Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diana
(
01/03/2009 21:42)
Ataovy ary hoe alana ra8, tsy manin
Ombieny ombieny efa mipetraka ny fanontaniana refa miala ra8 d iza ny ho solony. Fa aleo ngamba fotorana ilay atao we rajwel. Tsy fantatro fa izao no fatatro:
1. Bandy nobeazina tany am sekoly kato...
tohiny
novalian'i ravalomanan ny 01/03/2009 23:20
bigup
(
01/03/2009 19:27)
Mba firy anga zao no hanohana ny AGV fa tsy tgv
Mafana ny adilahy politika ankehitriny! Maro ny mifankahala sy mifanaratsy!
Izaho pro Ravalo, ianao pro TGV! Betsaka ny aina nafoy!
Ny hanatsara ny fiainan’ny Malagasy no kabary sy tanjona ...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 21:25
sohitika2008
(
01/03/2009 19:19)
Stand by me
http://www.vimeo.com/2539741
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i gasmlay ny 01/03/2009 21:35
karandoha
(
01/03/2009 18:51)
MISY MHINANA SAKA VE NY MPANAO POLITIKA
Salama
Misy mihinana saka ve ny mpanao politika. Toa izay mihinana ireny hono dia lasa alavitra be sady manambola be rehefa avy eo, asa ny hevitrareo aminio ry mpanao politika
:-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i yuka ny 02/03/2009 09:14
pimaso
(
01/03/2009 18:32)
Cause de crise 2009 : la decouverte du petrole à M/car
c'est surtout le sous sol malgache ,et le petrole qui interesse tous ces vautours qui rodent autour de Madagascar ( la France en tete de liste )
cher patriote, il faut reflechir avant d'agir
THE END...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 02/03/2009 18:08
malalanao
(
01/03/2009 18:30)
Toroy fandefasana entana FRANCE --> DAGO. misaotra mialoha ô
Manaona ô!
Mba te hanontany ange azafady : société inona ary aiza no tsara sy mora kokoa raha te handefa entana any Madagasikara ?
Izaho dia nianatra aty france, hahavita ny fianarako atsy ho a...
tohiny
novalian'i rasmanirina ny 25/11/2016 20:11
pimaso
(
01/03/2009 18:28)
le petrole decouvert à M/car entraine la crise 2009
c'est surtout le sous sol malgache ,et le petrole qui interesse tous ces vautours qui rodent autour de Madagascar '( Francais surtout)...
tohiny
ainaheri
(
01/03/2009 18:11)
MOMBAN'NY TOERANA NIAVIANA
Toa nasiana resaka teto io toerana nihaviana io fa tsy nisy tohiny intsony ilay izy,nanao ahoana ihany??...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/03/2009 15:37
pimaso
(
01/03/2009 18:07)
Tombotsoa ny firenena sy ny Malagasy rehetra
Sommet Africain
misy tombotsoa ponctuel azon'ny firenena aminio sommet io, ary koa misy tombotsoa MAHAritra izay ny vahoaka no MAHAZO AZY ao aoriana , ny tokony anotaniaao dia ny hoe:::: ny pource...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 20:47
ravalomanan
(
01/03/2009 17:57)
HO AN'NY VAHOAKA MALAGASY
Tompko lahy sy tompokovavy.
Ampanajana no hitenenako eto androany fa raha mbola mitohy ny fokorotanana dia handray adidy mafy aho ka mangataka aminareo mba hampitandrina an' i AndryRajoel.
Misao...
tohiny
novalian'i ndenn ny 01/03/2009 20:53
xxx
(
01/03/2009 17:29)
Visa Schengen (multivisa)
Misy namana iray tonga eto France avy nandalo tamina firenena iray eto Europe. Manana visa shengen (multivisa ) izy io ary mbola maharitraritra vao tapitra ny io visa io.
Amin'izao fotoana izao dia n...
tohiny
ainaheri
(
01/03/2009 16:57)
VAO 5ANS D'EFA MANATSATOK'ANTSY SAHADY
Mba ahoana loatra re rehefa lehibe,5 taona aza d'efa manao ny tsy tokony atao ; http://info.france2.fr/france/52025057-fr.php miala tsiny @ teny vahiny...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 06/03/2009 17:51
Jackychan
(
01/03/2009 16:56)
Esory ny solomaso mainty
Tsy ny fifanaratsiana be fahatany sy fifankahalàna ary fanomezana seza ireo politisiana tsy nahomby teo aloha akory no hampandroso ny malagasy sy fa ny asa hatrany. Misy dia misy ny soa vitan-dRavalo...
tohiny
novalian'i ravalomanan ny 01/03/2009 21:30
AnA
(
01/03/2009 16:13)
ny olana @ tgv
tsy azoko mihintsy ny fikan'tgv io! avy niresaka t@ membres ny ONU izy dia naniky ny hiverina hoe hidinika @ ravalomanana, ny ampitso indray anefa dia miova hevitra indray!
“Je ne serai pas à l...
tohiny
novalian'i ravalomanan ny 01/03/2009 18:46
Annie2006
(
01/03/2009 15:56)
Ra8: MAFIA international sy VAHOAKA MALAGASY
Tsy afa bela RA8 ka ny hitifitra sy hamono vahoaka ihany no solution farany hitany ka hijanonany eo @ fitondrana.
TSY manana saina hitondra fanjakana mihitsy RA8 fa kosa hiaro sy hifikitra mafy dia...
tohiny
novalian'i ndenn ny 01/03/2009 21:08
Annie2006
(
01/03/2009 15:08)
Ranjivason ve i kidorompamba?
Talanjona izahay toa tsy nahita intsony ny naman mavitrika kidoropamba. Marina fa dia misafotofoto be ny raharahampirenena ka sarotra ihany ny misera eto na dia liana amin'izany aza. Kanefa maagaga ah...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 19:12
sohitika2008
(
01/03/2009 14:15)
Mihazakazaka tratran'ny miadana
http://www.lepost.fr/article/2009/02/11/1420604_soutien-scolaire-la-lecon-de-l-ecole-finlandaise.html
...
tohiny
xxx
(
01/03/2009 13:52)
Mendrika ho gadraina izy
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49aa38e9d6c62#m49aa92651da8d...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 02/03/2009 12:17
zakilinina
(
01/03/2009 11:21)
Ao ambadik'izao ve ny Frantsay ?
Misy amintsika ve manana porofo na vaovao marim-pototra raha ao ambadik'izao korontam-be mandrava izao ny Frantsay ?...
tohiny
novalian'i belakely ny 02/03/2009 02:49
tsikivy01
(
01/03/2009 10:21)
Dia ahoana indray n manaraka ??? Inona no hotohin'ny tantara
Dia izany no fanontaniana mameno ny saina izao ? Inona no hiseho ? Hitohy ve ny dinika satria tsy nilaza mazava TGV omaly ? Ny fantatra dia hoe hitohy ny grevy. Ka tsy voahaja ny teny nifanomezana hoe...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 23:42
