Vaovao androany!!!
1. ronaldo09
(
04/03/2009 12:53)
Alarobia 04 martsa 2009:
Tamin'ny 3 ora maraina niomana ny hirotsaka eny amin'ny 13 mai ny Miaramila 16 kamiao hanao zone rouge an'io kianja io
4 ora maraina:marim-pototra fa dia niatrana teny ny Emmonat
9 ora nanomboka tonga ny olona ary gaga nahita fa feno miaramila ny teny an-toerana
10 ora sy 15 min nanomboka tonga ny vahoaka ary nitoby teny Ambohijatovo, akaikin'ny Build Ramaros, ptt vitesse ,tohatohaban'ambondrona sy Antaninarenina
11 ora nanomboka nitsoaka ny biraony ireo lohandohany isaky ny minisitera
11 ora sy 30 min vohodidin'ny vahoaka ny miaramila ary ny tety ambohijatovo dia tokony ho teo ho eo amin'ny 3 alina teo ho eo ny mpitokona raha 15000 eo ny teny @ Ptte vitesse sy ny hafa
12 ora sy 15 min raikitra ny gidraka satria noteren'ny olona tao afovoany ireo miaramila avy ety @ ptite vitesse sy avy ery @ Build Ramarsn !
1ora sy 30 min vaky ny barazy tey amin'ny Build ramarsn ary nitsoaka nakany amin' JJ Raberaivelo ireo miaramila ka narahan'ny vahoaka
2 ora tonga ireo miaramila sasany ka nanenjika ny olona hatreny Ankazomanga ary nandrasan'ny olona saingy nanao dian-tana nihemotra
.......Amizao ora izao araka ny vaovao marim-pototra voaray dia tomefy olona ny eny @ manodidina ny 13 mey ary tery ao ampovoany ny miaramila!!!
Vaovao marim-pototra voaray ary mbola mitohy ny tantara!
Ny any Tolira dia mikabary ao amin'ny kianjan'ny Demokrasia ny Profesora Zafy ary vahoaka manodidina ny 4 alina eo ho eo no tonga ao mihaino azy !
Ambositra dia efa azon'ny vahoaka ny tanana ary efa miantrana eo anoloan'ny birao misy ny Region amoron'ny mania ny vahoaka eo ho zo @ 2 alina eo ho !!!
Tantara mitohy io fa andrasana nya rahampitso!!

novalian'i kitane ny 05/03/2009 06:06
2. rangorivao96
(
04/03/2009 12:58)
ha ha ha ha Merci Ronaldo an !! amle vaovao tsika !! aleo ho faizina tsara mihitsy ka !! heverindry zalahy fa efa lasa vitsy manko ny loa ! ny tsy fantany de refa miantso ny fivoriambe sy fiantsoana lehibe ny mpitarika de tonga mazoto sy bobaka be ndray ny olona bobaka beeeeee , betsaka , aminanaliny , amanapitrisany , marooooo !!! aiza penguin ,Yuka , tsimaty , .... aminio vao2 nentin'i Ronaldo anay io !! ha ha ha
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

4. gasmlay
(
04/03/2009 13:05)
tsra zany eh! 15 andro sisa no omen'ny OUA an ndra8, fa raha tsy milamina ny tany de tsy atao aty dago ny fivoriambe! rombohy fa tsy maintsy miala teo io eh!!
5. xxx
(
04/03/2009 13:10)
kou raha tsy paiso ny olona ko handaingan`elah amin`ny isan`ny olona tao Analakely , hahaha Vaovao tatasiaka Version Antsiva sy Viva am`lay mpandainga be marina ! Eny e , efa sakafo antoandro mihitsy moa nen`lisany ny lainga ka normal iany kay kah ! Ralavasanga sefon`lisany aza moa Mpandainga koa maika fa lisany !!!
6. a256011
(
04/03/2009 13:13)
Raha marina io vaovao io de mbola hitohy izany ny adin'ny MPAMONO TENA SY NY MPAMONO OLONA (Samy mpamono ihany fa ny cible no samy hafa).
Mazotoa daholo!
Mazotoa daholo!
7. NyMisaina
(
04/03/2009 13:41)
Fialam-boly ho an'ny tsy misy atao sns...sa...?
Maso mahita sy sofina mandre tsy voahodin-javatra hafa.
Spécialité tsy manaitra akory raha "ny fandaniam-potoana" fanaon'ny tgvistes.
Ho hita eo tokoa anie ny manaraka e!
----Dia maninona zao raha mba mitanisa soso-kevitra ho an'ny Fandriam-pahalemana no atao fa tsy mandany andro mitady lainga afafy? 'Reny anie mifototra amin'ny mpanome azy e!

