mampahafantatr n olona n mpanao copie coller ah fa tsy nanao

1. andrywui ( 05/03/2009 16:40)
Norma be koa aloha fa tsy maintsy ny TGV foana no nitifitra olona ,TGV no namono olona , de TGV no nanao copie coller tato !! ieeéééé ! niantso ny olona sy nampahafantatra ny mpanao copie coller no,nanaoratako an'io fa tsy namporisika an'i tezeve hanao copie coller fa le izy hatramin'ny maraina tsisy manala mihitsy no nampiteny anay oe ataovy le copie coller ry tezeve a!! fa mivadika mihitsy le fahazahoan'ny sasany azy !! jamais tsy mifampiraharaha amin'ny TIM zahay !!
novalian'i xxx ny 05/03/2009 19:30
2. TEGEVE ( 05/03/2009 16:44)
anaka andrywui mila mifona ianao anaka @ io fanaovanao copie-coller io ,fanimbana site io fa ny eto dia raiso ho namana daholo ny mpisera na tsy mitovy ny opinion ny ts 1-1 (l) (l)
3. andrywui ( 05/03/2009 16:47)
Le copie coller tsy misy manala hatramin'ny maraina no mampiteny anay an'io hevitra eo ambany fa tsy famporisihaa azy mihitsy !! saingy na misy hafa mpanao anzany copie -c zany aza ato de zay amelezana ny TGV ihany !! ha ha ha aha tsy mampihetsi-bolomaso anay zany ee!!! efa mahazatra !!! ha ha aha !! vao manomboka isika ry zareo a ! mbola ho lava ny lalana fa politika ity !! sakafo mangatsiaka no betsaka aminio !! ho lava ny alina
4. Oay ( 05/03/2009 16:50)
TEGEVE:

anaka andrywui mila mifona ianao anaka @ io fanaovanao copie-coller io ,fanimbana site io fa ny eto dia raiso ho namana daholo ny mpisera na tsy mitovy ny opinion ny ts 1-1 (l) (l)

Tsara rehefa miverina eto ka miaro ny hevitr'elah elah ry andrywui.Ataovy ampanajana ny fomba fiady hevitra fa mahasoa izany.


5. TEGEVE ( 05/03/2009 16:52)
anakamamoatady andrywui aza dia misafoaka loatra fa fantatrao ihany fa manimba ny fahasalamano izany tanteraho anaka ny tolontsika (l) (l)
6. andrywui ( 05/03/2009 16:53)
Tezeve !! Teneno Ra-hery ary raha sahy manala an'io PS ko io izy ka manaporofo fa nanao copie coller tato aho na iray aza ! fa zavatra hafa agamba no mety hanalany an'io PS ko io ato !!!! fa nilaza ny fanaovanlah an'io copie coller io aho no nanaovako io hevitra io !! fa ny TGV koa anie efa zatra anizany e !! tsy mampihetsibolomaso anay ze mitranga eo lety ry tezeve a !! satri raha ny tokony ho izy de tsy tokony ho eo intsony ialahy raha ny marina tam copie coller nataonlah fa tokony ho efa voatsoka teo !!! nefa ialahy mbola eo ihany !! ha ha aha aha!! tsy maty manota ::!!!!!!!
7. gasmlay ( 05/03/2009 16:54)
hay tonga de hakanôgany be mitsy ny an-dry sefo!! ho haseho eto daholo zany ze manao xxx raha azoko tsara! maninona moa raha tonga de esorina fotsiny le hoe TSY LAZAINA, de samy vita eh!!
8. Mirananirina ( 05/03/2009 16:55)
jamais tsy mifampiraharaha amin'ny TIM zahay !!

Izaho aloha tsy TIM ary tsy tgv no tsy atoko politika hafa.
Fa tsy manaiky hatramin'ny farany ny ataonareo tgv.
Hitanareo tsara fa tsy azo atao ny miditra amin'izany zone rouge izany koa no mbola natao??????????
Eritrereto hoe hiditra ny maison blanche -dry Obama na Sarkozy ny mpigrevy?
Tsy adala ny vahoaka any akory,ka hanao izany.
Hita mihitsy izao fa ny olona no miady fa tsy mitady ny hahatsara sy hanampy an'i Gasikara.Atao izay hahazoana toerana dia bassss!!!!!!!!!!!!!!!!!!
9. TEGEVE ( 05/03/2009 17:03)
anaka andrywui izaho anaka teo tafiaraka t@ hery hitany tsara teo koa naninona ny tsy voasaka ,nefa tsy nety nivoaka ianao raha tsy efa lasa izy ,ary maninona ianao anaka no milaza fa zavatra hafa no mety hanakanany aanao ,ny mpanao ratsy ihany no mahana

anaka gasmlay manohana io hevitrao io ihany koa ny tenako

(l) (l)
10. Oay ( 05/03/2009 17:04)
Mirananirina:

jamais tsy mifampiraharaha amin'ny TIM zahay !!

