mére pére celibataire
1. xxx
(
26/02/2009 13:08)
Bjr à tous!
Nous souhaitons créer une association pour les méres et péres célibataires, alors celles et ceux qui sont intéressés, merci de nous contacter au mail: mereperecelibat@yahoo.fr
Te hanangana fikambanan'ny reny sy ray tsy manambady, ka zay te hanohana ny antso dia ny mail: mereperecelibat@yahoo.fr
D misaotra e!!!

novalian'i tinalalaiko ny 26/03/2009 10:11
2. Mirananirina
(
26/02/2009 13:12)
mére pére celibataire
Bjr à tous!
Hay ve misy fikambanana izany mère sy père célibataires izany indray e.
Aleo aho hiala fa mbola tsy célibat aloha.
5. Koditra
(
26/02/2009 14:43)
Tsy maazo misoratra anarana ve ra mbola célibat fotsiny kalongany fa tsy mbola père? Msòtra melou ny toponandraikitra.
:-D :-D
:-D :-D
7. Koditra
(
26/02/2009 17:31)
Ika : Ka mety mbola vò projet fotsiny lé père célibat knou, sò dé feno eo ny effectif dé tsy handray mpikambana eo tsony rizalah. :-D :-D
8. fahamarinana
(
26/02/2009 17:43)
xxx mpandefa:
Le mail fotsiny anoratana d lazaina @ nao ry ni81 a
:arrow: normal kosa ny fanontanian'ny ni81,tsara raha mba fantatra hoe inona no projet kasainareo atao sns..sns..mampanintona kokoa ,sa ahoana ?...na izany aza dia mety ho asso tsara tokoa satria efa maro ny peres -meres celibat zao..
ika sy koditra : le maditra lahy reto ! :-P ..mbola ho avy ilay andronareo ary mety tsy celibats amin'izany ka tsy mila miditra asso.:-* (l)
9. Tchouchou
(
01/03/2009 14:22)
Tsara be lé projet-nareo. Bédébe tsinona ny vehivavy victime-na viola dé bevohoka na hoe bevohoka dé nilaozan'sipany dé lasa mère tsy fidiny.
Tsy maintsy namana ato ve vô afaka miditra@lé association? Misy namako izay tsinona tiako hiditra @io association io dé mila miditra namana alo izy zany?
Fa efa créé nga izy io sa vô ho crééna?
...saika avy dé andefa mail @lé adresse email aho fa tsy haiko zé soratan t@lé hoe "serveur de messagerie pour courrier entrant: POP3 sa IMAP sa HTTP."
Fa inona reo f tsy haiko dé aôna no ahaizako hoe iza @reo no tokony hofidiako?

10. ari.malala
(
02/03/2009 07:21)
Tchouchou, le mail nge efa créed e! fa enao no mandefa mail any amzareo :) sa hoe in no antonle fanontaniana momba ny pop3 sns?
11. Koditra
(
02/03/2009 22:46)
Ari > Za ko mbò gaga @ty resaka ki-POP-POP lazain'Tchouchou ty. Fanga tsy tonga dé manoratra email fotsiny ra mavitrika iditra membra defa zay?
Fahama > Mbò tiko ampidirina membra oà lé zanako lahimatoa mbola célibat ao. :-D
Fahama > Mbò tiko ampidirina membra oà lé zanako lahimatoa mbola célibat ao. :-D
12. ari.malala
(
03/03/2009 06:57)
koditra; :-D :-D :-D :-D fa firy taona izany zanakao izany alou e :-D :-D :-D nde mbô anandrana anoratra any hoe za :-P
13. tinalalaiko
(
26/03/2009 10:11)
mahavelom-panantenana izany fikambanana izany.fa mba tiana ho fantatr le tanjona @ le iz ,sa v hoe afaka mifanambad indray reo avy eo , az omen tsin @ l question fa mba te hahalala e ,