Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
04/03/2009 18:23)
Iza no hanome tsiny ny herim-pamoretana?...
Atao ny dinidinika mba hisian ny marimaritra iraisana ,tonga na vahiny na ny tompo-tany , afa- nenina avokoa .
Navela haneho ny heviny malalaka eny @ 13 mai, naverina ny émetteur TV viva sy radio,...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 19:47
bazylou
(
04/03/2009 17:45)
hitan'ialahy isany ve ity ?
http://mialisenfout.hautetfort.com/tag/andry%20rajoelina...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 19:59
Noue
(
04/03/2009 17:34)
« J’ai décidé de rétablir l’ordre »
[b]En début de matinée, le président malgache était intervenu à la radio : « J’ai décidé de rétablir l’ordre », a-t-il dit, ajoutant que « les forces de sécurité et les magistrats all...
tohiny
novalian'i Zafimananadrazana ny 06/03/2009 06:10
Optik
(
04/03/2009 16:35)
Andry Radomelina,
Fampitandremana farany ny ahy ty ho an'i Andry Radomelina sy ry
Adiky Ramarosôn sy ry Dôlé-Dôlé-Maskita .........
Vonony ny entana sy ny valizy fa tsy maintsy hanainga daôly daôly laisany...
tohiny
novalian'i Optik ny 04/03/2009 20:21
Noue
(
04/03/2009 15:20)
Mgr Odon Marie Razanakolona
[b]Mgr Odon Marie Razanakolona, @ maha Mgr anao, fa naninona ianao no niala t@ fifandinihina, avy eo dia niverina indray ?? fa nisy inona marina ??
dia am-panajana anao, ny mba fanirian'ny olona ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:14
tanymasina
(
04/03/2009 15:00)
ANDRY RECTO SYLLA VERSO
Sylla no avoaboaka eny fa hoe mahavaha ny krizy politika ankehitriny. Iza moa i Sylla ?
Avy any Ste Marie izy. Isan’irony mbola miraiki-po amin’i Frantsa, mametraka an’i Ste Marie ho tany frant...
tohiny
novalian'i tafita ny 04/03/2009 20:41
naughtyboy
(
04/03/2009 14:57)
iza no ambadiky famongorana ankeriny aratafika hahazo anle8
En date de : Mar 3.3.09, francois ramaroson a écrit :
De: francois ramaroson
Objet: Nandray ity aho dia mizara
À: Undisclosed-Recipient@yahoo.com
Date: Mardi 3 Mars 2009, 7h...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 21:39
TEGEVE
(
04/03/2009 14:55)
ANTSO AVO HO AN'NY MPITOLONA TSY MAHAVOA KARAKARAO NY VISAS
ry anaka isany dieny mbola tsy tara dia karakarao ny visas-nareo fa tsy lasa io tolona loham-boto io (l) (l) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:18
Noue
(
04/03/2009 14:55)
aiza ianareo no miafina ???
[b]andry rajoelina, alain ramasoson, sy ny ekipanareo, aiza ianareo no miafina???
am-panajana anao ry Mgr Odon Marie Razanakolona, fa ianao no mba tian'ny olona hamaly io fanontaniana io[/b]...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:24
pimaso
(
04/03/2009 14:14)
vaovao rapitso
ndana mitsoaka daholo ny dahalo sisa tsy tratra
kely sisa ry vahoaka Malagasy
efa manao izay tsy tratrin 'ny heriny mihitsy ny tafik'antsika
ampio izy ireo fa indray manosika sisa
MALAGASY IRAY TS...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:25
kantokeli
(
04/03/2009 14:14)
Fa misy in hono eny Ambatobe ... ?
Tsis in in eny ambatobe alou hatramzao !!!
Fa raha azoko tsar ny adi-hev ato dia tena hadalana tanteraka ny fanarahana an'izy roalahy ireo, na RA8 zany na TGV. samy lela tsy ampy saina daoly reo ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:45
ronaldo09
(
04/03/2009 12:53)
Vaovao androany!!!
Alarobia 04 martsa 2009:
Tamin'ny 3 ora maraina niomana ny hirotsaka eny amin'ny 13 mai ny Miaramila 16 kamiao hanao zone rouge an'io kianja io
4 ora maraina:marim-pototra fa dia niatrana teny...
tohiny
novalian'i kitane ny 05/03/2009 06:06
tsimatimanota
(
04/03/2009 12:31)
anio ny visa farany handosiran 'ny jiolahy rehetra...
ndana fa mbola tsy tara
rapitso efa extermination
didy izany
ary haingana daholo
FIRE...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:49
njara2007
(
04/03/2009 12:22)
Ravalomanana no Filoha mahalatsaka indrindra.....
- Ra8 no filoham-pirenena tena mahalatsaka indrindra hatramin'izay naha tany an'ny Madagasikara.(MAP me)
- izy no filoha voalohany indrindra ka hoe bandy kely 34 taona d mahakorontana azy :-D :-D...
tohiny
novalian'i kasimodo ny 04/03/2009 15:14
essera
(
04/03/2009 12:04)
Aza manao ady kanosa manao pseudo (xxx) fa sahia
Asehoy le anarana fa maninona no mamely matahotra.
Tsy misy hazon-damosina
Asehoy ilay pseudo fa io aza ange efa fiafenana ny pseudo maika fa ny xxx rehefa hanoratra (mpanoratra : tsy lazaina) h...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 05/03/2009 07:23
penguin
(
04/03/2009 12:03)
Ravalomanana no Filoha miavaka ary tsara indrindra hatrizay
Samy nodinihana ny Filoha nifandimby saingy hita fa Ravalomanana no Filoha miavaka ary tsara indrindra hatrizay. Tao ny nitondra efa ho 24 taona saingy pahana tao ary hafa anjaran'ny sasany manazava a...
tohiny
novalian'i gasmlay ny 04/03/2009 13:09
andrywui
(
04/03/2009 11:59)
Tamin'ny Filoha 3: Ravalo no ts nahavoa indrindr! fa be oaoa
Avelao ozy nareo ny mpitrongy vao homana hiasa !!! hiasa de hikarama anlay 28euro ve ??? zay ve no mba valikasasarany HIMO be nataony 1volana de io !!!? de tsy mba mitsetra ve hianao ,tsy malael ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 17:14
xxx
(
04/03/2009 11:31)
Lsa nitsoaka tgv
lasa nitsoka tgv vao2 azo farany....
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:58
xxx
(
04/03/2009 11:28)
Mangataka mafy ny miaramila mbà hanafay ireo mpandroba..
Somary henjakenjana ny zava-misy eto ANTANANARIVO sy ny manodididna @ izao , nanome 15 andro ny mpitondra ny OUA mbà hamerenana @ laoniny ny fiainan ny olona indrindra eto ANTANANARIVO .
Hita sor...
tohiny
novalian'i mion ny 04/03/2009 12:58
essera
(
04/03/2009 11:16)
Naninona ny TV PLUS no tsy nisy nandoro
Izany ve dia mbola tsy fantatry ireto olona mivavaka masirasira ireto. Mba henoy tsara fa raha misy ny mpandefa vaovao tena demokratika dia tsy misy ohatra an'io fahitalavitra iray io. tsy miteny ny M...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 04/03/2009 13:02
