Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
essera ( 05/03/2009 11:44)
Nahazo loka Honoris GUINESS momba ny "NOMINATION" Ravalo
Arahabaina ny filoha hajaina Ravalomanana fa nahazo ny record mondial ao amin'ny livre GUINESS satria [b]tao anatin'ny fotoana fohy dia fohy dia nahavita ni-nominer olona anjatony[/b] izy ary nanala o... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:33
essera ( 05/03/2009 11:02)
Tsy resaka "SIFIRITY" ity fa resaka ADIDAS EMMONAT
[i][b]Lé magie ana rangers nivadika ho adidas ihany lti ty a.[/b][/i] Mapmé ange r zalah Ravalo, lé olona manaraka ato ambaniny rehetra koa sady marionette no apondra. Manomboka any am praimin... tohiny
novalian'i nanah01 ny 06/03/2009 05:12
ninice ( 05/03/2009 10:43)
dinika manokana
Za de mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana: ary tsy hoe hiditra fontsiny fa handray anjara mintsy.Nefa de ts mety tafiditra mitsy za sady tsy fantatro hoe pourquoi??? kA ASA MBA MISY AFAKA MILAZA... tohiny
KALACK ( 05/03/2009 10:09)
RESERVISTES 2009 ?
Mandeha be ny resakareo ato ry zandry kely ,fa efa manomana reservistes 2009 zany ny TGV hakana pouvoir ,ka tsy efa akaiky ve ry zandry kely isany ny farany raha izany ?... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:23
essera ( 05/03/2009 09:57)
Ravalo ô. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Tsy hitako mihitsy izay tsy itovizan'ny mahazo an-dra8 am ratsiraka. Ny fehim-potoana no tokony ho ho jerena na fohy2 kokoa na lavalava. Iza ilay niteny oe : miala fotsiny ianao d zay. Tao amin'ny... tohiny
a256011 ( 05/03/2009 09:38)
GREVE GENERALE
Grève générale Atsy La Réunion! Sahirana ny olona mihena ny pouvoir d'achat sns... Izay ilay nolazaiko. Na aiza na aiza eto ambonin'ity tany ity dia sahirana avokoa ny olona rehetra. Ka izay ma... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:26
xxx ( 05/03/2009 09:24)
bal populaire eny @ 13 mai
@ izao falasanany mptolona mahery fo izao dia hisy bal populaire eny @ 13mai miaraka ny tim sy polisy miaramila,zandary;..tsy vidimpidirana fa rakotra no ho tatazana hividianana aire fore one3. =)) =... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:27
mimioa ( 05/03/2009 09:22)
Farakely- hiran'i DAMA
Mba mangataka ny tondrom-peon 'ny hiran'i Dama : FARAKELY!!!!! de mba alefaso amin'ity adiresy mail ty azafady indrindra : zoumamiz@gmail.com misaotra mialo de ho tahin'Andriamanitra !! tchao... tohiny
novalian'i mimioa ny 10/03/2009 08:27
tataka ( 05/03/2009 09:21)
Na adidas na kiranillaaa, mila ahato ny fandrobana
Na adidas na kiranillaaa, mila ahato ny fandrobana. Mijaly ny olona raha sady may trano no very fanana, no very asa, no mbola rahonana. Tsy ny mpandroba ihany akory no avela hanjaka hoy ny akama atsy.... tohiny
novalian'i penguin ny 05/03/2009 13:04
essera ( 05/03/2009 09:01)
Vaovao lehibe : nahazo adidas ny EMMONAT.
Salama daholo a, Ahoana ny hevitry ny mpankasitraka ny fitondrana sy ny mpiandany amin'ny mpanohitra amin'ilay emmonat nisy nanao adidas omaly (dé lazaivo fa mandainga ndray). Mbola tsy nahita oh... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:34
penguin ( 05/03/2009 08:51)
Tsy fanjakan'ny mpandroba akory eto. Darohy mafy
Na iza hamorona hoe mpamono olona sy ny sisa dia manamafy ny mpanara-dàlana fa tsy fanjakan'ny baroa ny eto Madagasikara. Izay manao barofo tsy maintsy faizina ka mandrika ny mpitandro filaminana han... tohiny
novalian'i penguin ny 05/03/2009 13:42
andrywui ( 05/03/2009 08:50)
Mihomana aby fa ho avy any ny RESERVISTES 2009
Efa tsy honohono tsony zany fa ef mandé ny faangonana cny olona hanao reservistes ka mbol tsy nandeha akory ny antso defa 5000mahy ngodabe no namaly ha!ha!ha! iiiiéééé !!! reservistes mihitsy... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:30
tongologasy ( 05/03/2009 08:21)
mb mangatak n tondrom-peon hiran MIKA SY DAVIS ry reto an!!
mb mangatak n tondrom-peon hiran MIKA SY DAVIS ry reto an!! DE MBA ALEFASO AM TY ADRESS MAIL TY AZAFADY RAH TS MAHADISO: tongologasy@gmail.com misaotra mialo ôô ... tohiny
galloper ( 05/03/2009 08:05)
AZA DE MIHANAHA LOATRA RY ANDRY A!
zao sakanana ts avela ho ao @ 13 mai satria diso pacifique lotra de zao no vokany ary mety iafara @ tsy fahavitan'ny tolona io tsy fandraisana andraikitra io . Sao lahy lasa namono biby tsy nahafaty ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:45
ralalaina ( 05/03/2009 07:45)
NAMONO OLONA INDRAY RA8 OMALY
4 no maty tany ambositra,1 teto tana,izany no toetrany de mendrika ho filoha izy tsia ny valiny mamono no ainy fa tsy mamelona ... tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 16:36
Nanoumi ( 05/03/2009 07:39)
ay niserana iany ilay masoandroko
ba magatak ny tonokira ny isa 2,3 za manana.d alefaso@emailko ntsonita14@yahoo.fr na ataon ato ts blem.le mis oeay niserana iany ilay masoandroko :D ... tohiny
ralalaina ( 05/03/2009 07:22)
MITOHY NY TOLONA MANDRAM-PIALA AN DRA8
Diso hevitra daholo ry RA8 mianankavy ato @ forum raha nanantena hoe vita ny ady,vao manomboka izy izao,efa vory lanina daholo izao ny vahoaka eto tana ho eny @ 13 may,tsy manaiky intsony izany tsy ma... tohiny
madamakely ( 05/03/2009 07:09)
Andrywui
Mitenena lesy Andrywui fa heverin'ny olona resitondromaso ange isika e.... tohiny
novalian'i KALACK ny 05/03/2009 10:38
essera ( 05/03/2009 06:48)
Ny momba an'i TV PLUS
Hoy arinofy omaly hoe : [quote]12. Mpandefa : ARINOFY [ Valio ] 04-03-2009 13:37:32 Lohateny : Re : Naninona ny TV PLUS no tsy nisy nandoro Ra ny momba ny invité de zoma alo de miaiky za f... tohiny
novalian'i nanah01 ny 06/03/2009 05:28
mion ( 05/03/2009 06:42)
Appel d'offre: Andry Rajoelina Wanted mort ou vif
Enfin une bonne nouvelle, Même ces propres partisans affamés voudraient bien le capturer pour la somme qu'on propose. Sans citer des nombreux organismes indépendants paramilitaires et chasseurs d... tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.626