Izaho aloha tsy TIM ary tsy tgv no tsy atoko politika hafa.
Fa tsy manaiky hatramin'ny farany ny ataonareo tgv.
Hitanareo tsara fa tsy azo atao ny miditra amin'izany zone rouge izany koa no mbola natao??????????
Eritrereto hoe hiditra ny maison blanche -dry Obama na Sarkozy ny mpigrevy?
Tsy adala ny vahoaka any akory,ka hanao izany.
Hita mihitsy izao fa ny olona no miady fa tsy mitady ny hahatsara sy hanampy an'i Gasikara.Atao izay hahazoana toerana dia bassss!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Mbola eto Madagasikara isika ry Mirananirina fa tsy any @ bekintana a!
Fanontaniana @ Mirana Mieritreritra ve i Mirana hoe rehefa vita ny deux mandats an'i Obama (raha mbola lany izy @ fanindroany an!) d refa vita ve ny deux mandats any d ovainy ny lalampanorenan'ny be kintana d afaka hirotsaka fanintelony izy? raha Tsia no valiny izay d aza ampitoviana ny tsy mitovy, izany akory tsy midika fa mety ny ataondry TGV fa tsy manana choix izy ireo d io no fomba satria tadidio anie fa ny filou afrikanina d 20 taona vao miala é! raha hiala é!
11. Noue ( 05/03/2009 17:06)
i TEGEVE koa anie tena mba clown mahintsiny eee ! na ny fanampin'anarany ao @ momba azy aza dia i wiwi :-D :-D :-D :-D :-D
12. ralalaina ( 05/03/2009 17:06)
Ty TEGEVE ty ngamba mana maina be loatra,tokony soloina ny PS ela fa manalambaraka olona fontsiny rehefa hita fa tsy maharesy ny TGV ny TIM ato de managalatra anarana no mba atao
13. andrywui ( 05/03/2009 17:08)
Na ho esorina aza ny RAIL ry Tezeve de mandeha foana ny Lamasinina !!!!
mbola ho tody izy fa miandry gara fa lava ny lalana!!! fa tsy mataho-dalana !!
ny hikarakaranay ireto Reservistes nay ireto aloh no mahamaika anay zao fa tsy ny fanodikodinana resultats
14. KALACK ( 05/03/2009 17:12)
O ra zandry andrywui a , niaraka teto tokoa isika tamin'ny maraina ary nahita tsara fa i TEZEVE no nanao io copie coller io nefa toa ianao indray ry zandry no voa fa le TEZEVE Tim tsy voakitika ,sao dia ilaina fanazavana amin'ny tomponandraikitra izany ry zandry kely ? ary sao dia ianao andrywui ihany anefa no nanao anlay copie coller ?
15. TEGEVE ( 05/03/2009 17:16)
anaka isany tohizo ny tolona fa ny vola mbola tsy tonga fa dia ataovy avec les moyens du bord ao klou e ary aza mamadika ny foibe intsony fa hateriko any @ ra-hery eo (l) (l)
16. Mirananirina ( 05/03/2009 17:20)
Hoy i Mirananirina:


Voalaza teo :
jamais tsy mifampiraharaha amin'ny TIM zahay !!

Izaho aloha tsy TIM ary tsy tgv no tsy atoko politika hafa.
Fa tsy manaiky hatramin'ny farany ny ataonareo tgv.
Hitanareo tsara fa tsy azo atao ny miditra amin'izany zone rouge izany koa no mbola natao??????????
Eritrereto hoe hiditra ny maison blanche -dry Obama na Sarkozy ny mpigrevy?
Tsy adala ny vahoaka any akory,ka hanao izany.
Hita mihitsy izao fa ny olona no miady fa tsy mitady ny hahatsara sy hanampy an'i Gasikara.Atao izay hahazoana toerana dia bassss!!!!!!!!!!!!!!!!!!


Mbola eto Madagasikara isika ry Mirananirina fa tsy any @ bekintana a!
Fanontaniana @ Mirana Mieritreritra ve i Mirana hoe rehefa vita ny deux mandats an'i Obama (raha mbola lany izy @ fanindroany an!) d refa vita ve ny deux mandats any d ovainy ny lalampanorenan'ny be kintana d afaka hirotsaka fanintelony izy? raha Tsia no valiny izay d aza ampitoviana ny tsy mitovy, izany akory tsy midika fa mety ny ataondry TGV fa tsy manana choix izy ireo d io no fomba satria tadidio anie fa ny filou afrikanina d 20 taona vao miala é! raha hiala é!

Inona aloha ny tianao tenenina hoe bekintana,ny fahazoako an'io manko dia hafa.Ka tsy izy irery no mandidy izany fa ny vahoaka koa.
Atao ny référendum dia hita izay lany,fa tsy afaka ny manapaka izany izy.
Toa izany koa isika gasy.Mangataka ny hanaovana référendum io.
17. KALACK ( 05/03/2009 17:39)
AVOAHY ARY NY LISITR'IREO MPANAO COPIE COLLER RASEFO FA MIANDRY NY VAHOAKA MPISERA NY HIVOAHAN'NY DEMOKRASIA
18. TEGEVE ( 05/03/2009 17:45)
anaka KALACK efa lasa nandositra lesy ny mpanao ratsy fa ianao zany koa taraiky be (l) (l)
19. KALACK ( 05/03/2009 17:46)


AVOAHY ARY NY LISITR'IREO MPANAO COPIE COLLER RASEFO FA MIANDRY NY VAHOAKA MPISERA NY HIVOAHAN'NY DEMOKRASIA



HO HITA ETO NY TAVAN'AROSONY
20. TEGEVE ( 05/03/2009 17:52)
anaka KALACK tondé KALACKTEO avy hatrany ireny fositra ireny (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2963