Tafiditra ao anatin ny EXTREMISME sy FANATISME ny gasy .
1. lemenakely
(
03/03/2009 15:57)
Lasa EXTREMISTES sy FANATISTES ny ankabeazan ny malagasy @ izao tsy tongatonga ho azy anefa izany fa misy antony maro
Araka ny hevitrareo inona no antony ? :?:
Araka ny hevitrareo inona no antony ? :?:
novalian'i Andribe ny 03/03/2009 20:40
3. lemenakely
(
03/03/2009 16:05)
TGV ve ? mety catalyseur ihany izy fa amiko tsy tena io no antony fa tokony hijery antécedents maromaro e
4. sitlo
(
03/03/2009 16:12)
Hay ve eh, efa hatry ny ela io ka.
ex-communiste nefa tsy nahazo tsara ny communisme. Mao, Staline, Castro no natao tahaka -> Ratsiraka.
Kanjo nofa Ratsiraka dia mitady ny hasolo azy. Dia rehefa voa mihilana dia mikomy indray mitady ny hasolo azy.
Firy amin'ny gasy no mahalala akory ny dikan'ny repoblika sns
Fa izao e, ny isavorovoroin-kilatoana.

5. lemenakely
(
03/03/2009 16:50)
sitlo:
Hay ve eh, efa hatry ny ela io ka.
ex-communiste nefa tsy nahazo tsara ny communisme. Mao, Staline, Castro no natao tahaka -> Ratsiraka.
Kanjo nofa Ratsiraka dia mitady ny hasolo azy. Dia rehefa voa mihilana dia mikomy indray mitady ny hasolo azy.
Firy amin'ny gasy no mahalala akory ny dikan'ny repoblika sns
Fa izao e, ny isavorovoroin-kilatoana.
Oui mety marina io fa ny fahitàko azy dia andao haka ohatra isika dia i HAITI izany ,misy tsy mampitovy azy fa misy koa ny itovizany .
Haïti dia samy mahalàla isika fa tany ao @ les CARAIBES ao ,izay 1ére republique noire ,nefa dia mahonena ny zava-misy any @ izao fa tena latsa-paka ao anatin ny fahantràna ilay firenena .
Nanomboka teo @ taona 1957 no tena nanomboka ny olana ,dia ny nitondràn ingahy FRANCOIS DUVALLIER izany,izay nampiasa ny atao hoe DIDY JADONA niarahany t@ ireo milices antsoina hoe tonton macoutes .
Nandimby azy ny zanany lahy JEAN CLAUDE DUVALLIER avy eo ary vao maika loza fa dia nanjàka ny gabo raraka sy ny RISORISO ,ary voatery éxilés ity ranamana ity
Tonga avy eo ny pére ARISTIDE ny taona 1991 ,nanatena ny olona HAITIANINA fa mpitondra fivavahana izy ity dia ho tsaratsara ny fiainana , dia vao maika loza koa kinanjo dia nazeran ny miaramila ihany koa
dia nandimby azy RENE PREVAL ny taona 1995 , dia tafaverina indray ingahy ARISTIDE ny taona 2000.Natao ny fifidianana ireo deputés ny 2002 avy eo dia be ny nilàza fa be hosoka , dia maro indray no nitaky ny fialàn i ARISTIDE ..
Dia azo lazaina fa potika tanteraka mihintsy ilay firenena HAITIANINA @ izao noho ity FANATISME ity .
Ka amiko dia misy séries d'erreurs ,misy fahadisoam-panantenana ,...no mahatonga azy ity dia lasa ANARCHIE no fiafaràny e ..
ity misy liens anakiray @ teny frantsay manazàva ny momba an i HAITi
http://structures.ac-martinique.fr/cdi/pages/histoirhaiti.htm
6. soanja
(
03/03/2009 16:53)
lemenakely:
Lasa EXTREMISTES sy FANATISTES ny ankabeazan ny malagasy @ izao tsy tongatonga ho azy anefa izany fa misy antony maro
Araka ny hevitrareo inona no antony ? :?:
Tsotra ny antony amiko.
Ny tsy fahampian'ny fanabeazana mifandanja amin'ny mahaolona.
Raha te hanana fiaraha-monina milamina dia mila atomboka amin'ny tsimoka ny fikarakarana dia tsy inona izany fa ny fitsimbinana ny mahaolona isanisany avy eo anivon'ilay fiaraha-monina iainany: fanabeazana feno hatrany ambohoka hatramin'ny fahafenoany taona hahitany mahiratra ny atao hoe fiainana.