HO AN'NY VAHOAKA MALAGASY

1. ravalomanan ( 01/03/2009 17:57)
Tompko lahy sy tompokovavy.

Ampanajana no hitenenako eto androany fa raha mbola mitohy ny fokorotanana dia handray adidy mafy aho ka mangataka aminareo mba hampitandrina an' i AndryRajoel.

Misaotra
Ny filoha 8-)
répondu par ndenn le 01/03/2009 20:53
2. lemenakely ( 01/03/2009 18:08)
n' importe quoi! :twisted:
3. pimaso ( 01/03/2009 18:12)
aona vitsivitsy izay dia miaina amin'ny crise financière izao tontolo izao izany hoe mihen-danja ny vola eto ka raha manana roapolo ianao omaly, lasa ariary folo iny anio, vokany tsy manana vola ny fanjakana madinika toy ny aty Afrika dia manjary mahantra be ireo firenena ireo ka tsy maintsy manao devaluation mahatsiravina entina mamoaka vola.
Ny zava-misy eto Madagascar dia zavatra hafa,
Noho ireo foto-drafitr'asa vahiny marobe eto amin'tsika ex: Sherrit, Rio tinto sns dia mbola nanana reserve de devise Betsaka ny Banque centrale hany ka tsy tena tsapa teto Madagascar io crise financière io, minoa ahy ianareo fa raha tsy teo ireo investissement be dia be ireo efa 50000Fmg izao ny Euro 1.

Ny zavatra tsy takatry ny Malagasy dia mampiditra vola vahiny marobe ho an'ny Malagasy io Sommet UA io, ary miaro azy amin'ny crise financière sangy indrisy
Ambany loatra ny fisainan'ny sasany ka tsy mahatakatra io probleme macro economique io fa VARY SY LAOKA ihany no ao andohany

vokatry ny fampianarana teto Mscar nandritra ny 30 taona ka manjary mirefarefa amin'ny tany ny fisainan'ny Malagasy dia tsy mijery lavitra mihitsy

ny raisonnement an'i Gasy izao hoe lalana ve azo ho anina tena mampalahelo

ary mba ovahy amin'izay ny toe-tsaina fa mampme nefa koa mampitomany

mibebaha ianareo ary ajanony amin'izay io fanompoan-tsampy rehetra io
4. xxx ( 01/03/2009 19:42)
Pimaso ihany no ravalomanana ny antony dia ireto : 1/- mampiasa teboka ( . )isaky ny maha vita phrase iray ! 2/ts mampias teny ARGO mihits iz ref manortr fa ten malagasy mazav !! na oe ten ts tong volan toy zao ataok zao zany, fa tena mazava tsara ny phrase n'ny pimaso sy ravalomanana (olona iray)


marina ve lets zan pimaso ??? ary vao miova fanoratra eo ialahy de tratra an !!! malhonnete
5. ndenn ( 01/03/2009 20:06)
Ara-dalàna ny fitsaran' ixxx ny @ izay .
6. Annie2006 ( 01/03/2009 20:30)
Efa 2 volana izay andry Rajoelina no tsy sahin'ny ravalo nosamborina. Tsy misy fahefana intsony akoatry ny HAMONO sy hitifitra vahoaka ity Ravalo ity. Fa misy farany io.
7. ndenn ( 01/03/2009 20:53)
Mbola sarotra ny hitsara izany ra annie 2006 ,mpanao politika anie ny mpitondra fa tsy saritsarin'olona mpandraharaha ,na commercial araky ny fitsaran' ny sasany azy hatramin'izay ô ,efa nomena ny toerana maha president azy izy fa tsy hoe nataotao fahatany ny fifidiananan azy t@ izany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0753