Ny vahaolana tena izy no tokony ho jerena

1. xxx ( 03/03/2009 15:24)
Rehefa misy famotehana na famonoina tiana atao dia tsy ny rambony sy ny tanany no tokony ho kapohina amin'ny barre à mine sy tapahina. Fa ny lohany avy hatrany no tokony atakena.
:D
novalian'i Oay ny 03/03/2009 15:28
2. Oay ( 03/03/2009 15:28)
Marina izany fa ny mampalahelo d hevitra tsara tahaka izao d misarontava ny mpanolotra, eritrereto hono anie hoe misy milaza vao² ao @ Télé d manao burka é,Asehoy ny tarehy fa tsy misy maninn anao eo ary ho anareo mpampitahotra olona aleo mba hahazaka demokrasia fa ny hevitra samy manana ny azy ka tsy tokony hanaovana zanak'i kala hafa é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6267