Ravalomanana no Filoha miavaka ary tsara indrindra hatrizay
1. penguin
(
04/03/2009 12:03)
Samy nodinihana ny Filoha nifandimby saingy hita fa Ravalomanana no Filoha miavaka ary tsara indrindra hatrizay. Tao ny nitondra efa ho 24 taona saingy pahana tao ary hafa anjaran'ny sasany manazava azy. Na izany aza nisy ny nihinana paisomanta tahakan'i zafy. hahaha
répondu par gasmlay le 04/03/2009 13:09
2. tsoraka
(
04/03/2009 12:06)
Izay no hanohizan-tsiaka ny dia. Ny akoho fataka lava sanga tsy ilaina fa malemy fantsy. Ry andrywui maika hiverina an-tanindrazana dia mamorona. Efa any Frantsa vao mitapy.
3. gasmlay
(
04/03/2009 12:27)
marina mitsy zany, tena i ra8 no niavaka indrindra, nahafaty olona betsaka indrindra,nangoron-karena be indrindra, marina ny an'i penguin!! =D> =D>
5. xxx
(
04/03/2009 12:51)
Tena marina izany,izy no tena niavaka t@ le ahafaty olona bobaka,dia nahazo karazana doctorat ihany koa ,izy izany no mahay indrindra satria doctorat telo :ny iray teny Ankatso,ny iray tany Abylenes ny iray tany Chine ,tena professeur mahiratra.
Vive ra8
Vive ra8
6. gasmlay
(
04/03/2009 13:09)
tsisy naharesy azy klou eh! izy no filoha nanana avion privé nahafahany nitety an'zao tontonlo zao,raha air mad ny an'sasany teo aloha!
