Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ni81
(
02/03/2009 13:26)
Fa ahoana loatra
http://fr.news.yahoo.com/55/20090302/tod-un-homme-se-rveille-avec-une-aiguill-17baed7.html...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 10/03/2009 23:24
haravel
(
02/03/2009 13:21)
tononkira "simba"
Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe SIMBA, misy oé simba ny fitiavako anao ô...
tohiny
almada
(
02/03/2009 13:06)
Fa aiza lay herin lay Andry mpampihorohoro
Mampalahelo lay zoky Andry fa nosoavalian'ny Dimosore politika dia zao no niafarany. Lay greve générale nolazaina aza zara raha misy olona 10 000 (iray alina) jereo anie ny gazety Midi (02/03/09) fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 15:50
lemenakely
(
02/03/2009 12:47)
Tsy azo atao intsony ny tery vay manta...
Ny fijeriko azy dia Tsara fanombohana ilay fitakiana nanomboka teny Ambohijatovo ,ary normal raha be ny olona tonga t@ ireny.Fa nony taty aoriana Kely dia hita fa trop ny fihoaram- pefy , ka nahatong...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 09:20
rohy
(
02/03/2009 12:20)
ilay sarin-dRavalo
ahoana marina moa ity fisandohana anarana sy fampiasana ny sarin-dravalo ato ity e? Sao de mba tokony hisy fepetra ihany fa filoham-pirenena anie izy eee?...
tohiny
novalian'i yuka ny 02/03/2009 15:19
ronaldo09
(
02/03/2009 12:12)
Kianjan’ny 13 mey - « Tsy maintsy mipoaka ny sarom - bilany
Niova nanomboka tamin’ny sabotsy lasa teo ny fomba fitondrana ny fitokonana eny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nambaran’ny Filohan’ny fahefana ambonin’ny tetezamita fa « manomboka anio dia e...
tohiny
novalian'i mampandrynyaina ny 22/04/2016 09:15
Noue
(
02/03/2009 11:45)
leo ny olona eee ! Vaovao androany
[b]rahefa tsisy kil oa dia tokony mba misaina tgv mba hajanona ity 13 Mai tsisy farany ity fa mijaly ny olona eee[/b]
[URL=http://img178.imageshack.us/my.php?image=tgv02mars2009134.jpg][IMG]http://...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/03/2009 11:20
hery
(
02/03/2009 10:11)
Voatery nosakanana
Miala tsiny fa voatery nosakanna tsy hiditra eto amin'ny forum serasera ireo namana izay tsy nanaraka ny fitsipika eto amin'ny serasera.org :-)
Nisy ny nisandoka anarana, nisandoka solonanarana, na...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/03/2009 15:36
penguin
(
02/03/2009 09:57)
Milliard ahoana ty azon'i TGV é ? Gazety androany
Anjaran'elah mpitokona indray no manazava misimisy satria tratran'ny olona ny seseseskkki nalefa ho an'i TGV ary navoakan'ny olona angazety androany na ny anaran'ny mpandefa na ny mpahazo. Avy any Fra...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:05
Rafahafahana
(
02/03/2009 09:13)
Ao ambadik'izao ve ny Frantsay sa iza no belazao?
Tsy manana toerana anie ny mpanao politika gasy aty frantsa é.
Ny fahantrana no ahafantarana an'i Madagasikara aty frantsa ireo mpanao politika taloha efa naloan'ny vahoaka ireo anie aty ka hoatran'...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 13:57
ari.malala
(
02/03/2009 08:52)
masika hono...
Miarahaba ny rehetra,
Ohatran'ny ahoana kay ny atao hoe olona masika? dia inona ny fomba ialana @ ilay fahasiahana? :oops: tsy zany mantsy fa tsy olona 1 no niteny tamko fa za hono masika, za nefa ...
tohiny
novalian'i soanja ny 05/03/2009 17:01
Oay
(
02/03/2009 08:35)
Maty ny prézida
Maty ny prézida an'i Guiné Bissao fa tsy ny an'i Madagasikara an!
Aza taitaitra fa toneo ny fo sao d tapaka ny lalan-drà....
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 03/03/2009 13:10
Luix
(
02/03/2009 08:17)
Transfert lyric
Manao ahoana é,
Mba saika hanontany ny tomponandraikitra ny Tonokira serasera.com:
-Azo atao ve ny mba mandefa ny Tonokira azoko atao any @ adiresy émail
hafa an'ny namako hafa????
...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 10:50
diamondra27
(
02/03/2009 07:45)
UA mbola hisy ve sa tsia
ahoana ny hiafaran'io hisy sa tsisy?
sa mbola hiandry an'i RAMBO sy tsingory hoe iza ihany no hahatafavoaka ny tunnel...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/03/2009 14:52
lemenakely
(
02/03/2009 07:23)
Ho aiza marina moa izany isika malagasy?
Ho aiza marina izany isika ireto?
Hanimba ny tanana ve? Ny fiainantsika ? Ny fiaraha- monina?...Sa hanome seza ireo mitady an izany .
Toa faux problèmes no betsaka dia hitarina sy havadika zavatr...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 11:15
ravatorano
(
02/03/2009 05:25)
Vita soa aman-tsara ny fambolena zanakazo !
:D Misaotra an'Andriamanitra Andriananahary nanome fotoana indray nahafahantsika nanatontosa ny fihaoanana izay natao hambolena zanakazo iny
Misaotra koa antsika namana rehetra tonga nandray anjara ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 23/03/2009 05:31
marobiby
(
02/03/2009 04:48)
Krizy 2009:Ny tena marina!"Fialonana ny mpitondra "
Satria:-Olona tantsaha no nahavita nampiharin-doha an'i M/car après 2002(foana ny trosa,foana ny krizim-bary,nitombo ny mpandraharaha na gasy na vahiny,fizahan-tany,miroborobo ny fampianarana,ny econ...
tohiny
novalian'i ratavao ny 06/03/2009 07:53
xxx
(
02/03/2009 00:33)
Tonga dia ny email nireo mpanao copie coller mits kendaina
[url]RAVA NY FORUM AMLE-COPIE COLLER IZAO NO TADIAVINAREO TSY MISY OLONA MIDITRA INTSONY ATO[/url]
[b]TONGA DE RAVA NY TSENA ATO FA METY TSY HITANDRAHERY ANGAMBA IRETO COPIE COLLER BEDEBE MIVERIN...
tohiny
novalian'i notron ny 02/03/2009 12:50
TEGEVE
(
01/03/2009 23:48)
manifestation devant l'ambassade malagasy Paris sabotsy teo
anaka andrywui sy batista007 niandry anareo tokoa rangorivao69 nilaza izy tamiko fa paika daholo ny fandrangitana ny pisera politlka eto ireny mba ahitany marina zay mijoro ho TGV fa hay ranamana io T...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 00:00
xxx
(
01/03/2009 23:35)
mitohy ny tolona greve maréchal illimité
Araka re teny @ 13mai dia mitohy ny tolona tsy atao hoe grevy general intsony izy dia fa aleo tonga dia atao hoe grevy marechal,satria tsy misy amboninin'ny marechel intsony,dia averina ho alaina indr...
tohiny
novalian'i andrywui ny 02/03/2009 11:50
