sao dia tokony hovaina ny mpitantana ity resaka politika
1. fijo
(
05/03/2009 19:49)
toa ny mitranga any an tanana,dia misy manararaotra be koa ny resaka politika eto,ary mameno sy manakana ny hafa tsy hisera.ka asa izay tena antony,na ny tomponandraikitra no mamela azy,na ahoana ,fa tsy mety satria manimba zavatra izao raha mitohy.
ka na avoaka ny PS io mandoto rano io,na esory izy.
na soloy izay hafaka hanaraka tsara ny eto ny mpiadraikitra fa tsy maharaka intsony
ka na avoaka ny PS io mandoto rano io,na esory izy.
na soloy izay hafaka hanaraka tsara ny eto ny mpiadraikitra fa tsy maharaka intsony
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:30
5. ainaheri
(
06/03/2009 04:29)
fijo:
toa ny mitranga any an tanana,dia misy manararaotra be koa ny resaka politika eto,ary mameno sy manakana ny hafa tsy hisera.ka asa izay tena antony,na ny tomponandraikitra no mamela azy,na ahoana ,fa tsy mety satria manimba zavatra izao raha mitohy.
ka na avoaka ny PS io mandoto rano io,na esory izy.
na soloy izay hafaka hanaraka tsara ny eto ny mpiadraikitra fa tsy maharaka intsony
Marina zany lefijo ee,fahitako azy tsy serieux zany ato @ sera² ee,fanalan'azy ny tena marina,izay te hikidaladala d miditra @ ity site ity....
Asa re inn ny fahazoan'ny sasany izany forum izany?? Ao ny mamafy lainga ,ao ny miteniteny foana,ny sasany moa d tsisy atao mandany andro manao copier coller.........Raha ny efa zatra mahita an'zao tsy maninona loatra,na dia mankaleo aza ny mahita azy,fa ny namana vao miditra(tena vao² io fa tsy misolo ps an),angamba d hanongo tena izy oe;aona kou zany bordelika ato zany?
Efa natao resaka ny mpanao copier coller d mbola misy manao ihany,ny antony?? Satrai tsy mandray ny andraikiny ny tompon'andraikitra,.......maninona raha bani-na tsotra zao izy d fantany tsara @ zay,sa matahotra ny ho very kil ny sera²?? Raha kil hanjary mou maninn...................
6. hery
(
06/03/2009 09:22)
:-)
Efa banni daholo izay fantatra fa manao copier-coller ka.
Tsy matahotra ho very kil ny serasera... velona foana ity t@ izahay mbola 200 fotsiny.
Fa ry tsy valahara mihitsy no mifindra ordi sy misoratra anarana be dia be.

7. xxx
(
06/03/2009 09:35)
tsy hitanao izany hery ny mpandefa copie coller eto an,omeko indice ianao bandymiasa cyber cafe ao @ 67ha =)) =)) =))
vao nijery ny ps ko rehetra aho fa mbola ato daholo ny soldat :-@ :-@ :-@
vao nijery ny ps ko rehetra aho fa mbola ato daholo ny soldat :-@ :-@ :-@
8. xxx
(
06/03/2009 09:40)
ny but anie ry hery tsy ahavery kil ny sera2 ,fa fanatsarana no tokony ho atao (l) (l) ,maminay ity site fa mba fanairana fosiny ireny rehetra ireny (l) (l)