AVERINA HO MAIREI ANDRY TGV
1. Andribe
(
26/02/2009 21:24)
Averina ho maire hono i Andry tgv dia tsy hitsaotsaona tsony fa mifona =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i nyavo2000 ny 27/02/2009 10:03
2. andrywu
(
26/02/2009 21:30)
tsss tssss tsss president izy ry lekisoua lahy ity an,ho hitan'ela eo :p :p :p
4. tafondro
(
26/02/2009 21:36)
Tena marina tokoa izany hevitra izany é ,aleo haverina @ ny nalohany i léry!! ha ha ha ha ha ha ha !!!
5. Andribe
(
26/02/2009 21:39)
raha miverina maire lery de aleo hiverina le vadin i lery fa tsisy pehina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. rangorivao69
(
26/02/2009 22:12)
ANdribe >andraso lesy alou asiko faram-parany vao avotsotra ,nen'i lery angamba tena tonga le latsaka mbany voamplosiny avy evo fa lavaka be klé :-D :-D :-D
7. xxx
(
26/02/2009 23:57)
Ahoana ndray letsy zany adinialahy mamely ny namana zany ry Rangorivao a?toa tapitra ompainialahy daholo zany ny olona rehetra ato? raha izaho kosa aloha no ompainialahy eo tena ady tsy vita ny atsika kà , za Tim fa raha izaho no ompaina tadiaviko hatramin'ny tranonialahy ialahy Rangorivao
8. rangorivao69
(
27/02/2009 00:15)
fa iza zany nanompa anelah zany ry vadindreninyyy sarimbavy ty a :-D :-D :-D
9. xxx
(
27/02/2009 00:20)
Okay ary e voaray letsy ny hafatra ,ho fantatrialahy tsy ho ela aho ,ho tadidinialahy io teniko io aminizay oe iza marina aho ,mitady ahy marina elà ? ok
12. xxx
(
27/02/2009 00:34)
Sur ary fa andrasako eo amin'ny 67 elà rapitso atoandro amin'ny 10h raha vonona elà ,tonga dia ray sy ray na raha tsy afaka elà dia lazao mazava ny tranonialhy fa tafihako any ialahy ,fa izah ety Ivato zao ka lazao zay tena misy anialahy rangorivao fa hi duel isika eo amin'ny vavahadin'ny HAVANA aho miandry anialahy amin'ny 10h pile fa malalaka ao ambadika ao amin'ny parking ao, ompaiko be eto ialahy rahapitso ihany raha tsy tonga eo, hanao tee-shirt mena aho dia kasikety fotsy ,zay tianialahy na hitondra namana ialahy na ialahy irery fa mety amiko daholo,tandremo fotsiny tsy tonga , fa aiza ny tranon'ialahy ?
14. xxx
(
27/02/2009 00:40)
samy eto france lesy f'aza be resaka eo eo an :-D :-D :-D ,any dago ve ialahy hiconnecte a 4h du matin tu rigoles ou koi
18. rangorivao69
(
27/02/2009 00:52)
omeo ny adiresy fa misy gps aty e fa ASIAKO DOLY NAREO MIANAKAVY AO :-D :-D :-D
20. rangorivao69
(
27/02/2009 00:56)
tsy ampahafiry zany ry taim-bava fotsiny a RATSIMBAZAFY tadidio io :-D :-D :-D
