dia io indray ny copier-coller

1. Noue ( 05/03/2009 20:05)
tena tsy lasa intsony ity ry zareo aaa ! vao nisy dinika atsy ambadika
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b02cb4122e4 avy dia tsentsina be indray ka tsy afaka mamaly na mamaky dinika ny olona fa lava be loatra ilay copier-coller ka inona no azo atao eee ???
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:38
2. xxx ( 05/03/2009 20:13)
eny anaka i Tegeve ihany anaka io (l) (l)
3. Noue ( 05/03/2009 21:04)
dia mifaraha ianareo ao fa tena mankaleo be io eee !!
4. xxx ( 05/03/2009 21:08)
fantatr'i hery daholo hono ny mpanao copie coller aleo esorina e ,
5. TEGEVE ( 05/03/2009 22:35)
anaka hery foano any daholo ny mpanao copie-coller na ireo zay namadika anay TGV ireo aza satria tsy izay mihintsy no nanirahana azy ireo (l) (l)
6. xxx ( 05/03/2009 22:38)
mody manetsikeloka ela an ,kobo t@ copie coller dia mody fanina zandrikely =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041