Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RAMESY
(
05/03/2009 05:38)
manana Anao
hira masina an'i GMMC d tadiavo any...
tohiny
xxx
(
05/03/2009 05:18)
Ny tsy ara- dalana indray no manangam- bovona!..
Mampihomehy sady mahamenatra ihany ny fanambaran ingahy PM de la rue publique Monja Roindefo : Milaza izy fa mampitandrina ireo mpisambotra fa mijery azy izao tontolo izao , efa fantatra ny mercenaire...
tohiny
novalian'i essera ny 05/03/2009 08:44
zandikely
(
05/03/2009 05:13)
Quand les armes parlent, le sang coule et la vie s'arrête,
L'inquiétude du Sénégal après la mort du président Vieira
Pour expliquer les violences de ces dernières heures, qui ont coûté la vie au président de la République et au chef d'état-ma...
tohiny
novalian'i kasimodo ny 05/03/2009 06:54
xxx
(
05/03/2009 00:41)
Aongany ny FFKM
Fa inona marina no ilana an'io FFKM io ?
Toa fositra ho an'ny firenena indray le izy. ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 05/03/2009 06:49
soanja
(
05/03/2009 00:41)
Sendotra lava
Maninona isika no mora sendotra ka hanangam-bovona lava rehefa mi-forum na amin'ny fiainana andavanandro?
Natao hifanazavana sy ifampianarana ary ahafantarana ny hafa anie ny Forum. Azo atao tsara t...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/03/2009 14:57
TEGEVE
(
05/03/2009 00:33)
TSY NISY NAHITA AN'I NAMANA andywui VE IANAREO
anaka isany saika nataoko tao @ sarimihetsika ny dinika satria komika be ranamana,saika tao @ resa-behivavy ihany koa satria miafina xxx foana ranamana,saika tetik'asa sy vinavina koa satria mitady s...
tohiny
novalian'i KALACK ny 05/03/2009 10:00
Fahazavana
(
05/03/2009 00:10)
MISY VE ANDRIAMANITRA FA MIKORONTANA FOANA I DAGO KELY
TENA MISY IZY RY MOUNGA BE A ! ary i guinol mpitory teny koa ndàna miverina mamaky ny teniny fa aza mirediredy ao @ moov ao , forom bordel no ao fa avy eto raha hitafa fa ity serasera ty no mihaja di...
tohiny
novalian'i Fahazavana ny 05/03/2009 08:53
xxx
(
05/03/2009 00:07)
lasa nitsoka any la reunion i TGV,tsy hono2 intsony
araka nolazainy pref de la reunion dia efa any la reunion i tgv sy ny minisitra maro2 .a confirmer...
tohiny
novalian'i narivony ny 05/03/2009 11:30
TEGEVE
(
04/03/2009 23:58)
MITADY CERTIFICAT D'HEBERGEMENT ,VIDINA LAFO TSY MANINONA ..
R y anaka isany mitady certificat d'hébergement na dia vidina lafo aza tsy maninona ,ho an'ireo mpamono ny tsy manan-tsiny
Tany @ ambasady maromaro teto an-drenivohitra ny tato @ foibe ,satria bets...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 00:02
xxx
(
04/03/2009 23:03)
Mila fisamborana faobe izy ity vao tena hilamina e!..
Hatramin ny nisamborana an i Ranjivason aloha dia niravina ny resaka fandoroana!Mazava iny
Fa ny fandrobana,ny herisetra, ny fafy lainga,ny barrages ,...Misy foza orana mpi commande ireny ka dia ao...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 23:53
zandikely
(
04/03/2009 21:47)
Fandraisana andraikitrin'ny EMMO-NAT
Hita be izao sahady ny tsy fahombiazan'ilay opération nataon'ireo EMMO-NAT. Lasa tanana guerriers ny tanana iray manontolo, lasa hifanenjehana daholo izao helakelatrano rehetra izao. Ohatrin'ny hoe...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 05/03/2009 14:54
boubie
(
04/03/2009 21:07)
firifiry voatahiry
mba mangataka ny tonon'ilay hira misy an'io firifiry voatahiry io aho an'iHenri Ratsimbazafy fa tsy haiko tsara ny lohateny...
tohiny
fijo
(
04/03/2009 21:05)
ratsivalaka
de mba ahoan aizany i nenitoa ratsivalaka ry zalahy???sa nisitrika koa iny?...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 21:48
Andribe
(
04/03/2009 20:54)
ahoana reo ndex tssss aza mizesta reo vonoina sa atao inona
aleo rangaha vonoina dahomo na atsipika any @ sisisny any aaaa aleo omena vola kely ra wiwiw de milamina :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i batista007 ny 04/03/2009 22:52
Optik
(
04/03/2009 20:11)
Vao² mahaliana be ! (zany ny afera ry zalah!!!)
[img]http://94.23.0.76/resize.php?img=20090304-21/BIG_56623-1429126-fefa16ac.jpg&h=381&w=579.9666666666666&q=85[/img]...
tohiny
novalian'i mion ny 05/03/2009 07:06
rabingogilabanga
(
04/03/2009 19:59)
Tsapao aloha ny herinao!(Prezida ravalomanana)
C'est une boutade , izay tsy tsara ho lazaina raha toa ka filoha ny tena, satria:
1)Tsy adversaire roa akory no mifanandrina, na dia eo aza ny hoe andaniny, sy ankilany, roa, na telo akory aza, fa...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 22:05
xxx
(
04/03/2009 19:50)
TSY MIERITRERITR NY HIALA ETO M/CAR RAJOELINA HATRAMZAO
Tsy mbol ao antsaina na visavisain'ny Tgv rehetra na i Andry Rajoelina zany hiala eto m/car ka handao ity tolona efa akaiky ho tafita ity zany ,mbola be ny adidy ho ataony h an'ny Tanindrazana ka rehe...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:15
sitlo
(
04/03/2009 19:33)
ny sipa gasy any eropa
Ianareo koa ve rehefa eny amoron-dranomasina mba tsy manao akanjo ambony?
Tamin'ny voaloha aho sadaikatra ihany fa nony zatra ohatra ny tsy koah ihany. Ilay reneny be ireny no manirikiry ny mijery ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 26/04/2009 10:47
pimaso
(
04/03/2009 18:36)
Tratra i Andry Rajoelina...
Direction TSIAFAHY rampitso
TAPITRA hoy aho
Misia be mokon doha eo ihany fa lisany TGV ato ireo efa hitanay daholo ny lava tranon lisany
Fampitandremana farany
AMEN...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 08:38
tsimatimanota
(
04/03/2009 18:29)
Tratra ...
Olona marobe no vavolombelona ity vaovao farany ity ary horakoraka, miampy ompa ary sioka sioka no nitsenan'ny vahoaka nanatrika izany fisamborana izany.
izao ve no niafarana, ilay nietraketraka, tsy...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 04/03/2009 22:45
