Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Oay ( 05/03/2009 17:37)
Izao rehefa avo loatra ny fisainana
[img]http://www.madagate.com/politique/931-commandos-etranger-de-ravalomanana.html[/img] Mampalahelo fa tena voazanaka hatrany isika satria t@ andron'ny Frantsay d nalefa ny Sonegaly nandripaka ny Ma... tohiny
novalian'i xl ny 05/03/2009 19:58
KALACK ( 05/03/2009 17:17)
SEFO HERY IZA MARINA NO MPANAO COPIE COLLER
Mba ampahafataro anay eto amin'ny serasera mazava otran'ny[b] DEMOKRASIA[/b] mangarahara rasefo Hery zay tena manao le COPIE COLLER mba misy ahafantaranay azy --- [b] izay mankasitraka izany hevitr... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 00:21
xxx ( 05/03/2009 16:59)
anti-depresseur
Miarahaba anareo , Za nomeny dokotera anti-depresseur Seroplex , de novakiko le notice de bedebe mitsy le effet secondaire de matahotra za de tsy nohaniko le izy hatrizao , za nefa nomeny rdv aminy... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 19:07
andrywui ( 05/03/2009 16:40)
mampahafantatr n olona n mpanao copie coller ah fa tsy nanao
Norma be koa aloha fa tsy maintsy ny TGV foana no nitifitra olona ,TGV no namono olona , de TGV no nanao copie coller tato !! ieeéééé ! niantso ny olona sy nampahafantatra ny mpanao copie colle... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:30
lemenakely ( 05/03/2009 15:56)
Intifada hono e...Izany no ianarana nefa!..
Raha mba henoina ny resaky ry zalahy mpitoraka dia mianatra ny zava- misy ao @ Bande de gaza hono izany ry bandy.Dia ry foza orana palestiniens dia ny miaramila no israelianina .Nefa dia contexte tsy ... tohiny
novalian'i Andribe ny 05/03/2009 20:55
Noue ( 05/03/2009 15:46)
Tena tsy rariny zao !!!
tena isaorana aloha ny Emnonat sy mpitandro ny filaminana fa tena tafahoatra loatra ny ataon'ireo jiholamboto eee !!! :evil: :evil: :evil: [b]14:10 - Un groupe de voyous a attaqué le CEG Antan... tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 05:28
xl ( 05/03/2009 15:37)
death manetic . iza no manana?
Metallica : The Unforgiven III Merci... tohiny
novalian'i benasy ny 10/03/2009 09:34
TEGEVE ( 05/03/2009 14:55)
NY anaka namoafady andrywui NO MPANAO COPIE-COLLER
anaka andrywui efa fantatra izao fa andywui no panao copie-coller ,raiso ho ohatra izany fa tsy mila setrasetra ny sy fandrombana hatraty @ site ,toe-tsaina tsy mendrika ,tsy ho namana intsony ianao (... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 18:50
xxx ( 05/03/2009 14:37)
ALEFASO BETSAKA MIHITSY LE COPIE-COLLER TEZEVE A
Tsy mbola ampy io tezeve fa ataovy tena bedia be mihitsy a... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:56
KALACK ( 05/03/2009 14:29)
MAHATSIARO RESY NY TIM DE COPIE-COLLER NO HANALANA AZY
hita be izao fa resy amin'ny adi hevitra ato ny Tim de ny copi-coller sisa no handravany ny dinika,mbola aiza no hanaovan'ny Tgv anareo anefa ... tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 05:24
westlife ( 05/03/2009 14:08)
iza no tena mpirediredy ato?
za? ianao? izy? isika? ianareo? ireny? rajoelina [b]tonga soa[/b] ;-) ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 00:19
Mirananirina ( 05/03/2009 14:04)
Fa maninona Andriamanitra no mamono olona?????????
Nijery ilay film taminy NRJ12 omaly alina aho:Arche de Noé. Tantara marina ao aminy baiboly io.Ireo manota sy manompo sampy rehetra dia novonoiny daholo.Aiza ny famelakeloka izany??????????Tsy misy.... tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 03:44
TEGEVE ( 05/03/2009 13:47)
ROMOTRA BE NY TGV TAFATSOAKADIA COPIE-COLLER NY ADY EO
anaka isany zay tafatsoaka ianreo dia gurre de communication no ataovy ,zay ndray ny mots d'ordres navoakan'ny foibe ,ny tenako manokana moa dia tsy tia izany fanao izany raha copie-coller vendrana be... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:01
penguin ( 05/03/2009 13:45)
Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV
Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 14:46
bounany ( 05/03/2009 13:27)
aboridana hono
marina ve fa atsy ankoraotra hono de aboridan'ny miaramila ny vevav mifanena aminy!! vevav za no miteny ka hande hody za zao ka mba manontany eto !! misôtra e... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:36
kasimodo ( 05/03/2009 13:12)
Emmonat! tsara ny fandraisana andraikitra saingy....
Tsara lo le fandrain'andraikitry ny Emmonat eh!! mahatonga S kosa nefa na izany aza. Tokony mba avahany tsara mitsy hoe iretsy le mpitolona; sy mpandroba d iretsy le olon-tsotra fa aiza ve rangah vô ... tohiny
novalian'i kasimodo ny 05/03/2009 15:17
shoooter ( 05/03/2009 12:43)
Ohatran'izao zany ny mitranga rehefa tsy nahita fianarana ny
Ohatran'izao zany ny mitranga rehefa tsy nahita fianarana ny mpitondra amin'ny firenena anankiray, aleo ialana amin'izay ty resaka fanatisme sy tendance ty refa tonga ny fifidianana fa izay olona mana... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 14:31
xxx ( 05/03/2009 12:36)
Tratra i complet gris ! miandry confirmation...
Araka ny vaovao heno dia tratra i complét gris ,izy moa dia hita-poko hitam-pirenena fa tena commanditaire feno amin ireo jiolahimboto sy mpanendaka ka aleo haka saina any TSIAFAHY angamba fa mihoa-p... tohiny
novalian'i KALACK ny 05/03/2009 14:24
penguin ( 05/03/2009 12:34)
Zay tsy mahavita soloana. Nomination mandeha
Ny an'i andry TGVendrana aza nomination eny ankalamanjana ary milaza ny mibaiko ny Ministera rehetra koa tsy izany vé no tokony homena loka betsaka satria nahabaiko ny rehetra. Ireo ara-dàlana rehef... tohiny
novalian'i molota ny 05/03/2009 16:26
KALACK ( 05/03/2009 12:34)
Tonga dia esory ny Ps sy ny email n'ny mpanao copie-coller
Efa tsy mahatanty resaka eto intsony ny TIM fa resy foana amizay adihevitra de manao copie-coller be dia be ka mba mangataka ny tompon'andraikitra hanala azy tsy ho anisan'ny mpisera eto intsony izaha... tohiny
novalian'i essera ny 05/03/2009 13:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9085