy mety ny fitondran-tenanay
tato ato mantsy dia misy foana ny mila ankisa ka mahatonga ny resaka misavoana nefa mankaiza moa miverina any @ nila ankisa ihany,ohatra manokana raisoko ny ny nataon'i andrywui ps be dia be sy ny xxx...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/03/2009 08:18
zakilinina
(
26/02/2009 22:20)
Fifampidinihan'ny ankolafin-kery rehetra no tokony hatao
Ny ankolafin-kery rehetra eto amin'ny tanin'ny Repoblika no tokony hifampidinika fa tsy ny FFKM miaraka amin-dRa8 sy Tgv fotsiny. Mbola Ra8 no majoritaire. Vao 2 taona monja no nahalany filoha azy ary...
tohiny
novalian'i andrywui ny 27/02/2009 08:39
