Miha Vulgaire sy bordel ny forum surtout politique !..

1. lemenakely ( 28/02/2009 08:55)
Teny ratsy, usurpation d identité ,...Aiza ny mpiandraikitra ? Fa mahamonamonaina ilay forum?
novalian'i Fanhaiky ny 02/03/2009 13:12
2. andrywui ( 28/02/2009 09:04)


pfffff !!!
3. xxx ( 28/02/2009 09:09)
marina any an le ry lemenakely raha misy ps hoe lemenakely eto,fa raha lemenabe kosa ve dia omen'ela tsiny,ny mpanisy sira anie lesy misy foana :-D :-D :-D
4. andrywui ( 28/02/2009 09:12)
Ary rah oe : laimenakely de aona lesy ? mety ve elah ?
5. xxx ( 28/02/2009 09:13)

mbola pfffff !!
6. xxx ( 28/02/2009 09:16)
lemenakely dia ahoana lesy izao no fandehany tolona any fa toa tsy misy kozy mihitsy mihitsy fa dia mamono olona fotsiny ao ra8 omaly tsy nizy nikozy na ra oui aza tsy heno fa ohoana eh
7. Noue ( 28/02/2009 09:44)
lemenakely:

Teny ratsy, usurpation d identité ,...Aiza ny mpiandraikitra ? Fa mahamonamonaina ilay forum?
izay indrindra manko eee ! tena misy migafy be kosa ato eee !!!


8. xxx ( 28/02/2009 09:57)
mety rangorivao mihitsy io ehtezitra be hono lery fa voan'ny hampamoaka,dia nanao vageance :-D :-D :-D
9. xxx ( 28/02/2009 10:14)
de mbol pffffff ! iany
10. xxx ( 28/02/2009 10:32)


de mbol pffffff !
11. xxx ( 28/02/2009 10:38)
DIA NVADIKA TSSSS TSSSS
12. TEGEVE ( 28/02/2009 16:39)
anaka andrywui mahalala avokoa ny olona anaka fa aza dia miteny irery ianao (l) (l)
13. xxx ( 28/02/2009 17:11)
tezeve pffff ! ts amp saina
14. Fanhaiky ( 02/03/2009 13:12)
lemenakely:

Teny ratsy, usurpation d identité ,...Aiza ny mpiandraikitra ? Fa mahamonamonaina ilay forum?


Izaho koa mahita an'izany fa lasa tsy hevitra intsony no miady ato fa teny ratsy, hanihany, gafy sns eh... de le xxx ireny koa tokony ho foanana any fa ireny koa n tena mahakivy ato


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0775