Naninona ny TV PLUS no tsy nisy nandoro
1. essera
(
04/03/2009 11:16)
Izany ve dia mbola tsy fantatry ireto olona mivavaka masirasira ireto. Mba henoy tsara fa raha misy ny mpandefa vaovao tena demokratika dia tsy misy ohatra an'io fahitalavitra iray io. tsy miteny ny MBS, RNM, VIVA, MADA, etc
Io no hitako station TV mba tena tokony télévision nationale fa tsy ny avy amin'i TGV na TIM. Jereo fa samy alefany daholo na ny avy any amin'ny Ra8 na ny avy any am TGV. Nefa naninona izy, na ny olona tsy nianatra sy tsy nandia fianarana aza raha vao mandre misy mahasosotra amin'ny reportage iray dia mivaly manaraka eo ny avy amin'ny ankilany ankafiziny.
Maninona Ra8 raha matoky valéran'azy raha omena antenne ireo mpanohitra ireo fa afaka manavaka izay tokony ho raisina sy tsy ho raisina ny mpihaino.
Bravo TV PLUS. Mahazo bisous be eo am takolaka ny redactrice en Chef-ny Onitina REALY. Dia mbola lazaivo fa arema ko ltia ireo. Asaivo averin'ny Nicolas RATSIMANDRESY tsara ny historique-ny TV plus. Ary anontanio anah rah tsy mahay fa io station io no tena PROFESSIONNEL amin'ny journalisme.

novalian'i ARINOFY ny 04/03/2009 13:02
2. xxx
(
04/03/2009 11:20)
namanay ve dia odoranay eh,ary matv toa tsy misy miresaka mihitsy e ny rta sy ny sisa
4. andrywui
(
04/03/2009 11:29)
salut letsy XL !!! ary akama vao2 ato elah a ?? tsy mba miarahaba ve lltsy fa tonga de bomba be no etinla !!
fa hono oa lety XL ny prenom anlah ve tsy misy oe Rangorivao na otrotrozany lety ?
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
fa hono oa lety XL ny prenom anlah ve tsy misy oe Rangorivao na otrotrozany lety ?
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
6. andrywui
(
04/03/2009 11:36)
iza moa le handoro ny VIVA sy TVplus zany ??? iza aminareo ?? ha ha ha de iza ko no oe hisambotra na hamita an'i Onitiana Realy ?? sa le Fiesta Ampefy milay be vitany ireny no mampalaelo anreo ?? mpilaza vaovao marina i Onitiana e! sady Mpanao gazety tsotra !! toko mandefa ny dian'ny Filoha reny koa izy ,fitokanana zavabita sns... ko samborina a samborina !!! aoka kely ty vava a!!!
7. essera
(
04/03/2009 11:43)
xl:
INJET SY VIVA DORANA FA TSY NY AN NY HAFA KOSA E
:idea: :idea: :idea:
Tsy afaka bacc enao raha izay no famalinao an'ilay izy. Tu me réponds à côté de la plaque. Sady hamaly an'i xxx no hamaly an'i xl.
Tsy matematika sarotra ilay izy fa hoe samy manana ny ligne rédactionnelle ny station tsirairay avy.
Ozy xxx oe nanin MATV sy RTA koa : d jereo ny vaovaon'i MATV fa tsy sahy tena mitsofoka manao analyse (ary aza ratsy saina rehefa miteny a hoe analyse d tena analyse). Tsy dia mifanalavitra amin'izay ny an'i RTA am lé 19h50.
Ho an'ny VIVA, MBS : Mazava be fa tsy maintsy izay nanorina no dradradradrainy ao.
Fa ho an'ny TVM sy RNM manokana : Na mahay ohatran'inona aza ny journaliste d efa fantatrareo fa efa ela dia ela no asaina manao marionnette ry zalah sisa. Raha nihaino tsara an i Johary Ravoajanahary ianareo vao may ny TVM dia nibaradaka mihitsy lery hoe : "Lesona ho antsika na ho an'ny mpitondra na ny mpanohitra na izahay mpampita vaovao izao (...)".
Zao nafindra eny Iavoloha mihits ange ny station RNM - TVM sao dia mbola misy bandy mitetika ny handoro eo indray.
Fehiny : raha Onitiana Realy no natao rédactrice en chef haino aman-jerim-panjakana dia tsy dia nisy korontana loatra. Mazotoa ange mijery INVITE DU ZOMA fa na iza na iza miditra ao mahazo felaka tehamaina kely sy bonbon fa tsy hoe interview "Saholimalala" (Mapmé bé fa ao anatin'ny fanontaniany daholo ny valiny hotenenin'ilay invité, ohatran'ny ankizy any am T2 no tia mijery an'azy).
8. karavasy
(
04/03/2009 11:48)
le Fiesta Ampefy aza mbola nasiso resaka sophie ratsiraka ka inona no mahagaga amin'ny TVPlus?
