ny olana @ tgv

1. AnA ( 01/03/2009 16:13)
tsy azoko mihintsy ny fikan'tgv io! avy niresaka t@ membres ny ONU izy dia naniky ny hiverina hoe hidinika @ ravalomanana, ny ampitso indray anefa dia miova hevitra indray!

“Je ne serai pas à la table des négociations”, a-t-il annoncé samedi soir à Reuters. “J’ai toujours dit que la population voulait un vrai changement pour Madagascar”

nefa efa nanaiky izy hoe hiverina eo @ table de discusion satria niverina Odon ? ka tsy ireo ao an-damosiny ve no mapirisika azy tsy hanaiky intsony?

2. yuka ( 01/03/2009 16:25)
Tsy mahagaga re izany a! tsy vao idray mandeha izy no tsy mitana ny teniny toy io fa efa mahazatra io.
angidina reny ka .....no mitazona ny lohany!
izany koa no antony iray mampihena ny panaraka azy angamba :D
3. xxx ( 01/03/2009 16:41)
entiny rongoniny misosa ireny ry ise a! normale be zany
4. pimaso ( 01/03/2009 18:18)
Nefa kosa mbà mieritrereta !!!! Tsy hadalàn'ny tany hafa anie no mihazakazaka manintona ny conférences internationales, ny colloques sns e !!!
Mety ao angamba ny tombotsoa direct : fahatongavan'ny olona sns... fa ny retombées indirectes mba jereo .
Nosy marina i Madagasikara ka tena jamba isika, marina e ! Mba jereo ny tombotsoan'ny firenena voisins mihazakazaka sommets internationaux : Maurice, Tanzanie, Kenya... Raha mankany Nairobi ianao na mankany Thailande dia misokatra ny masonao !
Madagascar est trop EXCLU de la vie politique et économique mondiale ; La visibilité obtenue avec les sommets, les accords qui s'ensuivent représentent une manne CONSIDERABLE pour TOUS LES SECTEURS CONFONDUS !!!
Tsy hadalàna anie ny salons du tourisme, ny colloques fruits tropicaux, ny sommets francophonie sns sns....
Sarotra ny manazava azy fa mba JEREO NY HAFA re tompoko ô !
5. ravalomanan ( 01/03/2009 18:46)
Raisiko ho mpanolotsainako ianao ry pimaso, misaotra misaotra. Raha toa anao daholo ny vahoaka handroso isika

Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354