NY TANTARA NO AOKA HITSARA!....
1. lemenakely
(
27/02/2009 09:52)
Tsy misy olombelona izay tsy DISO fa rehefa tafahoatra MASISO...Aleo angamba izany teny feno hatsikana izany no mety ilazàna ny zava-misy eto @ firenetsika.
Ny zavatra hitako sy tsapako dia miainga @ andian olona vitsivitsy foana ny fanonganam-panjakàna nisy teto hatrizay! ary koa dia ilay filoha foana no tena 1er cible lava.
Mipetraka izany ny fanontaniana inona no mahatonga an izany ? Ary misy antony izany fa tsy tongatonga ho azy .
Raha misy io olana GOAVANA io inona no mety vahaolana azo aroso?
Isika toa mbà maniry ny ahita ny soa sy ny tsara hatrany nefa toa ny mifanohitra lava no hita
Ka hoy aho hoe ALEO NY TANTARA NO HITSARA ...

répondu par tanymasina le 28/02/2009 21:00
2. andrywui
(
27/02/2009 10:00)
Ka le filoha foana hoy ianao no cible !! marn zan satri !! tsatut fotsn daholo ireo mpiara- miasa tamn reo ane hatramzay e!! mandray baiko hatram mpamafa trano fa ts mis fahaleovantenany !! ka rehefa tapak ny lohany de mitsipatsipaka oazy ko ny rambony
3. nyavo2000
(
27/02/2009 10:05)
Tantara no hitsara an'i Andry e!
De lazao fa nankasitraka ny fandoroana sy fandrobana ny olona ?
4. Devil
(
27/02/2009 10:29)
Tantara no hitsara an'i Ravalo e!
De lazao fa nankasitraka ny famonoana sy didi-jadona

5. lemenakely
(
27/02/2009 10:34)
Izaho aloha dia mahita fa anisan ny tena olana GOAVANA voalohany dia ny isan ireto antoko politika mitaha @ isan ny seza azo zaraina.
Efa miisa eo @ 160 izao ny isan ny antoko politika eto MADAGASIKARA
Tokony jerena ifotony io olana io !

7. xxx
(
27/02/2009 11:53)
miteny ra8, ny ahy zany ny zavatra niseho t@lay fihaonana ireny no tsy mety ho azoko é.
fiainam-pirenena no hatrehina. zavatra lehibe mihintsy izany, ary tena ao anaty krizy zao isika. fa dé aona loatra no oé nandeha ni-presenter an'ireo ministra sy cemgam tany @ faritra izy? tean zava-dehibe tsy maintsy natao V izany? tsy vitan'ny praiministra V izany?
amiko aloha ny tantara niseho, miseho, ary hiseo dé mitovy tsy misy valaka @ zé nisy teo aloha ihany. isika malagasy mihintsy izany no mbola tsy vonona ny handroso é. jereonareo ngé, fa raha mijanona eo i ra8, dé hanao mitovy @ingahy chavez any nicaragua izy ref'veo. asa mety V izany??
marina fa nanao izy, iaraha-mahita ireo lalana namboarina tao anaty ny fotoana fohy. fa ireny lalana ireny, dia RIP avokoa, route d'interet presidentiel (fa tsy provinciale akory) daholo. saika ho atao ny lalana sambaina-faratsiho-soavinandriana, saingy indrisy, tsy nety ny "afera" tao faratsiho, dé najanona ilay lalana. ny vita tany sabaina-faratsiho ary moa izao, dé efa potika sahady indray. satria tsy RIP tampoka teo ndray lay izy.
raha ho raikitra ihany indray ny fanelanelanana ataon'ny UN, dé tonga @lay oé, isika malagasy, dé tsy manana lesona afa-tsy ny "oui vazah". fa raha ny gasy no mampihavana gasy, dé tsy hisy ngé izany?? fa naona ary??

8. lemenakely
(
27/02/2009 12:07)
Mila jerena ifotony ilay olana e ! Dia evitena koa ny fiverenany!..
9. jetl
(
27/02/2009 15:19)
Fa mba lazao eto ary aloha zay mba fotodrafitrasa kasainy tgv hatao raha tanteraka ny faniriny ee , toa mbola tsy heno hatram zao fa zao tany amidy zao foana no dradradradraina eo mba hampitombo ny fankahalan olona ny fitondrana ; tsy fantatra ihany ze tina hatao , zao ndray mitolona ho an ny pds , rampitso ndray ko inona ; ny teo alo aza tsy tafa dahlo
10. tanymasina
(
28/02/2009 21:00)
Ka satria tsy misy ny lalàna mifehy ny antoko politika ka izay te hiteny dia milaza fa antoko politika. Io tsy izay mahay posologie na paracetamol dia dokotera tsy izay sofera mahay mamaha bougie dia mecanicien Izay mihitsy mantsy lay fomba gasy Simple utilisateur dia milaza fa specialiste
Ny antoko politique dia izay nianatra politika
Ny dokotera dia izay nianatra medecine
Dingana iray tamin'ny vitand-Ravalo ny fanekeny ny sata mifehy ny antoko politika ireny dia alana Ravalo dia ahoana?????
ka tsy ho eninjato indray no milaza fa antoko politika eto
dia te hitondra firenena daholo na DJ kely tsy mahalala bi sy ba amin'ny fitantanana firenena ery fa angaha elah raha manana diplome @ asan'lah dia hahay politique politique de communication no hain'lah mandainga dia mampiakapeo satria ny Radio Mada tsy miteny dia bado noho elah zany?????
Toy ny zaza nampandroina lety Ravalo a! ny rano nandrony no maloto dia ny rano no arina fa tsy izy, betsaka ny zavatra vitany nisy ny tsy vitany tsy izany no hametrahana azy ho fahavalo nahavita izy, izy no nahavita ny lalana izay efa ninina nosimbana teto firy andro Diego Tana zany aza tsy hainlah ry Andry