tato ato mantsy dia misy foana ny mila ankisa ka mahatonga ny resaka misavoana nefa mankaiza moa miverina any @ nila ankisa ihany,ohatra manokana raisoko ny ny nataon'i andrywui ps be dia be sy ny xxx sasany hifandonany amin'i rangorivao69 nony avy nilany lagy dia inona no nitranga "arroseur arroser "
anaka isany tiavo ny namanao tahaka ny tenanao (l) (l)