Tsy nanambola hikotiana makorelina dia niray t@ KISOA
1. salopard
(
03/03/2009 21:04)
mafy le manjo le gasy e! miakatra be ny vidimpiainanana ,
50 000 AR ny pasy
150 000 AR ny mitondra mody
300 000 AR toute position
de tsy nanambola razoky dia izao ny niafarany, ndrôoooô...leiry no voavetaveta fa tsy ny kisoa kosa e! ravalo no antony nampahantra an'i leiry teto, e!
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=473985
tsy ampy dôzy aoha fa sao misy any ry endrika05 a, sy andry ary noue a! tsy nisy appro. manko niakia ty,
sniFF....
tcoufff....tchouff....!
50 000 AR ny pasy
150 000 AR ny mitondra mody
300 000 AR toute position
de tsy nanambola razoky dia izao ny niafarany, ndrôoooô...leiry no voavetaveta fa tsy ny kisoa kosa e! ravalo no antony nampahantra an'i leiry teto, e!
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=473985
tsy ampy dôzy aoha fa sao misy any ry endrika05 a, sy andry ary noue a! tsy nisy appro. manko niakia ty,
sniFF....
tcoufff....tchouff....!
novalian'i Fahazavana ny 04/03/2009 23:27
2. xxx
(
03/03/2009 21:34)
INONA TY HADALANA NATAONALAH LETY RY SALOPARD ?? F'ANGAH DE TSY NISY SIPA MITSY ENY ANTANANANAREO LETY NO DE MANAONAO FOANA TAHAK'IZANY ELAH !! TSY MISAINA VE ELAH E
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
3. xxx
(
03/03/2009 21:42)
ha ! ha ! ha ! ha ! fa hay ve nedala iany io ee !!! gaigy ndray zany ra-xxx1 ka !! kobo be lery
4. xxx
(
03/03/2009 21:50)
rasalopard anie efa nikozy teto hoe ataon'ny zone rouge hono deriky nedala,f'angaha letia efa naton ela zone vert taloha dia mipasy doly ny kofa,ela ty misy tsy mazavazava,en plus ela @ alina vao misarigagigy eto :roll: :roll: :roll:
6. xxx
(
03/03/2009 21:56)
i rasalopard ihany anie hono iny lazain gazety midy iny eh,izay no nafamparany @ taranany hoe tandremo rankizy fa manomboka izaodia zone rouge ny voudiko :-D :-D :-D :-D mba tsy hisian'ny toy ireny intsony fa manala baraka ahy io =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. batista007
(
03/03/2009 22:01)
inona lesy ry salopard no hidiran'izany @ resaka politika ,aza mampime lesy eh kozy anie zany
10. salopard
(
03/03/2009 22:21)
inona lesy ry salopard no hidiran'izany @ resaka politika ,aza mampime lesy eh kozy anie zany
io razoky tenenina eto io, dia satria lafo ny tarif na call girl, tsy mananmbola leiry, resaka politika ny tsy ananany vola satria tsy an'asa razoky
dia nitifitra izay mba takan'ny basiny e!
sady manome tsiny an'lery aho, no mi-comprendre e!
maintennt tokony alain'ny tiko koa io marché manarandrindrina sy mijorojoro io, @ izay mba mihena ny vidin'ny service e! de tsy manaonao foana ny olona
aiza ka 300 000 AR ny toute position
de 2 000 000 AR ny forfait illimité de 21h30 ka hatramin'ny maraina, lafo beizany
sao misy an'le rano sy ala ary bozaka aman'ahitra aloha any e!
snif...
tchouf....
11. xxx
(
03/03/2009 22:43)
tsy manambola hitofirana call girl ela dia ny kisoan'olona no tofiron'ela fa io gratosy,poa poa masina manota fady ela fa mila atao zone vert ny fitombenan'ela poa poa :-D :-D :-D
12. xxx
(
03/03/2009 22:48)
Ny kisoa mifahy no betsaka fa omeko maimaipoana ho an'i salopard.Kozy zany ,@ izay dia afaka ho soloan' i salopard ny biby voavetaveta , miohatra ny vidin' ny zo n'olombelona voaloto .AH AH AH AH :lol: :lol: :lol: :lol:
13. batista007
(
03/03/2009 22:50)
tena mitaraina mafy salopard kle,andraso fa hitadiavoko sia ela eh :roll: :roll:
14. tafondro
(
03/03/2009 23:08)
K a isalopard anie mitady bozaka aman'ahitra sy rano sy ala é ,dia mba izay ihany no mba tena reven" ny akama sa tsy izany ?andefasako rarany sy raviny ary fotsy hatsatra i salopard rahampitso ,kôz vraie . :lol: :lol:
15. TEGEVE
(
03/03/2009 23:16)
anaka salopard mamoa fady ianao anaka ,aza kivy fa na sobika aza mana-tadrifiny (l) (l)
16. yuka
(
03/03/2009 23:43)
Nareo ato mahita atao mintsy kah!
dia ahoana zao raha bevoka le kisoa? :-D :-D :-D
dia ahoana zao raha bevoka le kisoa? :-D :-D :-D
17. tafondro
(
03/03/2009 23:56)
yuka:
Nareo ato mahita atao mintsy kah!
dia ahoana zao raha bevoka le kisoa? :-D :-D :-D
Dia ahoana moa fa mitombo iray ny isan' ny kisoaolona ?
=)) =))
18. yuka
(
04/03/2009 00:10)
dia entina etsy amin'ny 13MAI ve ilay zaza kisoaolona ry salopard???
dia mikabary hoe tsy rrrrrrarrrriny topokolahy sy topokovavy fa lafo loatra ny makourrrrrel ka tsy takatrin'ny vahoaka !
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
dia mikabary hoe tsy rrrrrrarrrriny topokolahy sy topokovavy fa lafo loatra ny makourrrrrel ka tsy takatrin'ny vahoaka !
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. BOYSGOSS
(
04/03/2009 06:41)
Mba tsy mahay mints le mpanoratra gazety, mbola ambodiomby ndray no lazainy nefa tokony ambodikisoa, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
20. xxx
(
04/03/2009 09:54)
MBOLA DISO IANY NY ANIALAHY :: FA AMBODY SALOPARD !!! HA HA AHA :-D :-D :-D :-D :-D :-D (l) =D> =D> =)) =)) =)) =)) =)) =))
