Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 03/03/2009 22:19)
ny famakiana baiboly
raha niresaka momba ny niandohana tao amin'ny FR2 ny pretra iray"FRANCOIS EUVE"jezoita izy ary fizisianina ihany koa no pretra.dia izao no nolazainy. raha profo no tadiavina hanamarinana ny niandohan... tohiny
salopard ( 03/03/2009 21:04)
Tsy nanambola hikotiana makorelina dia niray t@ KISOA
mafy le manjo le gasy e! miakatra be ny vidimpiainanana , 50 000 AR ny pasy 150 000 AR ny mitondra mody 300 000 AR toute position de tsy nanambola razoky dia izao ny niafarany, ndrôoooô...l... tohiny
captation ( 03/03/2009 21:04)
isika thésard mahatsiaro irery aty andafy na aiza na aiza
eto isika thésard mahatsiaro irery aty andafy , na aiza na aiza firenena ianarantsika no mamaky ny maha irery Safidy ry ireto ilay hanao doctorat na thèse aty ampitan-dranomasina , mandritry ny f... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/05/2009 20:12
shanti67 ( 03/03/2009 19:37)
Firy zay n maty hatram zay nitoloman'io TGVendrana io
Le iz oa ref ts voafehy le manodidina ts tokn hamorimor ol mints f mahakam. Lazaindry leron f Ra8n mpamon ol, kanef iz n nandef an ren ol ren ten Ambotsorohitra, tsy lery ian v e? Firy n mat ten Tam... tohiny
novalian'i essera ny 04/03/2009 09:14
heribary ( 03/03/2009 19:11)
fanontaniana
slt mba atoroy ahy oe ahoana no fomba fidirana ao @ tchat fa tena ts aiko mihitsy ny mandefa mesazy mba valio ra azo atao :( ... tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2009 20:39
endrika01 ( 03/03/2009 19:06)
MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolon... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/03/2009 17:20
endrika01 ( 03/03/2009 19:06)
MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolon... tohiny
Noue ( 03/03/2009 18:00)
ahoana ny fahitanareo an'ity ee ??
[b]Dans son discours Andry Rajoelina a reconnu que son mouvement s'essoufle sur Tana Andry Rajoelina aurait dit dans son discours de ce jour " si la manifestation s'arrête la, nous ( les ma... tohiny
novalian'i mion ny 04/03/2009 07:28
zama91 ( 03/03/2009 17:16)
autre methode
rehefa natao ny grevy general toa tsy nisy zavatr aniova akoatra ny cote popularité ny ra8 niakatra tao tana.@ grevy toa izao moa mba hanairana ny communauté international dia manainga ny tgv sy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:13
sitlo ( 03/03/2009 15:58)
Tsy hilamina intsony io
Ny vazaha mitsotsoka fa mihamafana ny andro. Ny gasy robaina ny doroina trano rehefa mba nihavelomboly.... tohiny
lemenakely ( 03/03/2009 15:57)
Tafiditra ao anatin ny EXTREMISME sy FANATISME ny gasy .
Lasa EXTREMISTES sy FANATISTES ny ankabeazan ny malagasy @ izao tsy tongatonga ho azy anefa izany fa misy antony maro Araka ny hevitrareo inona no antony ? :?: ... tohiny
novalian'i Andribe ny 03/03/2009 20:40
andrywui ( 03/03/2009 15:47)
ILAY MASININA HAFA KELY TGV TSARA TAREHY SADY MILOKO ORANGE
Ireo olona bedebe tonga teny am 13mei ireo ny TGV ireo !! mirifatra be !! mitsaky tsara ny frein -ny !!!! misy etage tsara tarehy be !! mandeha courant fa tsy mande lasatsy reraka otran TIM !!! zany ... tohiny
novalian'i Andribe ny 03/03/2009 20:15
Annie2006 ( 03/03/2009 15:47)
Lany vola sa tia kely Ravalo? Hetsik'ireo 4-mis rahampitso
Hamory 4-mis ao mahamasina Ravalo hiaro azy satria samy kanosa daholo ireo TIM ireo ka tsy misy sahy hiaro io jadona Ravalomanana io. Mbola hakanosana ihany koa: Vola notrosain'ny malagasy @ banque... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:52
xxx ( 03/03/2009 15:32)
ianareo reny mpisera eto
Miarahaba atsika daholo, bevoka zah, vao 2mois, ity no voalohany,te handoa foana, rera-dava, tsy misy zavtr vitako mihitsy,tsy misy sakafo tiako mihitsy, torimaso efa tsy tenenina, tsy te handeha2 miv... tohiny
novalian'i welie ny 26/03/2009 16:45
xxx ( 03/03/2009 15:24)
Ny vahaolana tena izy no tokony ho jerena
Rehefa misy famotehana na famonoina tiana atao dia tsy ny rambony sy ny tanany no tokony ho kapohina amin'ny barre à mine sy tapahina. Fa ny lohany avy hatrany no tokony atakena. :D ... tohiny
novalian'i Oay ny 03/03/2009 15:28
marobiby ( 03/03/2009 15:18)
HIAKA ANY AN'EFITRA
HIAKA ANY AN'EFITRA Efa nantsoina tsy nisy navahana Hatrany atsimo ka hatrany atsinanana Natao antso mafy hipàka ambovonana Ka nandre daholo ny hatrany am-piangon... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:56
hery ( 03/03/2009 14:56)
Hilamina ny forum politika raha...
Raha toa ka samy hatao mpandrindra ny dinika politika i andrywui sy i penguin :-) Sa ve tsy hisy hafatra intsony ity politika ity fa voafafandry zalahy daholo? :-p Na izany na tsy izany, ny sera... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 22:53
penguin ( 03/03/2009 14:36)
13 May: Asiana lakroa mainty hono ny tranon'ny TIM
Izany no mitady fahafahana ary nanangana kianjan'ny demokrasia. Tsy mbola mahazo fanjakana akory dia mila eny amin'ny 13 May kila fa asiana lakroa mainty hono ny tranon'izay mpikambana TIM. Ny mpitoko... tohiny
novalian'i yuka ny 04/03/2009 07:03
ifiona ( 03/03/2009 14:20)
Appel a la délation par les TGVistes, pire que les nazis
[Confirmation] : d’après le quotidien Les Nouvelles d’aujourd’hui: “Ceux qui se sont succédés pour prendre la parole ont chacun à leur manière encouragé les militants du mouvement à se ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2009 22:09
Noue ( 03/03/2009 14:13)
sao dia tafahoatra loatra zao ee ???
[b]14H05 : Andry Rajoelina a surpris en demandant de marquer de noir les domiciles des pros ravalomanana[/b] [b]D’après le quotidien malgache Les Nouvelles, durant leur intervention sur la pla... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5687