Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kantokeli, milahatra araka ny daty
kantokeli
(
16/03/2009 08:24)
Tononkira Klarys
miarahaba !
mba mangataka ny tononkiran'i Klarys le ho tia anao iny, le hira fanao amin'ny mariazy iny .
misaotra mialoha...
tohiny
kantokeli
(
04/03/2009 14:14)
Fa misy in hono eny Ambatobe ... ?
Tsis in in eny ambatobe alou hatramzao !!!
Fa raha azoko tsar ny adi-hev ato dia tena hadalana tanteraka ny fanarahana an'izy roalahy ireo, na RA8 zany na TGV. samy lela tsy ampy saina daoly reo ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:45
