Lsa nitsoaka tgv
2. xxx
(
04/03/2009 11:34)
nahazo 3millions d'euros omaly hariva dia efa eo hampikarakarana ny bagage sy ny sisa
4. andrywui
(
04/03/2009 11:39)
io ndray fa miteniteny foana otran takatra lereto !!!
:twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted:
:twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted:
5. karavasy
(
04/03/2009 11:42)
Tapaka làlandra andrywui hoy le akama ary. Mbola aiza no ahazo an'elahy isany.
6. essera
(
04/03/2009 11:45)
Ary lisany mihitsy izany no tena mpanely tsaho eto amin'ny tanana.
Zay lé manao intox. Lisany ange no tsy mahazaka an'io fa ny bandy ao tsara daholo e
Zay lé manao intox. Lisany ange no tsy mahazaka an'io fa ny bandy ao tsara daholo e
8. xxx
(
04/03/2009 11:57)
xl:
LASA NANGERY IZY FA NATAHOTRA
Azo atao tsara ny manala anao ato raha mbola mamerina ohatra izao ianao.
Misaotra mialoha.
10. andrywui
(
04/03/2009 12:12)
Tonga de peho any mitsy ra-hery fa aza hananana antra any reo TIM be teny ratsy reo a!! ataovy Rangoorivao -bis fa mety izy iany io !! de mbol mis ko ao ra-hery a! sa ve omena anao mits ny anarany ee ? ha ha ha ha VIVA TGV VIVA TV PLUS ha ha ha
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
12. Mirananirina
(
04/03/2009 14:12)
lasa nitsoaka aiza hono e,sa niafina fotsiny.Anaovandri-zareo fangalapiery eto isika marina moa.
13. xxx
(
04/03/2009 14:45)
lasa nitsoaka lery eh,matahotra mafy ny higadra,tsy mandry androamanalina
mbola hoaiza eo nefa
mbola hoaiza eo nefa
14. fijo
(
04/03/2009 20:58)
kay mora koditra toa izany nefa hoe "za mihintsy no hitarika ny hoeny iavoloha"