Intifada hono e...Izany no ianarana nefa!..

1. lemenakely ( 05/03/2009 15:56)
Raha mba henoina ny resaky ry zalahy mpitoraka dia mianatra ny zava- misy ao @ Bande de gaza hono izany ry bandy.Dia ry foza orana palestiniens dia ny miaramila no israelianina .Nefa dia contexte tsy mitovy.Tena olona mivika!

Porofo fa misy olona mibaiko azy ireto !..
novalian'i Andribe ny 05/03/2009 20:55
2. Mirananirina ( 05/03/2009 16:25)
:) :) :) Mampihomehy ahy koa ianao ry Lemenakely.Sao ary dia Irak sy Amérique e?
3. Noue ( 05/03/2009 16:35)
miseho azy mazana ireto jiolahy ireto eee ! tsss
4. yuka ( 05/03/2009 16:39)
tsy maintsy ho lefy reo rakizy aa! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. andrywui ( 05/03/2009 16:43)
Ary de hamoaka armes amzay ko ny TGV fa toa mandefitra manana ny rariny fotsiny ka ze tonga eo ko de rarafanay daholo !! satria zahay defa nandefitra foana ka atsanganay mihitsy ny RESERVISTES na iza ho faly na iza ho sosostra !!!! na hanao fomba rehetra hanalemena ny TGV aza de tsy maintsy mipoaka nysarombilany!!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. Oay ( 05/03/2009 16:44)
lemenakely:

Raha mba henoina ny resaky ry zalahy mpitoraka dia mianatra ny zava- misy ao @ Bande de gaza hono izany ry bandy.Dia ry foza orana palestiniens dia ny miaramila no israelianina .Nefa dia contexte tsy mitovy.Tena olona mivika!

Porofo fa misy olona mibaiko azy ireto !..

Voalohany aloha d hamafisiko fa za tsy manao grevy satria tsy mifanaraka @ fomba fijeriko ny fakana fanjakana atao eto Madagasikara.
Momba ny hoe contexte tsy mitovy,
Inona no ataon'ny Israelianina ao Palestine: Fankana ankeriny ny tanin'ny Palestinianina.
Tsy ry Ra8 ve no naka ankeriny ny tanin'olona tao Ambatondrazaka, Soanirariny sns!
Tsy mahazo miditra ao Gaza ny entana raha tsy mahazo alalana avy @ Israel.
D inona no nataon'i Ra8 tsy navelany niditra tao Madagasikara ny menaka hitandry 3frères, ny vary mora hitan'i Roland Ratsiraka.
Raha tsy hitanisa hafa tsy ireo aho ka ozy za hoe misy itovizany ihany klé.

7. Mirananirina ( 05/03/2009 16:45)
menace izany ???? :x :x :x :x
8. ralalaina ( 05/03/2009 16:53)
Olona devoly lesy iny ravalo iny saingy izy tsy misy tandroka sy rambo fontsiny,jereo anie ty mba toetrany e
9. Noue ( 05/03/2009 16:58)
ary tgvendrana mba inona eee ??? :^) :^) :^) :^) tsisy matahotra zay armes-nareo eto ry wiwi aaaa ! tsss !! zao ny vokany !! aleo mahintsiny samborin'ny armée any daholo fa mampijaly olona fotsiny eee !
10. andrywui ( 05/03/2009 17:02)
Tsy be resaka aloha zahay fa mbola hanofana ny Reservistes naay !!! FA RAHA IREO BANDY MPAMAKY TRANO SY MPANANARARAOTRA TEO AM 13 MEI IREO NDRAY DE AMPIHINANO MIHITSY RY MIARAMILA FA MANIMBA NY TOLONAY A


ANDRYWUI = Tsy vaky atreky
11. TEGEVE ( 05/03/2009 17:11)
anaka andywui tsara tokoa ny hitrao saingy ny sasany ihany fa raha tsy izany tsy hisy mpitolona inntsony ny ato @ foibe (l) (l)
12. ralalaina ( 05/03/2009 17:12)
TEGEVE = tokony any @ 18 no misy any ela fa tsy ato @ forum
13. KALACK ( 05/03/2009 17:30)
hoy i zandry kely andrywui oe:


Tsy be resaka aloha zahay fa mbola hanofana ny Reservistes naay !!! FA RAHA IREO BANDY MPAMAKY TRANO SY MPANANARARAOTRA TEO AM 13 MEI IREO NDRAY DE AMPIHINANO MIHITSY RY MIARAMILA FA MANIMBA NY TOLONAY A



marina mihitsy zany zandry fa ireo TIM mpananararaotra amin'y fandrobaa sy vaky trano no mahazo vahana amin'ny Tolona ataon'ny TGV ka sambory ry miaramila
14. TEGEVE ( 05/03/2009 17:43)
anaka KALACK tohizo ny tolontsika fa aza dia variana loatra ,voahozona tsy maintsy mamono baolina isika latsaka ankaterena ,sa amerina ny vola efa lany (l) (l)
15. KALACK ( 05/03/2009 17:48)
Hoy ralalaina oe :
ralalaina [ Valio ] 05-03-2009 18:12:59
Lohateny : Re : Intifada hono e...Izany no ianarana nefa!..
TEGEVE = tokony any @ 18 no misy any ela fa tsy ato @ forum



aza alefa any kosa ny zandrikelitsika tezeve fa mahonena izy
16. TEGEVE ( 05/03/2009 17:56)
anaka isany variana loatra isika zany fa hatsangano ny hevitra fa tsy manao loham-boto toa ny ralalaina (l) (l)
17. KALACK ( 05/03/2009 18:00)
zandry kely Ralalaina a Aza alefa any aminn'ny 18 araka ny teninao izany kosa ny zandrikelitsika tezeve fa mahonena izy
18. TEGEVE ( 05/03/2009 18:04)
anaka ralalaina sy anaka andrywui dia olona iray ihany ,niaraka nanjavona teo , ary tsisy sahy mamaly intsony ny fanontaniana,mazava be (l) (l)
19. patrick2002 ( 05/03/2009 19:07)
lemenakely:

Raha mba henoina ny resaky ry zalahy mpitoraka dia mianatra ny zava- misy ao @ Bande de gaza hono izany ry bandy.Dia ry foza orana palestiniens dia ny miaramila no israelianina .Nefa dia contexte tsy mitovy.Tena olona mivika!

Porofo fa misy olona mibaiko azy ireto !..



tena contexte tsy mitovy marina satria ny iray gasy ihany no mitady hamoritra ny gasy ,fa ny iray adiny jiosy sy ny arabo .
zay vao hahita Dictature ra-malagasy fa mbola tsy ampu anareo izay hoy Ravalo. homena anareo izany hoe inona no mitranga any Zimbabwe sy birmanie ,ary ny nitranga Tany allemangne t@ androny nazie :-D :-D :-D
Dia voalaminy Ravalo izany ny tanana =D> =D> =D> ,arabaina izany kou ,hilamina rahoviana hono.
20. fijo ( 05/03/2009 19:59)
rahovian aindray ny 13 mai ra wiwi an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0826