Miakatra ny tosidràn'i Lalao, mivalana Ravalana, mila vonjy

1. xxx ( 28/02/2009 07:33)
Ity androny ity no hahitana izay matanjaka na 13 mai na ny TIM. Hahita zavatra indray izao tontolo izao, htodika aty Mada indray ny mpanarabaovao rehetra. Handre zavatra ny sofina. Atovy vonona ny stock rehetra fa mbola ho ela ny lalao eto !
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 18:08
2. Oay ( 28/02/2009 08:04)
xxx:

Ity androny ity no hahitana izay matanjaka na 13 mai na ny TIM. Hahita zavatra indray izao tontolo izao, htodika aty Mada indray ny mpanarabaovao rehetra. Handre zavatra ny sofina. Atovy vonona ny stock rehetra fa mbola ho ela ny lalao eto !


Tsy ho ela izany intsony io fa aza manahy ny antony d tsotra:"Efa tonga ny fitaovana harifomba avy any @ reny malala sinoa".
Tsy ampy intsony ny Fiangonana sy ny miaramila gasy ka d aleo mihintsy manafatra ny fitaovana harifomba avy any chine, ny miaramila koa moa tsy ampy action ka zarany aza miparade @ ilay akanjo vao² satria amizay mba adino kely ilay vodipataloha nososohana d mba jejojejo é!
Io anie ilay nolazain'i Ra8 é hoe "Efa notsapainareo tsara ve ny herinareo". Ny azy efa fantany tsara, atsy ho atsy indray izao d ny kely maso no hampidirina d haniry ohatran'ny anana d mino aho fa afaka 2OO taona ho foana ny malagasy d ho foana miaraka aminy koa ny fivavahana Krsitianina hihihi... ny europeenne sy ny karana raha tonga teto Madagasikara d ny ara-toekarena no nohezahany nofehezina fa ny kely maso refa tonga d maniri ohatran'ny anana hameno ny tany izay efa tsy ampy any aminy.
Ny mampalahelo d rafotsy be maty ny vomanga, maty ny nasesikin'ny tanany toa izany izao no hahazo an'ity be molotra malama vava manondikondina ny marina ity sa hamadika pataloha indray atsy ho atsy.Ka hoy i Oay hoe tsy ho ela intsony io.
3. andrywui ( 28/02/2009 09:02)
xxx sy Oay !! tena marina ny tenin laisany tena tsy ho ela intsony marina de hiongana teo marina ry Oay Ravalo io a !! marina ny teninao ! androany no hanaovany veloma farany de """veloma ry tany , arahaba ry lanitra ozizy !!!"""
fa de misaotra anareo roalahy aminio fa de ho atsahatritsika androany ny Diktatiora e! ho nofy sisa izany jadona be niainana teto 7taona ngarangidina zany !! merci ry izy mtsamy a!! sao de tokony ho entiko kely etsy amin'ny KFC alo nareo klé ?? an? :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
4. pimaso ( 28/02/2009 09:54)
"NA HIKORIANA TOY NY RANON IKOPA AZA NY RAN LISANY TGV TSY HIALA AHO"
5. andrywui ( 28/02/2009 18:08)
aza entimpo be pimaso a! mbol ho lava ny alina fa makà aina tsara alo elà ! ataovy avoavo tsara ny ondana !! de matoria makà aina fa hitondra an'izy mtsam atsy am KFC vetivety ah alo :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1839