aboridana hono

1. bounany ( 05/03/2009 13:27)
marina ve fa atsy ankoraotra hono de aboridan'ny miaramila ny vevav mifanena aminy!! vevav za no miteny ka hande hody za zao ka mba manontany eto !! misôtra e
novalian'i xxx ny 05/03/2009 22:36
2. TEGEVE ( 05/03/2009 13:33)
anaka bounany aza matahotra ianao fa tsy manararaotra hoatranay TGV akory ireo miaramila ireo ,raha misy manabondana anao any dia tadidio fa mety pisoloky akanjo miaramila ,efa fombanay koa io na misoloky pseudo (l) (l)
3. xxx ( 05/03/2009 13:36)
anaka tegeve,ela ihany no manao copie coller eto dia mody bonaika be eo =)) =)) =))
4. bounany ( 05/03/2009 13:36)
sérieux nge zany e
5. essera ( 05/03/2009 13:37)
Tena azo antoka na tsy hitan'ny masoka aza izany madama fa minoa fotsiny ihany (Marka toko faha bla bla andininy fa bla bla bla).

Tsy mananihany aho fa enga anie ho tratran' ny caméra an-dry journaliste izany.

Tsy ny emmonat tena emmonat au grand complet ho'aho ireo fa misy bandy hafa mihitsy, ohatran'ny hoe mpitolana eo amin'ny 13 mai dia misy bandy sasany manararaotra ivelan'ny tolona.

Tandremo ihany ry emmonat sao dia ny anaranareo no haloto ohatran'ny handotoan'ny sasany ny fitakiana ny demokrasia.

Mijereva kely bouanany ao amin'ny sujet nosoratako hoe :
Vaovao lehibe : Nahazo adidas ny emmonat
Mbola mafana ilay vaovao ao ary be toro-hevitra ka dia mazotoa mamaky

6. penguin ( 05/03/2009 13:37)
Mandrava savorovoro sy mpamaky trano ny Miaramila fa fanasoketana izany.
7. xxx ( 05/03/2009 13:39)
omena anao anaka ny fitondrana (l) (l)
8. essera ( 05/03/2009 13:48)
penguin:

Mandrava savorovoro sy mpamaky trano ny Miaramila fa fanasoketana izany.


Ary naninona ry penguin ilay boay kely avy nianatra nataon'lé emmonat fopla maty daroka tam vodibasy iny (teo Antanimena omaly) ? penguin ve adala eh ? Tsy au grand complet ho'aho ny emmonat fa nakana renfort izay tsy ao anatiny mihitsy.

Ilay tsy ao anatiny ireo izay manaboridana izay satria sambany nahazo fahefana hisava olona sy hampiseho hery. Ny tena bandy emmonat hita eny ihany ny fihetsiny (mihenjana nefa tsy mampiseho fampiasan-kery amin'ny tsy antony").

Dia jereo tsara amin'ny télé izay fa misy am reo emmonat ireo mihitsy miteny tsotra hoe "miverina !!!, tsy azo aleha any !!!, etc...) diana manaraka ny oul. Fa misy le renfort tonga dia milako be fa tandremo zama ....


9. peta83 ( 05/03/2009 13:50)
de tsy hay tsony ty izy ry bounany fa d aleo mitandrina fotsiny ref eny andalana eny fa tsy misoratra @tarehy tsony hoe devoly ty sa anjely.Maro ry mpananararaotra fa za kosa alo tsy mahalala hoe TIM ty sa TGV e! courage fa za ko ary bola hody kouh!!
10. peta83 ( 05/03/2009 13:51)
de tsy hay tsony ty izy ry bounany fa d aleo mitandrina fotsiny ref eny andalana eny fa tsy misoratra @tarehy tsony hoe devoly ty sa anjely.Maro ry mpananararaotra fa za kosa alo tsy mahalala hoe TIM ty sa TGV e! courage fa za ko ary bola hody kouh!!
11. TEGEVE ( 05/03/2009 14:02)
anaka peta83 fadio fotsiny le provocation miseho be nono sy bebe sokatry ireny fa tian'ny jiolahim-boto ato aminay (l) (l)
12. patrick2002 ( 05/03/2009 14:19)
mitandrema ry Bounany ,fa izany no hatao hoe fahefana @ Ravalomananiste ,ianao mandeha milahatra eny @ palais presidentiel dia tofirina ianao ,
Ianao koa mandeha eny an-dalana dia haboridana ianao jerena fa sao dia misy foulard orange any anaty string nao .
Izany no hatao hoe fahefana ,ara-dalana fa manao ny asany ny fitondrana ,tsy nanaboridana izy fa manao fouille mitady foulard orange.
13. yvonKEL ( 05/03/2009 14:19)
tsy marina izany fe resaka ho fampitahorana oul fotsiny. nefa mitandrema ihany fa tsy kely lalana ny te hahazo fanjakan'ny baroa @ zay malalaka ny lalana hanao asa ratsy
14. TEGEVE ( 05/03/2009 14:27)
anaka patrick2002 tsy tgvendrana akory i Bounany ka harosotsika atao sorona, ary tgvendrana akory izy hitonotena ho mpadroba (l) (l)
15. KALACK ( 05/03/2009 14:33)
TEZEVE moa ry havana malala eto amin'ny Forum de namana tao amin'ny TGV ihany taloha fa navalan'ny maina dia io izy lasa nivaha , nipika , niporina soamatsara io , ka dia ialan-tsiny amzay voatonony eo fa adala tsika io ka hitafian-damba e
16. KALACK ( 05/03/2009 14:34)
alefaso ny copie-coller tezeve a
17. TEGEVE ( 05/03/2009 15:00)
anaka KALACK tsy mety ny manendrikendrika anaka (l) (l)
18. kasimodo ( 05/03/2009 15:21)
Mitandrema ry bounany fa tsy misy lo zany raha eto Ankorahotra; sao d hiaraka alo tsika f'za ko any no mody eh!! rehefa mahita emonat fotsiny enao d miala miala lavitra fa izy tsy manaboridana fa mitoraka baomba madatsa-dranomaso. :{ :{
19. Andribe ( 05/03/2009 21:02)
ho voadaka io tezevendrana io raha izao no mitohy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. TEGEVE ( 05/03/2009 22:11)
anaka Andribe mba mila mandinika ny tenanao ianao anaka ,
tsy mbola nisy loha-hevitra hatramin'izao mba nvoakanao afa tsy ny mitsikanikany sy mihomehy tany vaky,toa voan'ny Androbe sanatria akory (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.074