Fa aiza lay herin lay Andry mpampihorohoro

1. almada ( 02/03/2009 13:06)
Mampalahelo lay zoky Andry fa nosoavalian'ny Dimosore politika dia zao no niafarany. Lay greve générale nolazaina aza zara raha misy olona 10 000 (iray alina) jereo anie ny gazety Midi (02/03/09) fa tena hita ao ny habetsany fa amboarin'ilay mpiasa ao @ Viva sy Tv plus dia hoe... Dia lasa manao barrage eraky ny tanana indray e!
Andry a! miverena @ ben'ny tanànan'ny Telma @ Affiche sy ny Pub n'ny fa io no kapoakanao

Mirary soa




























































novalian'i xxx ny 02/03/2009 15:50
2. Annie2006 ( 02/03/2009 13:10)
Tsy misy herin'ny mpampihorohoro ange ANDRY TGV fa herin'ny fanavotam-pirenena. Diso ianao satria Ravalomanana indray ilay lazainao te hampihorohoro io.

Tsy ampy 10.000 (iray alina) hoy ianao? mifanaraha tsara ianaoreo amin'ny isa fa tsy izay indray no nolazain'ny namanao teo.

Hezaho aloha mitady olona folo (10) mba sahy manohana an'i Ravalomanana satria toa hamoritra ihany sy hamono ihany sisa no mba hain'i ledada.
3. tsinjo ( 02/03/2009 14:04)
ary lava tongotra i rawiwiwi a
rawiwiwi tany ho any eee:
Re: L'ARGENT DE LA DESTABILISATION, 1,002,000 $ signé pa José Vianey, un proche de l'amiral rouge ! ce n'est plus une rumeur !
Envoyé par: andrywui (Adresse IP journalisée)
Date: lun 2 mars 2009 13:13:11


ka hisy olona intsony eto Madagascar raha izao didy jadona be hisambotra ny vahoaka rehetra tsy mitovy hevitra aminao izao no hatao ???? izao ve de mba ho fahalalahana ??? DIDY JADONA BE sambory iry ,ireto ,retsy , fa tsy mitovy hevitra amitsika reo !!! tena zany no atao hoe zay adala no toa andrainy ka !! de otrizao mohitsy koa no ataondravalo sy ny lohany , gadrao any sambory ::"inona no hiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any !!....." zay adala no toa andrainy hono e !!!!!


4. TEGEVE ( 02/03/2009 15:20)
anaka tsinjo misaotra anao namoaka io voalaza io fa raha tsy izany dia nobedesiko i andrywui,tsy misy hijanona manda=rakizay eo @ fitondrana ka raha ny esprit revanchard,sy ny chasse à la sorciere dia aoka hijanona (l) (l)
5. xxx ( 02/03/2009 15:50)
Annie2006:

Tsy misy herin'ny mpampihorohoro ange ANDRY TGV fa herin'ny fanavotam-pirenena. Diso ianao satria Ravalomanana indray ilay lazainao te hampihorohoro io.



:^) Ohatran'ny mihorohoro @ ataon'ny ekipan'ny TGV ny ao Tanà raha tsy diso aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465