Fandraisana andraikitrin'ny EMMO-NAT

1. zandikely ( 04/03/2009 21:47)

Hita be izao sahady ny tsy fahombiazan'ilay opération nataon'ireo EMMO-NAT. Lasa tanana guerriers ny tanana iray manontolo, lasa hifanenjehana daholo izao helakelatrano rehetra izao. Ohatrin'ny hoe any Basora (Iraq ) zany ve ny elakelatrano sy ny lalana hifamezevezena.
Tsara ny fandraisana andraikitra, fa tsy maintsy mandinika tsara izay atao. Io méthode tahaka io dia hahomby mihitsy fa vao maika manakorontana, tena sarotra ny hiaro ny ain'olona amin'ireny.
Tsy misy afa-tsy ny fifanarahan'ny andanininy sy ny ankilany iany no vahaolana.
Raha tsy misy solution ao anatin'ny 15 jours anie dia efa mamoy ny fihaonan'ny OUA isika e.

2. patrick2002 ( 04/03/2009 22:38)
ka inona no azo atao, Ravalo tsy hiala ,fa efa miraraka aloha ny vola hanarama ny jeneraly sy ny kolonely ,fa izy indray dia tsy maintsy eo ,mitohy foana ny bizna ,f'angaha ianao tsy hividy vary na menaky ny Magro na mpanohana an'i TGV aza.
Izay no hataoko hoe mbola ho sarotra noho i Ratsiraka no hanala anio.
Mbola ho tonga ohatry ny Bassorah aza io.
3. zama91 ( 04/03/2009 22:51)
IO RAPATRICK 2002,TSY MAINTSY VITAINA TGV,IZAY IHANY NY SOLUTION POUR L'INSTANT
4. patrick2002 ( 04/03/2009 23:09)
tsy azoko tsy maintsy vitaina TGV ,sa vitainy TGV ?
ka raha ho potehina anie i TGV ,mety hisy Air bus mipoitra indray ,na mety hisy formule 1 ,hitsangana indray .
Iza moa no hanapo hoe Ravalo no nitondra ,ny AVI no nampatahotra ny fitondrany Ratsiraka t@ fotoan'androny ,fa nieritreritra ry Ratsiraka ,fa tsy hisy Olona tsy manana antoko-politika izany mety hitondra ny madagasikara ,nefa inona no teo ,
Ny marina dia leo an-Dratsiraka ny olona t@ fotoan'androny dia nifidy an'i Ravalo, aryu leo an-DRavalo ny malagasy dia miantsapy any @ TGV ,ka na hopotehina aza i TGV ,ny olona tsy hanaiky ny fitondrany Ravalo question de temps sisa io eo ,ary tsy maharitra 1 taona.
5. xxx ( 05/03/2009 00:00)
diso fijery be ianao raha nanaomboka ny tolona ten @ 13mai tsy ny fitakiana ny hialan'i ra8 no tena nadehanan'ny vahoaka teny fa ny vidimpiainana lafo,ny hisian'ny democratie,ny fanazavana deawoo ,aire force one 2,ahona ny fiafarany ,i tgv nandrahindraina indray vao maikamidiridiry mampatahotra,lasa pris en otage ny vahoaka,mino ve ianao fa hadinon'ny olon ny zavatra nataon'i tgv iny,vao maika aza nanafy ny fitondran'i ra8 ny grevy natao.
6. bozimanga ( 05/03/2009 06:08)
mafy orina ahoana ny fitondran'ny ra8 ry xxx ???
7. mion ( 05/03/2009 06:54)
bozy >>
ny zavatar nataon'i TGV rehetra ané ka tsy nisy nande t@ laoniny e, voafitaka ny mpanaraka azy, ny lainga etsy afafy, ny tsaho eroa dradradraina, tsy hita akory ze vita. Zao izy ity tsy sahy miseho masoandro, raha tia tanindrazana izy tsy ny olona nataony "Martiry" t@ halatra sy vaky trano ary teny ambotsirohitra. raha tena tia tanindrazana izy de sahy ary vonona ho martiry (le titre de martyr se mérite !!!). Nefa aiza leri zao? milevim-belona .

enao nga tsy naheno ny kabariny FARANY teo @ 13 Mai: tohizo hono ny tolona sans moi. kel culot

tadidio ito ohabolan'ny reni malala'ni TGV ito : "On ne crée rien sur du mensonge".
confirmer-ko : mafy orina ny fitondran'i Ra8
8. mion ( 05/03/2009 06:59)
en plus wanted mort ou vif leri @ zao ary vola be ny prime, ary ny titre ani andry tgv araka ny source azo tany @ INTERPOL dia terrorisme leri, sady accusé de génocide teo ambohitsorohitra no precursseur de guerre civil, mbola bdb ny chef d'inculpation anenjehina azy. ka na aiza na aiza, efa manaraka azy foana ireo chasseurs de primes na tsy gasy aza, indrindra fa ny sud af . Vive Madagascar, mort à la France
9. patrick2002 ( 05/03/2009 14:54)
tohizo hono ny tolona sans moi. kel culot

Ka efa mahafantatra izy fa tsy maintsy migadra na ho faty ,izay no mahatonga azy hiteny anio.
en plus wanted mort ou vif leri @ zao ary vola be ny prime, ary ny titre ani andry tgv araka ny source azo tany @ INTERPOL dia terrorisme leri, sady accusé de génocide teo ambohitsorohitra no precursseur de guerre civil,

Tsy haiko na mba inona ny niveau nao @ fianarana ,raha ny fijeriko azy ,dia mitovy @ Ravalomanana izany hoe CEPE ,fa tsy hanazava resaka lalana na droit de l'homme aminao izaho fa tsy hainao izany .
Tsy haiko aloha ianao na lehilahy na vehivavy ,fa raha vehivavy ianao ka misy mi-viol dia ilay lehilahy niteny anao miteny anao mitory anao fa maka fanahy azy ianao , dia izy ve no manana ny marina ,
Ohatry ny izany no azo lazaina ny teny Ambohitsirohitra ,i Andry nitaraka olona hilahatra eny @ Palais presidentiel indray no lazaina fa namono olona :roll: :roll: loza ,f"angaha ireo olona ireo niditra tao @ palais ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049