Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Andribe
(
26/02/2009 21:24)
AVERINA HO MAIREI ANDRY TGV
Averina ho maire hono i Andry tgv dia tsy hitsaotsaona tsony fa mifona =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/02/2009 10:03
Noue
(
26/02/2009 20:38)
Mampalahelo ny mpandalo, ny mpivarotra teny Mahamasina
Dia tena nampalahelo oa ny mpandalo, ny mpiantsena, ny mpivarotra t@ nanaovan'ny jiolahimboton'tgvendrana eee !
[b]horohoro no hanaovana azy ireo oe ho potehina ny tsenany raha tsy makao @ sit in[...
tohiny
novalian'i rohy ny 27/02/2009 13:41
andrywui
(
26/02/2009 19:23)
Tafondro,TEZEVE,penguin! samy victimes-ny ompa sy ozona be
Tsy fantatra mihitsy zay nahazo an'i Rangorivao !! fa vao niditra tato aho io hariva io de fifamaliana be no tratrako tato !!! inona hoy hianareo ny antony ?? tapitra ompaompain lery daholo reo ban...
tohiny
novalian'i Andribe ny 27/02/2009 08:05
Ralitta
(
26/02/2009 19:18)
Vaovao tsara ho fantatra
Mampalahelo fa ny ankabetsan'ireto Bus eto Tana dia mandefa ny Radio Viva raha mahatsikaritra ianareo.
Antony raha ny filazan'ireo mpamily namanay dia nomena 40.000 FMG par jour ry zareo noho izay.
...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 27/02/2009 13:17
bezoky
(
26/02/2009 19:03)
Mitady sarin'i Lalatiana sy Rolly Mercia ary Ismael
Ary mba sao dia mba misy afaka mandefa eto ny sarin'ireo Mpanao gazety Malaza amin'ny fanovana ny vaovao marina ireo ianareo fa mba te ahalala azy ireo izahay :
_ ROLLY MERCIA
_ LALATIANA
_ ISMAEL
...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 08:21
andrywui
(
26/02/2009 18:07)
BE MOKONDOHA LOATRA KA HO AVY NY TERMINATOR HAMARANA AZY
Ho ataonay mahita ny sarin'i Jakoba amzay hianareo Tim ireo sy ny Lehibenareo ireo sy ny Gvt tsy mamokatra anareo sy Ra8 manomboka izao fa [b]vita hatreo ny tambitamby[/b] sy ny filelafana mba hiresa...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 11:19
niryna
(
26/02/2009 16:45)
Ndryy .Izy mianadahy no lasa any nanao veloma farany
Nisy tanora mianadahy kely lasa nandeha any Filipina fa marary mafy ny dadabeany ary hoy izy dahy mantsy ahy hoe satria ny dadabenay tsy mba nino an'i kristy ka andeha ho any izahay hampahafantatra az...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2009 01:49
xxx
(
26/02/2009 15:58)
Ny Katolika sy ny Fiangonana HAFA
[b]Ny Katolika :[/b]
Ny Fiangonana manana ny AMPY indrindra eto Madagasikara (...) Izy no isan’ny mpikarakara ny mahantra (Père Pedro sns...)...
Manana ny maha izy azy tokoa izy, nohon’ny fisia...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:12
dadabe
(
26/02/2009 15:55)
VIRUS
hono hoa saika hanotany aho hoe
1-zah manana antivirus AVG
2-efa nanao scan virus aho ary nety soamatsara izany
3-efa mis a jour tsara ny anti virus ko
fa ny olana dia ity [color=red][b]rehefa ma...
tohiny
novalian'i rnaptk ny 26/03/2009 13:14
naughtyboy
(
26/02/2009 14:33)
tatitra avy @ U.N mikasika ny fiainampirenena
@ teny vahiny avy @ ONUDI mba tsy hisiany,dika vilana ny zvmisy ao amintsika,ny any ivelany indray no sahirana @ olana mianjady amintsika fa ity fitondrana dia tsy mijery afatsy ny tenany sy ireo orin...
tohiny
novalian'i tafondro ny 26/02/2009 18:48
anatiko
(
26/02/2009 14:24)
SUITE (TONGA RAFOZAKO itsy ambany itsy)
tonga soa aman-tsara rafozako, asehonay azy ny fiananay fa tsy mila mizesta fa mandeha tsy moramora, sady atao izay tsy andaniana vola fahatany.
ho 50 taona izy @ diany aty zao, ka milaza fa hanao fe...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/05/2009 21:59
pengiun
(
26/02/2009 14:08)
Fa ny TGV koa anefa TIANAY ka tsy lavinay fa ekenay
Marina fa TIM izahay ary tsy mivadika fa ny TGV koa anefa dia tohananay marindrano ny hevitra avoakany satria mahavelombolo ny Tolona izay natao ka raha miteny amin'ny anaran'ny TIM aho ho Fanohanako ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 27/02/2009 02:13
penguin
(
26/02/2009 13:51)
Izahay dia RA8 hatrany ary tsy miroharoha saina mihintsy
Tsy mampiova inona anay fa ny ara-dàlana no fantatray. Andraso ny fifidianana raha tia izany resaka fanjakan'ny be sy ny maro izany. Vita ny fifidianana arabainay nereo raha ahazo sahala ity TGV nihe...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 19:34
tequila
(
26/02/2009 13:47)
Mila anao ny aho
Ry Malagasy mpiray tanindrazana,
Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 14:29
tequila
(
26/02/2009 13:43)
Mila anao
Ry Malagasy mpiray tanindrazana,
Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/02/2009 00:04
xxx
(
26/02/2009 13:17)
Ts tokn mitondra etiket TIM Rangorivao refa mangaltr ps anol
Tena manala baraka ny TIM sy pro Ravalomanana ato mihitsy ny ataonao Rangorivao kà , aminty fangalaranao ps anolona ato ity .enao dahlo kay reny maka AndryRajoel ,Andrywai ,ravalomarc ireny , ka rehe...
tohiny
novalian'i tafondro ny 26/02/2009 19:24
xxx
(
26/02/2009 13:11)
Association mére pére celibataire
Te hanangana fikambanan'ny reny sy ny ray tsy manambady, zay intéressé, ity ny mail: mereperecelibat@yahoo.fr
D misôtra e!!...
tohiny
novalian'i soanja ny 07/03/2009 12:03
xxx
(
26/02/2009 13:08)
mére pére celibataire
Bjr à tous!
Nous souhaitons créer une association pour les méres et péres célibataires, alors celles et ceux qui sont intéressés, merci de nous contacter au mail: mereperecelibat@yahoo.fr
...
tohiny
novalian'i tinalalaiko ny 26/03/2009 10:11
mosabe
(
26/02/2009 12:52)
I-TELE CANAL+ MADAGASIAKRA GOADELOPY
Le Conseil supérieur de l'audiovisuel a décidé de mettre les chaînes Canal+ et sa filiale i-TELE en demeure de respecter "leur obligation d'honnêteté de l'information" après la diffusion d'un r...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2009 13:11
xxx
(
26/02/2009 12:36)
Ohatry ny
Ataon-dry leli..-maty ireo kilalao fotsiny koa ity raraham-pirenena ity na i TGV na i Ra8, masoso-P...tsss...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 16:31
