Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pimaso ( 28/02/2009 13:06)
GUERRE MALGACHE POUR UNE SECONDE INDEPENDANCE...
Ady ho an'ny Fahaleovantena izao hataontsika zao fa tsy ady amin'i TGV intsony Arao kely: 1) Ho an'izay mbola tsy nitady: tapeo eo amin'ny Google ny hoe "le dessous de la francafrique" dia telecha... tohiny
novalian'i pimaso ny 01/03/2009 09:17
naughtyboy ( 28/02/2009 12:44)
Tsy ny politika rehetra akory no ratsy fa mpampiasa az ihany
Nahoana no politika mamotika sy mampahantra no misy aty @ tany mahantra ary mampandroso no feno any @ tany mandroso ,lahatra v izany sa andraikitra sy fahefana tsy voafehiny ireo mpiady tombotsoany ol... tohiny
xxx ( 28/02/2009 12:31)
tsy hilamina mihitsy ny tany
tsy hilamina mihitsy ny tany raha tsy miala eo ra8 mpamono olona,mpanana didy jadona,mpanngokarena. hoanareo mpomba ny ra8,efa mety tafa daholo kosa angamba ianrareo na tsara place ao @ magro,sy ny f... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:29
yuka ( 28/02/2009 11:37)
GASIKARA-TSIKA
Indrisy ry Nosiko ity zava-miseo zary toa efa mankaleo tsy araka intsony zava-misy! samy voalaza ho manana milisy! Ny vahoaka amin'izao dia mizara telo! toe-javatra mampalahelo. Ao ireo misafidy... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:28
Noue ( 28/02/2009 10:56)
Vaovao androany
[b]12H00 : Manifestation place du 13 mai commence. Pas beaucoup de monde à cette heure. Ils ont emmené des cuillères et des couvercles de casserolles.[/b] 13H43 : Andry Rajoelina ne s'arrêter... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:24
xxx ( 28/02/2009 10:52)
mitohohy ny kidiha kely sy ramis ary ny tournique eo @ 13mai
dia mahagaga sy mahatalanjona fa raha vao eo @ 13 mai no misy manif dia avela hanao an'izay tiany ry tgv, raha mitohitohy izao dia ho tratran'i tgv ihany io pouvoir io... tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 00:17
sitlo ( 28/02/2009 10:25)
tao an-trano sy teny an-tokotany
Tao an-trano izany dia hoy i Lita. Inona ity ataon'i dada? Dia namaly ilay dadany hoe: manamboatra zazakely letsy eh. Dia nony teny antokotany dia hitan'ilay dadany i Lita dia nanontaniany. Inona ity... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 14:14
pimaso ( 28/02/2009 09:57)
MARENINA @ IZAY ELA RY ANDRY TGV FA...
TSY AFAKA NY HANAMPY AN LA INTSONY RATSIRAKA HATRETO NA HIKORIANA HOATRAN NY RANO N IKOPA AZA NY RAN LISANY TGV TSY MANKAIZA INTSONY LISANY TAPITRA NY TOLON ADALA SAMY ADALA VONOINAY TANANARIVO ETO... tohiny
isalo ( 28/02/2009 09:57)
manana olana
Faly miarahaba anareo rehetra Mba mila fanampiana ny tenako : rehefa hitchat zah d mapagaga ahy fa tsy mia mot d passe d ahoana no atao ko fa nisy namako hypocryte b lery d nampiasainy le izy ka ti... tohiny
xxx ( 28/02/2009 09:19)
vaovao farany avy any dago @ izao ora izao
toa tsy misy fil journé androany nefa misy manif be eto @ 13mai en plus zone rouge... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:34
lemenakely ( 28/02/2009 08:55)
Miha Vulgaire sy bordel ny forum surtout politique !..
Teny ratsy, usurpation d identité ,...Aiza ny mpiandraikitra ? Fa mahamonamonaina ilay forum?... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 02/03/2009 13:12
Oay ( 28/02/2009 08:33)
Ny vahaolana ho an'i Madagasikara.
Raha tsy efa tara loatra d azo atao, 1°Manambara ampahibe maso i Didier Ignace Ratsiraka sy ny taranany fa tsy ao ambadik'izao zavatra miseho eto Madagasikara izao. Fanazavana mafy tokoa ny nentin'... tohiny
rabingogilabanga ( 28/02/2009 08:20)
ASIO CODE ny fandefasana MESSAGE POLITIQUE
1)satria efa tena mandreraka ny mahita ny message miverimberina eto 2)Tsy ho copier-coller mihintsy manko io, fa dia declenchement automatique na message 3)Ka mba hialana @ MALWARE toy itony, sa... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:29
xxx ( 28/02/2009 07:33)
Miakatra ny tosidràn'i Lalao, mivalana Ravalana, mila vonjy
Ity androny ity no hahitana izay matanjaka na 13 mai na ny TIM. Hahita zavatra indray izao tontolo izao, htodika aty Mada indray ny mpanarabaovao rehetra. Handre zavatra ny sofina. Atovy vonona ny sto... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 18:08
batista007 ( 28/02/2009 01:31)
tena tsy rariny kosa
tena mahagaga sy mahavariana fa tao ato dia tena mirongatra be ny fangalarana ps mino sy manatena izahy mpisera ara dalana fa mba tokony efa andray ny andraikiny ny tompon'andraikitra isantsokajiny. :... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 01/03/2009 00:01
xxx ( 27/02/2009 22:56)
ah ah ah ah aha ! ? hon hon hon
[url]http://[/url]hi hi hi hi hi hi hi[url]http://[/url]he he he he he [url]http://[/url]ho oh ho ho ho ho ho[img]http://[/img] :idea: :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ 5 jours :-@ :-@ ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 28/02/2009 23:48
xxx ( 27/02/2009 20:42)
Messia ho an'i Madagascar ve i Odon ?
Hametraka tantara ho an'i Madagascar io lehilahy io ? Kanefa ho tsy faly fan ny TIM hitohy indray ny dinika. Kanefa tsy maintsy handohalika eo anatrehan'i Odon hanaiky ireo conitions napetrany ireo. I... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/02/2009 12:54
xxx ( 27/02/2009 20:36)
MISY MIGAFY NY SERASERA POLITIKA
[quote]MISY MIGAFY NY SERASERA POLITIKA[/quote] ASIANY TARATASY LAVABE ALAILAINY FAHATANY AO AMINZE DINIKA REHETRA MANDE DIA KIVY NY OLONA REHETRA TATO AM FORUM... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 22:47
batista007 ( 27/02/2009 19:37)
tim
Le Président de la République, Marc Ravalomanana (avec la délégation composée du Président de l’Assemblée nationale, Jacques Sylla, du Sénateur Nöel Rakotondramboa, et du Ministre de l’Ec... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:37
xxx ( 27/02/2009 19:15)
Rahery a!mis mgafy aminio ttasy lavabe io n hevitr mandé rht
Mba araho maso ry zareo mpiandraikitra ny fanesorana ny olona marary saina ato fa misy migafy aminio taratasy lavabe alainy amze hitany ao io ane ny forum e! misaotra anareo e!!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5805