Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
essera ( 06/03/2009 05:31)
Fomba hanafoanana ny copie/coller
Atao taratasy misokatra izy ity : Azo atao tsara ange ny manafoana an'io Mr Hery tompon'andraikitra raha toa ka isaky ny mahazo focus ny contrôle iray dia desactivé ny ctrl + v sy ny contrôle + ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 21:57
soanja ( 06/03/2009 05:18)
Resaka kapoty/ fanabeazana aizana- hatraiza ny fetrany.
Na mbola tsy vita aza ilay resaka Etanizia dia aleo jerena indray ny hevintsika momba ity iraika lahy ity:[b]Ny fimailo[/b]. Ilaintsika ve io sa tsia??? Ekenao ve ny fanabeazana aizana tompoko? O... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:31
kb10 ( 06/03/2009 01:30)
Varina ny ambany maso,tsy mahita ny lavitra
De maninona zao ra mba miala mora2 mba ny hafa ndray no amitondra ny baolina,nyolona @izao tsa ra fanina!!!... tohiny
novalian'i ratavao ny 06/03/2009 06:52
xxx ( 05/03/2009 23:32)
misy ny manoeuvre de deversion tsy hita mihitsy copie coller
ps marobe ho fanina ,rahery oe iza amin'ireto de toute facon tsy manana droit hijery anio xxx io satria izay no lalana,dans l'ananonymat total rehefa misera2 toy itony.Mbola hoavy eo a partir 18h any... tohiny
novalian'i tsinjo ny 06/03/2009 06:11
zandikely ( 05/03/2009 23:13)
EMMO-NAT: Arrêtez-cette intervention stupide!
La descente des éléments de l’EMMO/NAT à Ambohipo s’est soldée part la mort d’une jeune fille et six blessés graves. « Elle était dans sa chambre quand le projectile a traversé le ... tohiny
tafondro ( 05/03/2009 23:08)
Copier et coller ?
C' est de la merde la copie coller quand même ,faut y voir quand çà colle pour de bon.C bon pour les chiottes .Ah ah ah ah ah ,Dégagez les casses culs ,1 pt c tout. :( ... tohiny
novalian'i tafondro ny 05/03/2009 23:55
bazylou ( 05/03/2009 22:57)
rehefa tsy hamely le lehibe
tsy amantsaina sy anti dahy isany ireo dia aleo idiran'ny bandy kely nytanana e!! leo soara :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 23:50
xxx ( 05/03/2009 21:53)
TSY MISY COPIE COLLER DEM1 TONTOLO
MAHAZO MISERA ABY ISIKA DEM1 FA TSY MISY COPIE COLLER MANOMBOKA @ 8H JUSQU'A 19H EO,MISAOTRA MIALOHA @ FIHARA MIASA MPANASO SONIA COPIE COLLER... tohiny
novalian'i tafondro ny 05/03/2009 23:51
zakilinina ( 05/03/2009 21:46)
Tsy isaky ny 10 taona ny korontana eto Madagasikara
Diso ireo mpandinika satria tamin'ity indray mitoraka ity dia naharitra 7 taona ny asa fanakorontanana 2002 - 2009. Mampalahelo satria voasakantsakana ny asam-panarenana. Misy tokoa ve olona faly dia ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 21:54
danibe ( 05/03/2009 21:37)
tgvra8
Hita @ fitenin'izy roalahy fa samy bandy2 aby ihany izy ireo. Jereo ane ny fomban'i tgv refa mikabary eo @ 13 mai e, na ao @ radio...fa ilay an-dra8 t@ fanombohan'ny grevy iny koa, hoy izy hoe, tsapao... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 21:55
Andribe ( 05/03/2009 21:18)
tokony hanao jadona ra8 sy hery raha izao no mitohy
tokony hanao jadona i ra8 sy hery raha izao no mitohy samborina izay manakorotana sakanana izay manao copier coller fohanana ny fitokonana sakanana ny copier coller... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 21:35
xxx ( 05/03/2009 20:28)
omeo an'i andrywui ny resaka politika dia hijanona ny copie
averena daholo ireo ps nezahanesorina tato nefamisy an'ireo no tsy nanao copie coller na nanaratsy teto dia nesorina,... tohiny
Noue ( 05/03/2009 20:05)
dia io indray ny copier-coller
tena tsy lasa intsony ity ry zareo aaa ! vao nisy dinika atsy ambadika http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b02cb4122e4 avy dia tsentsina be indray ka tsy afaka mamaly na mamaky d... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:38
xl ( 05/03/2009 19:54)
no limit African ...
Sommet Africain à Madagascar... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:55
fijo ( 05/03/2009 19:49)
sao dia tokony hovaina ny mpitantana ity resaka politika
toa ny mitranga any an tanana,dia misy manararaotra be koa ny resaka politika eto,ary mameno sy manakana ny hafa tsy hisera.ka asa izay tena antony,na ny tomponandraikitra no mamela azy,na ahoana ,f... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:30
xxx ( 05/03/2009 19:45)
En application de la loi n°78-75 du 6janvier 1978
hoe reste anonyme izay mpandefa message eto,donc tsy ara dalana raha fantatra'i rahery daholo izay ps ny mpandefa hafatra eto.... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 23:14
xxx ( 05/03/2009 19:31)
hamono olona indray
aiza indray no ho entina ho vonoina ny olona 19H00 : Andry Rajoelina sur Radio Antsiva : appel a une grande marche samedi à partir de la place du 13 mai ... tohiny
novalian'i Noue ny 05/03/2009 20:09
xxx ( 05/03/2009 18:54)
ny gasy aty ivelany
matetika eto amin'ity serasera ity dia ireo gasy mponina aty ivelany no miteniteny sy manoratroratra eto momba ny raharaha eto mada, nefa tsy mahita ny aty akory, aminy alalan'ny vavao sur le net no ... tohiny
bazylou ( 05/03/2009 18:42)
dia maninona anefa ny olona
raha milaza nyheviny sy manao izay fanehoan kevitra mazava?? hita be hoe dictature mandehandeha le ra8. Tsy ny gasy no tsy mahazaka demokrasi fa ny mpitondra no tsy mazaka demokrasia satria mpangalat... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:57
Roch ( 05/03/2009 17:43)
Herim-bôty no haindr8 de ampihariny, ny faharanitatsaina aiz
herim-bôtay tsy mba manana fomba hafa hitantanana ny firenena, 1-tsy mba manara-dalana 2-tsy à la hauteur @ toerany 3-tsy demkraty 4-tia tena sy tsy mba mety voky Tsy mba tokony hanao "preuve ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6813