9. essera
(
04/03/2009 11:51)
nyavo2000:
I ONITIANA REALY LEITSY TGV a! TOKONY HO VITAINA IO FA TSY MISY ILANA AZY
Mameno an'ilay profil ao aza retsy mbola tsy hain-dry ka izay no tsy hanomezako tsiny an-dry. Te hiditra am'lé resaka fotsiny nefa jereo ao am profil ao oe :
Asa atao : miasa (fa iza no tsy miasa)
Faripahaizana : oniversite
fialamboly : sds
Ary tsy haiko na pelaka ela, na sarin-dahy indry. Fa etsy manao letsy tampoka indray.
Mianara mihitsy aloha na efa nahazoazo taona aza fa LASA AZAVAINA ELA BE MIHITSY LE RESAKA D AZONAO VETIVETY KELY
10. essera
(
04/03/2009 11:55)
karavasy:
le Fiesta Ampefy aza mbola nasiso resaka sophie ratsiraka ka inona no mahagaga amin'ny TVPlus?
Fa angah ltia voatery miankina am Ratsiraka, na Ravalomanana, na Andry TGV na mpanao politika vao afaka mi-organiser zavatra ny olona.
Lisany angamba le efa zatra mijapy isaky ny misy fety karakarain'oul.
Dia maninona ireo producteur rehetra eraky ny tanana ireo raha omen'lah anarana politika daholo.
11. rangorivao96
(
04/03/2009 12:20)
Tsy misy resaka Sophia ratsiraka ny fiesta ampefy fa herimpon'i Onitiana realy madiodio ny nanao azy ,izy aza vavy kely iny nahavita be otrireny (nitsinjaka otrn'ny kiva mihitsy nefa ianao tanny ) ka ra tsy mahavita ianao lehilah de mpetrah faza mialona azy eo ,, Onitiana Realy Vehivavy mahery Fo ,tsy mitsoak'ady , be Fandeferana ;, omena prix NOBEL izy !! satria efa miaraka aminay ato am TGV
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
12. essera
(
04/03/2009 12:25)
rangorivao96:

Tsy haiko na misy ifandraisana ity rangorivao96 sy ilay voaroaka teo aloha fa toa lasa nivadika TGV ndray lti elah nefa zah mits aza no nasaian'lah teo aloha satria nanao folara orange zay a.
Inona zan no tena adklé an lah sao d manao intrus.
Fa tsy misy idiran'n TV plus fa io tsy miandany io
13. ARINOFY
(
04/03/2009 12:37)
Ra ny momba ny invité de zoma alo de miaiky za fa tena tsy mijery loko politika i Onitiana R fa samy mahazo ny anjarany daholo zay tonga eo.Fa ireo journalistes mpitrandraka vaovao ao de tena hita fa mitanila be @ TGV.Raha mihaino @ fo tsy miangatra de hita mihitsy fa pro tgv ireo journalistes tv plus ireo.Refa manao commentaire ny resaka t@ 13 Mai izy ireo de itariny lava mihitsy de @ farany vao mody asiany oe araky ny fanambaran'ianona.Mba jereo ane ny commentaire nataon'izy ireo momba ny fihaonan'ny filoha Ravalomanana t@ ireo firaisamonim-pirenena.Naveriny mihitsy ilay fanitsiana nataon'ny filoha ilay solotena niteny oe "mampiasa hery" nefa tsy mba nalefany ny fisaorana nataon'ny filoha an'ireo solotena ireo.Betsaka ny zavatra miseho ao @ tv plus maneho fa pro tgv rizareo.Tokony ho professionnel ny journaliste fa tsy mamoaka ny loko politikany.
14. rangorivao96
(
04/03/2009 12:44)
ARINOFY matoa i TV plus tsy nodoran'ny olona otran MBS de manao ny marina izy miteny ny marina rehetra ts mitanila ! ka ny vaovao avoakany ao isan'andro de tena vao2 miaraka amin sary complet tsis fanamboarana mihuits ka tsy possible hitanila aminitsy na iroa zany izy ry ARINOFY fa hianao no tsy mahalala ! mahalala ny zavatra rehetra aho satria TIM taloha ka eto ampelatanako ny secret rehetra ao amzao aho lasa TGV izao
15. mion
(
04/03/2009 12:50)
Maninona Ra8 raha matoky valéran'azy raha omena antenne ireo mpanohitra ireo fa afaka manavaka izay tokony ho raisina sy tsy ho raisina ny mpihaino.
Ny mahagaga de mitsaotsaona ny vavan'ingahy Andry TGV oe mba omeo 3mn d'antenne ao @ RNM sy TVM.
Ko naninn no nodorana le teo Anosy ???
Mba menatra oa
16. ARINOFY
(
04/03/2009 13:02)
[quote=rangorivao96]
"matoa i TV plus tsy nodoran'ny olona otran MBS" :mazava be ane izany satria ireo olona mpialona ny fananan'ny filoha Ravalomanana no nandoro ny mbs e.Aona moa no handorany ny tv plus satria hita fa pro tgv ny journaliste ao.
"mahalala ny zavatra rehetra aho satria TIM taloha ka eto ampelatanako ny secret rehetra ao amzao aho lasa TGV izao":ianao aza mampiresaka eo fa tsy tim mihitsy ianao.Na ny pseudo ny rangorivao69 aza nangalarinao.