Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV
1. penguin
(
05/03/2009 13:45)
Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 14:46
2. rahiratra
(
05/03/2009 13:48)
Any @ faritany indray no mamokovoko ry zalahy ary tsy TGV intsony fa efa ny goaika antitra. Tsy ny tgvendrana no nitady ny tetezamita voalohany hoy ry zalahy.
3. yvonKEL
(
05/03/2009 14:12)
ka nendry zalahy anie efa lsa asa famelomam-bady aman-janaka le fanoherana lava reny sady misy mpamatsy vola be de raha tsy mihetsika de oen satry manotany action le tompom-bola
4. patrick2002
(
05/03/2009 14:13)
zany veh! manao heri-pamoretana izany sisa ny fitondrany Ravalo ,
Ka atao ahoana moa fa i Robert Mugabe aza mbola mijanona eo @ fitondrana efa ho 35 ans izay kou .
Izany hoe mbola tsy jadona no nataony Ravalo hatramin'izay fa izao vao tena hahita ny gasy ,ohatry ny any Birmanie sy ny any Zimbabwe . Dia miarahaba anareo mpanohana an'i Ravalo izany fa naharesy ianareo eh! =D> =D> =D>

5. TEGEVE
(
05/03/2009 14:19)
anaka patrick2002 ,tsy afaka mbola mihoraka isika satria izao vao manomboka ny fisamborana ny mpandroba (l) (l)
6. KALACK
(
05/03/2009 14:20)
Angaha misy poitika sy resaka hain'ny TIM intsony izao ry zandrykely fa na herim-pamoretana sy famonoan'olona, na manao copie coller ,zay sisa no mba fiadiany fa raha zay hevitra sy fifandaminana tsy misy atoko intsony ry zandry kely Tim ato fa lasan'ny Tgv ny Fandresena
7. TEGEVE
(
05/03/2009 14:46)
anaka KALACK ny vola avy frantsa hanaovana miaramila mbola tsy tonga,bola sarotra ho antsika izany (l) (l)