8. rohy
(
04/03/2009 13:43)
az avela ntsony fa may volotratra. Iharan'ny hatezeram-bahoka
Miala RAVALO poain se to!!!!
ntsooooo!mipitrapitra kely ireto TIM sakaiza :@ :@

9. mion
(
04/03/2009 13:46)
ntsoooooo le isan'ol eo @ 13 mai, reny ihany sisa no zakan'ny vola an !!!
10. Mirananirina
(
04/03/2009 13:48)
Raha miala tokoa aloha Ra8 dia izahay tsy mila tgv mihitsy hitondra ny taninay e,fifidianana ihany no ady eo.
Fitondrana azo aminy makarakara io ka hivoaka aminy kilaodaoka e :lol: :lol: :lol:

11. gasmlay
(
04/03/2009 14:01)
raha miala tokoa hono ravalo!! nga efa mananotanona zany fialàna zany! ntsôooo!!
12. pimaso
(
04/03/2009 14:12)
Ho hita eo izay hitsoaka any andafy anatin'ny 15 andro e!
i mialy rajoelina iny efa lasa jusqu'a 2015
mimaste irery any tsiafahy any fa mianahanaha eo
dieny tsisy misambotra dia miala
conseil d'ami izany

13. Andribe
(
04/03/2009 14:13)
aleo rangaha hanaovako azy aaa raha za no eo raofiko daholo ny fanana de miala aho " taona fotsiny za no eo an :-D :-D :-D :-D :-D
14. TEGEVE
(
04/03/2009 14:52)
anaka ronaldo09, tsia anaka diso ianao isika dia mila mailo satria ho voasambotra daholo ,anatro ho anao anaka dia karakarao ny visas (l) (l)
16. xxx
(
04/03/2009 15:31)
Hoy i Yuka hoe :
tratra ianao fa ef niteny otranio ko tary ambany tary io lety andribe a
14. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-03-2009 15:55:28
Lohateny : Re : Vaovao androany!!!
voan' Androbe mariny io
tratra ianao fa ef niteny otranio ko tary ambany tary io lety andribe a
17. Optik
(
04/03/2009 16:22)
mmmmuuuiihhihi hi hi ha ha hahahahha!!
Ronaldo ndana mody any brezil am'zay fa tsy mahay manisa @ teny malagasy ise , tena afangaron'lah ny telo alina sy telonjato!!!!
De rah tena kôfa milay elah de mba ikarakarao visa long séjour any Brasilia i Andry Radomelina sy ry Dôlé-dôlé-maskita fa rah mbola mijanona aty manko reo ataonay kitoza !!!

18. xxx
(
04/03/2009 17:14)
Optik hihihihi ronaldo ve tsy afaka any moscou zany io raha mba ny satriny ve tsy hiala ao russie ao mafy anie manjo azy mitataindava ampijaliany russe ao
ato @ forum ato maneno otrany akolahy tehanaraka
raha tena lehila elà ry ronaldo modia aty dago manampy anireo oul ao @ 13mai reo fa aza manao vavany maty andrano ato miseo azy ho tena mahay polika nefa nul :-D :-D :-D :-D :-D : :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

19. fijo
(
04/03/2009 20:44)
ronaldo an,mampalahelo rah aise no mamatsy vaovao lainga toa io.raha te hanao politika ise,dien'izao,dia mihova,fa raha toa izao no fototra hitondrana le politika,tsy hisy firenena handroso mihintsy.
hialako tsiny fa torohevitra ny ahy
hialako tsiny fa torohevitra ny ahy
20. xxx
(
05/03/2009 05:24)
fijo aza omena tsiny lery fa efa mi depre @ fianana any moscou @ fampijaliana ataony russe azy ee eto izy mba afaka manala ny fony fa any russie izy tsy afaka miteny :-D :-D :-D :-D :-D :-D modia lesy ronaldo fa aza mampijaly tena any fa andao manatevidaharana manampy ireo mpandroba aty tana fa miandry anao ry zala ato :evil: :evil: