AVERINA HO MAIREI ANDRY TGV
21. cocorie
(
27/02/2009 08:26)
Ko raha tsisy ol eto antanana ko io no averina ho maire, ndana mitsangatsangana any Palestine sy Israel fa any mety mila maire otran'ny ireny. Prezida ve hiverina ho maire e! ;-)
22. kabota
(
27/02/2009 09:21)
Tsy misy miverindalana izany e. tsy maintsy mitatata ny tetezamita rajoelina sur
23. andrywui
(
27/02/2009 09:34)
Kabota !! tena akamako zany !!!! marina zany e !!! rehefa vandana ny TIM de tsy tokony ovaina saka tsony fa kary zany ee!!! be anie re olona zay fahoriana niaretana 7taona ngarangidiny zay e!!! ny lainga sy ny fampanantenana amzay sakafo hariva fotsn !!! nefa i Ramosébe mahavidy roplannn bedabe ho azy irery !!! de aona zany ny Malagasy 20taptrs ??? tsy misy olona mitady roplannnn ane eo eee !! na hitady 4x4 fa le sakafo ampy sy in-3 isan'andro sy trano afaka hiainana sy karama mba tsy 30euro tsony no mba ilain'ny Malagasy de zay e !!! nef de mbol tsy omena azy ihany ireo zavatra kely ireo !!! kely anie ireo ra oharina amin'ny volambahoaka sy ny volampanjakana mitourne ao e !!! fa nahazo 4x4 tsirairay ony ny annn éé !! nahazo trano sy entana tsirairay ko ony ny annn é!! de inona fa tsy Zafimanga sy Mangazafy ihany ty ka fahoriana fahoriana ihany fa mifamadika fotsiny ny Mpitondra de zay no naha samy hafa azy !!! mbola pira x10 ny tamin'ny 2001 mihits aza zao fahoriana entin'ny Malagasy izao
24. nyavo2000
(
27/02/2009 10:03)
Zay mihintsy e! mitady ho maire ilay président de la RUE PUBLIQUE
cocorie:
Ko raha tsisy ol eto antanana ko io no averina ho maire, ndana mitsangatsangana any Palestine sy Israel fa any mety mila maire otran'ny ireny. Prezida ve hiverina ho maire e! ;-)
