Ohatry ny
1. xxx
(
26/02/2009 12:36)
Ataon-dry leli..-maty ireo kilalao fotsiny koa ity raraham-pirenena ity na i TGV na i Ra8, masoso-P...tsss
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 16:31
2. xxx
(
26/02/2009 12:38)
hahahahahaha! aza sendaotra e! izay anie no tokony haha tonga saina ny gasy e! mampalahelo fa lalaovin'izy roalahy ny vahoaka, hataony ohatry ny manao katro de izay mahazo vato betsaka! tokony ho tonga saina daholo @ zay de tsy hanaiky ho rebirebena intsony!
4. xxx
(
26/02/2009 15:51)
tezeve Diso adiresy elà tezeve fa lery tsy miteny ratsy zany ,fa tain'omby no mba teniratsinilery fa raha izaho no tadiavinlà de tena mahay betsk ah raha mila elà
5. TEGEVE
(
26/02/2009 16:31)
anaka andrywui ianao dia efa tsy tafavoaka intsony ,misehoa ihany fa aza mijanona ao @ xxx ao ,ary manokafa dinika fa tsisy tokony hatahoranao (l) (l)
