dia io indray ny copier-coller
1. Noue
(
05/03/2009 20:05)
tena tsy lasa intsony ity ry zareo aaa ! vao nisy dinika atsy ambadika
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b02cb4122e4 avy dia tsentsina be indray ka tsy afaka mamaly na mamaky dinika ny olona fa lava be loatra ilay copier-coller ka inona no azo atao eee ???

novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:38
5. TEGEVE
(
05/03/2009 22:35)
anaka hery foano any daholo ny mpanao copie-coller na ireo zay namadika anay TGV ireo aza satria tsy izay mihintsy no nanirahana azy ireo (l) (l)
6. xxx
(
05/03/2009 22:38)
mody manetsikeloka ela an ,kobo t@ copie coller dia mody fanina zandrikely =)) =)) =))